Artista sy Hira

tomJoad ( 26/03/2007 11:10)
manakory aby namana eto, mba mihirahira sy mianatra mitendritendry , ka raha mba afaka ireo manan-talenta raha mba afa mampiditra ny tondrom-peo n'i 'raha mila fanampiana 'an 'i Mahaleo iny. Misaotr... tohiny
rafararano ( 26/03/2007 10:32)
Manao aona daolo e, Mba mitady rakikirandry xhi sy m'aa mpihira fahiny tam les année 70 so de misy manana e na vynil na k7 na koa aza en fichier misaotra mialoha ... tohiny
ratsy ( 26/03/2007 07:03)
ny lohaten'ilay hira tsy haiko fa misy an'izao lay izy hoe "hananao tokoa ny bika, ny endrika torak'izany, saingy toa nangatsika" ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 13:02
fimy ( 26/03/2007 06:10)
Angataka ny tonokiran i Pasteur Jocelyn Ranjarison Tiako ianao: misy oe tiako ianao nefa tsy ampy ny teniko d oe tonga aho ilaza fa tiako ianao... tohiny
malalabe ( 25/03/2007 22:34)
manao ahoana daholo ô! naheno ilay hiran'i Mireille vavaka teo dia tena faly tokoa, asa raha mba afaka atao eto@ Tranonkala ny tononkira? Mireille: Vavaka Misaotra indrindra Malalabe... tohiny
novalian'i cutie ny 27/03/2007 12:10
bodab ( 24/03/2007 17:37)
Mba mila ny tonon'io hira io ny tenako ra mba azo atao, na ny clip mits aza ramety e, mahafinaritra ahy mantsy izy io. Afaka alefa ao @ adress mail/ bodam_b@yahoo.fr. Msotra mialoha anareo ny tenako.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:02
mazavaloha ( 24/03/2007 08:17)
MAZAVALOHA "MADAGASCAR SPEAKS" www.myspace.com/mazavaloha www.myspace.com/ioanaymazavaloha misaotra ary mankafiza. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:02
miredareda ( 24/03/2007 03:01)
Sao dia misy manana tononkiran'i Eliane sy Emma, hira taloha lay hoe "na sarotra aza ny dia na mafy ny manjo, ... tsy haiko mantsy ny lohateniny Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:03
somima ( 23/03/2007 10:52)
inona ny hitriga de toujour mitsitsiky ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 13:32
moicoquillage ( 23/03/2007 10:40)
Ireto ny tonokira ny vavaka Fa ra mba misy mahafantatra ny ao ambandiky ny ireny ???? ireny de ameko bizou! sady bzou be mihintsy a!:-* "Vavaka" Rossy -Homeo anay ny saina to -ho entinay y atr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:04
tslem ( 23/03/2007 09:07)
iza moa ry reto no mihira an lé oe "siligaoma" , toy izao lé izy: indry sipa jejojejo io anie ataon'ny bandy siligaoma fotsiny ..................................................... manaraka ny fa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
xxx ( 23/03/2007 08:53)
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/samoela/video/x19gsc_samoela-sy-ramafahadrona-promo-sobi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
arajech ( 23/03/2007 08:04)
Karakory avy nareo sao mba misy manana tonokira an'i Rolf duo miaraka @ joba fa tsy fatako ilay joba Ny lohateny hira TSY OLON-DRATSY tao serasera.org aloha mariko eto fa tsy misy misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i mimosa ny 01/04/2007 13:58
somima ( 22/03/2007 19:32)
ity hira ity de atolotro zanaky sud est aty ivelany madagascar idridra teraky farafagana... tohiny
Bita ( 22/03/2007 18:34)
Io misy hoe: ise kely ihany no volamena De biz dahol e... tohiny
novalian'i Bita ny 27/03/2007 17:52
marcello ( 22/03/2007 17:06)
mba mangataka an(io tonon'kira io aho tompoko... tohiny
novalian'i hery ny 27/03/2014 11:23
julienrandria ( 22/03/2007 11:06)
IZAY MBA MANANA AN'IO TONONKIRA IO DIA EFA MISAOTRA MIALOHA SAHADY.... tohiny
jentilisa ( 22/03/2007 08:24)
Mba ahafahana maka an'i Scorpion eto Mada dia mila mividy tapakila any amin'ny CA BNI izay liana e! Ar70.000 hoe ny olon-droa amin'ny andro voalohany. Ny andro faharoa kosa Ar25.000 olon-dray kosa sam... tohiny
mignou ( 22/03/2007 06:17)
mba mangataka ny hiran'y Samanta sy kaya number one... tohiny
novalian'i mabloo ny 23/03/2007 09:09
Vahinala ( 21/03/2007 22:17)
Tsy haiko nareo fa za d babo tanteraka, na ny tononkira na le rythme, mety be amiko !... tohiny
novalian'i zoubelou ny 07/04/2007 15:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.175