Artista sy Hira

xxx ( 15/05/2007 12:16)
izaho mba maniry hahay hitendry ireny hira atao hoe "tendry gasy" ireny @ piano , sao mba misy afaka hanampy ahy . Misy naoty ve izy ireny sa dia intuitif fotsiny ? Ohatra afindrafindrao, kalon'ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 19:02
bezestah ( 15/05/2007 10:50)
Miarahab e!Mba mangataka ity hiraity raha mba misy mahay e.Msotra tompoko !... tohiny
novalian'i fanoly ny 19/05/2007 04:22
potakely ( 15/05/2007 08:31)
Misy olona manana ny tonon'kira milaza hoe : "INONA NO ANTENAINAO" ? Fils d'Adeline no mihira azy. Merci... tohiny
novalian'i potakely ny 23/05/2007 05:59
wize ( 15/05/2007 07:21)
slt mba mangataka ilay tonokiran'iBodo hira gasy ilay izy manao hoe: leo manao ny marina mba ilaiko maika a azo atao efa nijery ireo tononkirany iany zako ao amin'ilay misy ny hirany fa tsy misy mihin... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2007 07:52
wize ( 14/05/2007 05:58)
mba mangataka ilay tononkiran'i Bodo ilay hoe: leo manao ny marina( hira gasy io) azafady ra mety ilaiko maika de mba alefoso @ le mailako misaotra tompoko... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 05:56
anjac ( 14/05/2007 05:27)
Mba mangataka an'le tononkiran'i rebika "tonga ilay malalany " ze mba mahay e! vol1 na vol2 angamba no misy azy iny.... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 18/05/2007 23:00
mazavaloha ( 14/05/2007 03:12)
http://phobos.apple.com/WebObjects/MZStore.woa/wa/viewAlbum?id=12017 ALAIVO EO NY ORONAN-KIRA voalohany navoakan' IO Anay. Arenesanao an' i Tessa, Mazavaloha, RaDoda, Olombelona Ricky, Vonoafo, Lou... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 07:31
bidagda ( 13/05/2007 21:47)
ity indray no angatahiko rainay oh! tselatra hanao karaoke tsinona zay @ zoma zao zay no mahatonga ahy mitady tononkira misaotra dieny mialo e!... tohiny
novalian'i bidagda ny 15/05/2007 19:17
bidagda ( 12/05/2007 21:39)
sao mba misy manana ny tonon'ny [TAMBITAMBY LAVA] kaïamba tena izy, nisy an-dry ôza Jerome, Charles martin izy rehetra e! merci dieny mialoha!... tohiny
novalian'i lost ny 15/05/2007 09:48
soupette ( 12/05/2007 13:51)
Ô ry reto a! za ry reto mba mangataka ny tononkiran'i Raboussa ilay te-hoany @ nao iny a! D misaotra mialoha ô... tohiny
potakely ( 12/05/2007 13:22)
misaotra betsaka izay olona afaka mandefa ahy ny tononkira oe : [b]inona no antenainao[/b], mpihira : Fils d'Adeline. ry koa : :wink:[b]efa trotrakin'ny hadin'tsaina[/b] fa tsy fantatro ny anaran'ilay... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2007 09:56
hery ( 12/05/2007 10:44)
Amin'izao dia misy tononkira 3580 eo ho eo ao amin'ny [url]http://tononkira.serasera.org[/url], manjary loharanon-tononkira mihitsy ao amin'izao... ka ny ankamaroan'ny ankizy manontany eto dia mahita ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2007 19:24
niryna ( 12/05/2007 05:09)
Isan'andro isika dia tokony ahatsiaro ny soa nataon'i neny antsika.Andro natokana ho azy moa ny alahady 13 mai izao aty amerika koa dia mahatsiarotsiaro izany reny malala izany e:(:cry: Iza no mihira... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2007 19:53
dailynews ( 11/05/2007 16:56)
Iza kay no anaran ilay "lead singer" ilay tsara feo be ao amin ny tarika ambondrona iny? izy foana no tena mihira fa ny sisan izay ilay manarakaraka fotsiny ihany. ... tohiny
novalian'i mioucool ny 24/07/2007 11:33
niryna ( 11/05/2007 16:16)
Amin'izao fentin'ny reny(Mother's day) May 13th.Tsy fantatro na Victor Solo angamba no mihira azy io fa mba omeo kely ahy ny tonony raha misy mahatadidy ianareo.Mandeha foana io isaky ny fetin'ny reny... tohiny
novalian'i Penhell ny 29/11/2007 08:41
bezestah ( 11/05/2007 10:39)
Miarahaba e!mangataka ny tonon-kiran'ny MAmi Basta mitondra ny lohateny hoe: Mariazin'olon-tiana,dia misaotra shady e!... tohiny
faxkely ( 11/05/2007 08:12)
Bonjour daholo ry mpiserasera rehetra, mba afaka manome ny tonon-kiran'i Xstory ( tsy haiko na mety ny fanoratako azy )iny ve? le misy hoe adama sy eva hiiiiiiii^:^... tohiny
novalian'i cutie ny 11/05/2007 20:11
menalamba ( 09/05/2007 17:44)
:DMiarahaba ny rehetra.Miala-tsiny indrindra fa tena tsy fantatro ny lohatenin'ilay hira na ny mpihira azy koa aza,koa sao dia mba misy mahalala ilay izy ré ray olon a fatena mba tsarotsaroako ny fe... tohiny
novalian'i menalamba ny 11/05/2007 08:57
chouchoo ( 09/05/2007 14:19)
manaona daoly ny pisurf reetra ato, za oa mba te anontany ihany oe misy mpihira ve membre ato? tsy aiko alou satri aty fort-dauphin mba tokony misy pihira mlaybe tonga aty na le pazzapa reny na autr... tohiny
novalian'i fanoly ny 23/05/2007 15:55
belo23 ( 08/05/2007 16:11)
manahoana daholo ry olombelona rehetra aaaaaaaaaaaa tsy mba tsara ve raha mba misy ray amandreny taloha manome partition @ solfège na solfa ireny hira na feon-kira natao t@ny piano taloha ireny t... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.1205