Artista sy Hira

dores ( 01/03/2007 15:58)
mangataka tononkira Rossy ilay hoe "mbola tsy tafody foana"... tohiny
novalian'i Stretch ny 02/03/2007 18:08
pimaso ( 01/03/2007 14:55)
Pourquoi pas Iraimbilanja Zandriny : C'est plus téchnique, n'est pas chanson à texte ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 19:01
rambla ( 01/03/2007 09:38)
refrain: ikoto sa ikala, iza no mahalala mety ho iray mety hoa, tiako avokoa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 10:06
hery ( 28/02/2007 11:56)
Ho anareo izay te hividy an'ilay VCD VAovaon'i Mima (Avec toi 100%) dia ireto no toerana ahafahana mividy azy. VCD BAZAR BE 10, rue du 14-Juillet 94 270 Kremlin-Bicêtre Tél: 01 46 58 15 64 ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 15:30
yvrand ( 28/02/2007 08:09)
Mba mangataka ny tononkira aminio aho izay manana, misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/02/2007 08:29
poopie ( 27/02/2007 13:21)
Manahoana nareo, Raha mba misy aminareo re mba manana ny tonon'ylai hira hoe" Ray o apetrako aminao ny fiainako tontolo izao Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao Amin'izao fianako izao t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2007 16:12
papala ( 27/02/2007 13:20)
sao de mba misy mahay nlay tononkira hirain'ny tarika VHF ; hiran'ny lanitra e? de misaotra mialoha=((=((=((... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2007 16:12
crilou ( 26/02/2007 10:30)
Sao dia mba misy manana ny tononkira ny "mainte", hira avy any Toliara, na ilay version voalohany na ilay version an'i Rajery? aiko fa ao anati'nilay pochette de CD an'i Rajery ny tononkira fa tsy ana... tohiny
tsiafoi1 ( 26/02/2007 06:15)
Mitady mafy tononkiran'i Bodo misy ilay hoe :"Tsy maninona raha toa ka fanirian'iray tsy to, tsy isika no mandahatra mialoha..." Tsy haiko ny lohateny fa hira efa tranainy be izy io fa tena tiako be... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/03/2007 11:23
tambawaks ( 26/02/2007 05:54)
:evil:zé mba manana anle ody fitia an Ifanihy ô!^:^:-D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/02/2007 11:23
randrialain ( 25/02/2007 19:28)
mba managataka tonokira an'i vola sy noro, anjavidy ,sy ilay hoe fantatro ianao fa malahelo mitady hitomany, misaotra indrindra e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 07:44
randrialain ( 25/02/2007 18:04)
mangataka ny hiran'i vola sy noro, ny lohateny DINA... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 18:24
Bita ( 25/02/2007 17:38)
Lamozika Tsy misy manaratsiratsy lamozikè! Tsy misy manambanimbany lamozika Fa lamozika jolie Ianao mankafy... tohiny
novalian'i Ccdz ny 22/08/2023 21:50
huitcentsix ( 25/02/2007 15:46)
Mitady mafy ny tonon'ny ity hira ity aho, ny titre tsy dia sûr loatra aho hoe marina, "ny voadiko" ny fiantombohany angamba no moramora aminareo kokoa ny hafantatra azy : "Izao no voady, izay hata... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 18:59
atyan ( 25/02/2007 15:24)
ah enfin... de la fraicheur... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 18:27
team ( 25/02/2007 10:11)
Mba mitady ny tononkiran'i tarika Ambondrona "Hijery anao" asafady indrindra. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 11:02
xxx ( 25/02/2007 09:17)
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1aqly_ao-ambany-sosety... tohiny
novalian'i Stretch ny 28/02/2007 18:54
oli ( 25/02/2007 09:08)
be loha ela boussa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 18:59
tharavelo ( 23/02/2007 21:12)
miangavy raha mba misy mahay io hira io tsy fantatro na diso natsia no nanoratako lay mpihira fa t@ tel no nanomezana ahy io ka tsy d azoko tsara misaotra mialoha... tohiny
DODABE ( 23/02/2007 14:11)
Inona kay moa ny lohatenin'ilay hira misy hoe "Fotoana fohy na herinandro angamba izay no teto mahajnaga izahay" dia mba mangataka an'io za raha misy manana miampy ny mpihira; tiko le hira fa tsisy ha... tohiny
novalian'i cutie ny 28/02/2007 21:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8237