Artista sy Hira

lanissa ( 05/04/2007 02:23)
azafady re mba omeo ny tonon-kiran' i jean daps hoe faniriana raha misy mahay nareo. misaotra betsaka:)... tohiny
novalian'i rvn ny 07/04/2007 17:39
mmino ( 04/04/2007 18:20)
mba omeo tononkiran'i lalao rabesson ilay misy hoe: tiako ianao ekeko satria izany no fo tena tia... tohiny
novalian'i mandrak ny 04/04/2007 20:05
nyA ( 04/04/2007 12:34)
efa misokatra ho antsika izao ny takelaka misy azy manokana ka mba tsidio dia ravao sary sy hira ary dinidinika::lol:... tohiny
lanto ( 04/04/2007 11:47)
Tsy dia hoe mitady maika le tonony aho fa sendra nandalo tao an-tsaiko ity hira ity, misy hoe : Orokoro'olon-tiana sy tia lery e Omeko roa segondra ianareo.... Asa raha izay marina le tonony,... tohiny
novalian'i lanto ny 05/04/2007 06:46
Bita ( 03/04/2007 17:42)
Io indray ry sakaiza fa mba tena mila an'ity hiran'i Clema hoe: manino mamonomono biby valy valy, Biby nataon-janahary...... Biby havantsika,..... Aza mandrora miantsilany. Dia misaotra mialoha Biz a... tohiny
mmino ( 03/04/2007 16:39)
mba mitady ilay tonon'ny torinne e! ... tohiny
thya ( 03/04/2007 11:14)
Mbola tia dia hiran'i Firmin sy Melky... tohiny
novalian'i anjaran3 ny 05/04/2007 04:42
armel ( 03/04/2007 07:57)
atolotra ho an hery sy mika hoy armel ts manadino... tohiny
novalian'i kally ny 03/04/2007 15:18
randrilalainaa ( 02/04/2007 14:23)
salut! Mba mangataka hira rreto a! ilay "ventson'ny celibataire" n'i Njakatiana iny lay misy hoe tsy faka hijanona satria, mba rahoviana a,azafady zalahy fa ny foko mbola .... Merci beaucoup e! r... tohiny
novalian'i vegas ny 02/04/2007 17:02
Desperado ( 02/04/2007 14:20)
Mba mangataka ilay tono- kira -ny Tsimoka (Samy mamoy) iny izay mba manana... Raha tsy nilaza aho angamba dia diso Fa ianao no to mafiloha... Fitia avy ka atao risoriso ...(Hatreo ihany... tohiny
novalian'i herytdd ny 03/04/2007 19:26
leeyo ( 02/04/2007 13:31)
hirampivavahana tsara b... tohiny
novalian'i bidagda ny 11/04/2007 18:13
hery ( 02/04/2007 13:06)
Hitako misy hafatr'i Voahangy mpanakanto (Torabato miverina) ao amin'ny tononkira. Koa raha tsy poisson d'avril dia mino aho fa miaraka amintsika ao amin'ny tononkira tokoa i Voahangy. http://tononki... tohiny
novalian'i cutie ny 03/04/2007 22:34
sanga ( 02/04/2007 13:00)
Salama daholo. Mba te ahafantatra ny akon'ireo fampisehoana nataon'i Ricky tao CCAC sy CGM anie fa tsy teto an-toerana ny tenanay ô. Dia misaotra mialoha.:cry::cry::cry::cry:... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/04/2007 21:24
bazylou ( 01/04/2007 23:40)
mba resak 'et:-D:-Dtra koa ity marina an !! dia misy beatles petit fils koa ve?? tssssssss aza gasy nofa ihany ... tohiny
novalian'i kally ny 02/04/2007 15:16
malalarica ( 01/04/2007 18:18)
bjr mba te hahita ny clip sy ny tonony ny hira ny faffa rehetra aho fa g trouve pa sur internet.merci... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2007 18:26
Belly ( 01/04/2007 17:09)
http://ialy.ovh.org Ho an'ireo tsy naharaka loatra ireo infos momba ny toe-javatra misy any Dago dia jereo ao amin'ny "Infos sur Madagascar" ireo reportages kelikely des 5 derniers mois.... Ir... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/04/2007 19:00
lanto ( 01/04/2007 10:59)
Inty hoe ry zareo mba ahitsio sy fenoy : [i]Misy afo mivaivay Izay mba tokony hovonoina Nandoro ahy izay ela izay ka ilako anao Fo manam-pery anankiray Mba iriko raha tsaboinao Nampijaly ahy... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 19/04/2007 21:03
Laaloo ( 31/03/2007 16:53)
mpankafy mahaleo hatrany anaty tsinay mainty, mitady olona mitovy amiko hifampizara ny fitiavana azy ireo afaka mandefa direct any amin'ny adresse mail-ko koa eh! misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 20:18
sissizoa ( 31/03/2007 12:38)
zay manana ny tonon'ilay hira:tsara tsodrano "dadah sy nana" re mba zarazarao e!Misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2007 20:08
ravakarama ( 31/03/2007 10:45)
Mba mangataka ny tononkiran'i Lalao Rabeson mitondra ny lohateny hoe "sao adinonao"!misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/04/2007 01:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9756