Artista sy Hira

tsiaro7 ( 13/03/2007 09:46)
Toa mijanona eo amin'ny litera "F" fotsiny ny tononkira hita, sa izaho no tsy mahay mampiasa ny tranokala. Mba mangataka ny torohevitra e! Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tsiaro7 ny 16/03/2007 15:51
Bita ( 13/03/2007 08:36)
Hay, ka manahoana daholo indray? Fa ny aty d salama , tsy mba misy vao2 fa mba mila sopapa io indray lay izy: Tovovavy jefijefy, kala fa fetsifetsy...... ho any an-tsaha..........Lehilahy mody, lehila... tohiny
novalian'i Bita ny 20/03/2007 18:52
perfect ( 13/03/2007 04:36)
tsy haiko ny tena lohateny fa misy ilay hoe: "jesoa no miantso anao" raha tsy diso koa ary aho,mahafinaritra ialay hira ka mba mitady ny toniny ny tenanay e!hi an'izay manana... tohiny
trinity ( 12/03/2007 15:58)
iza no mba manana ilay iran'i max exeption ambiance à mahajanga misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:51
oldine ( 12/03/2007 15:13)
Mba ela no naniriako hifandray amin'ny NY RAILOVY saingy izao angamba vao mety hisy hevitra.Tsy ny mpiara-mihira ao ihany anefa fa mba mitady an'i RAINILOLA ihany koa sy ireo tia ny tarika indrindra f... tohiny
lapino ( 12/03/2007 13:14)
Sao dia mba misy mahafantatra kay ny anaran'ilay tarika nanao ny original tamin'ireny hiran'i Jocelyn Ranjarison ireny ? Mihira playback manko razoky, fa hirana tarika chorale miteny anglisy no nan... tohiny
novalian'i lapino ny 26/03/2007 15:22
zandrikely ( 11/03/2007 11:53)
misaotra ny mpikarakara fa afapo ny tary t@ jaojoby , na dia tara kely aza ny fanombohana dia nilay ihany fa ela be vao niala zala , masaka e ,manakasitraka ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 21:55
TsaTokanTsy ( 10/03/2007 12:52)
manaona daholo izao dia mitady a ni lyrics hira ni njakatiana "maloto" ka ramisy manana dia afaka manomea veh ? misaotra betsaka :D ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:37
Racreh ( 10/03/2007 11:06)
Mba mangataka ny tonony ze mba manana e? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2007 07:18
aparia ( 10/03/2007 08:00)
Mba azonareo omena ve azafady ny toniny. (hira fivavahana) Misaotra indrindra. Richard... tohiny
novalian'i Stretch ny 10/03/2007 08:37
patiadietrich ( 09/03/2007 23:17)
mba andefaso ny tononkira kole sereo raha mba misy. misaotra betsaka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 08:40
ghanot ( 09/03/2007 08:43)
Mba hangataka an'io hira io zay mba manana ny tonony e, Njakatiana no mivazo azy io ka "Ny fitiavana anao " no lohateniny , ary d misaotra indray e:twisted:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 09:19
maholisoa ( 08/03/2007 17:04)
Manao ahoana, Sao mba misy mahalala hoe aiza no azo vidina ilay CD vaovaon'i Lalatiana ??? (Vente par correspodence eto Frantsa raha mety) Mandrampihaona. Maholisoa... tohiny
novalian'i cutie ny 19/03/2007 16:35
xxx ( 08/03/2007 11:53)
mpihira:Melky lohatenin'ilay hira:Iza marina?... tohiny
xxx ( 08/03/2007 11:13)
Slt, Mba mangataka le hiran'i Tsiliva "i love you" sy i Mima "100%" ary Jaojoby " vambanao nomaly" anie zfd e. Mrc... tohiny
razfin ( 08/03/2007 00:18)
[b]Bold text[/b][b]Bold text[/b]Salama e! Misy fanotaniana ty raha tsy mahadiso! Nametraka teny tao @ hampiditra hevitra aho "hevitry ny namana" momba ny hira iray sy ny momba ilay mpihira, misy dis... tohiny
novalian'i razfin ny 08/03/2007 10:57
savo ( 07/03/2007 13:56)
Mba mangataka ilay tonon-kiran'i 13,2 hoe number one azafady.... tohiny
novalian'i fsj ny 08/03/2007 10:18
xxx ( 07/03/2007 13:06)
ao @ tranompokonolona Isotry...... tohiny
anselme999 ( 06/03/2007 11:54)
mba mila layhiran'ny Raboussa "Azafady" io no lohatniny... tohiny
floreoceane ( 06/03/2007 11:41)
Miarahaba anareo, Mba mangataka ny tononkira an'i Vanilla hoe "nankaiza" io izaho azafady fa dia mahafiaritra ahy izy io. Misoatra mialoha. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2007 06:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0795