Artista sy Hira
ravaka2007
(
05/06/2007 04:51)
novalian'i hery ny 05/06/2007 07:17
rasil
(
04/06/2007 22:13)
Ilay misy hoe
arahabaina manokana ireo zokiolona ray aman-dreny niteraka
fa ianareo re no reraka nanorotoro anay tsy hiveraka
......
tohiny
wawa
(
04/06/2007 21:36)
Salut:lol:,
Mba mangataka lé hiran'ny mima sy jerry marcoss miaraka iny mitondra ny lohateny hoe "mafoaka" raha mba misy manana.Dé misaotra mialoha!...
tohiny
ravaka2007
(
04/06/2007 14:50)
Miarahaba anareo e!!
Mba angataka an hiran Bodo.Tojo Fisarahana e!!
Merci
Ravaka....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 05:35
fanoly
(
04/06/2007 06:40)
Manao ahoana daholo indray nareo mpakafy mozika e.
Mba mitady ilay hira efa tranaininainy iny aho zay mba mahay e.Tsy haiko tsara ny tonony fa toy izao no fanombohany
Bitsika , mangina
Resaka tsi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:14
ravaka2007
(
04/06/2007 06:20)
Miarahaba anareo ô!!
Mba saika angataka an ilay hiran'i Solika:Ndrematoa,
Vady.
Misaotra drindra tompoko.
Ravaka
...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 06/06/2007 07:13
tovolahy007
(
04/06/2007 00:05)
manahoana daolo!
Mba ilazao vaovao momba an'ny le mahaleo tao @ Olympia raha mba mety e.Raha mety de asio sary mitsy ra ohatra ka.Ny tena moa aty alavitra be aty de tsy afaka ny mba namonjy an'io lan...
tohiny
novalian'i cutie ny 08/06/2007 23:18
tsirylala
(
03/06/2007 15:54)
Tsy taddiko tsara raha ry zareo no mihira azy io!
Ilay hira tahatahak'izao ny voalohany: safidy sy iriko ny hitoetra eo alanao......
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 05:41
sanga
(
03/06/2007 10:08)
Salama webmaster
nampiditra ilay tononkira "Ditsoka" aho izay andro vitsivitsy fa mbola tsy mipoitra ao nefa rehefa tiako hampidirina fanindroany dia lazaina ny masinina fa efa ao anatiny ao.:!::!:...
tohiny
novalian'i hery ny 04/06/2007 07:27
Sharong
(
03/06/2007 10:01)
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 09:24
besa1
(
02/06/2007 03:16)
mba ilaina @ mariazy androany...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:48
zouas
(
01/06/2007 21:22)
slt,
mba andefaso an' io hira io moa rehefa mivoaka io fa tena tiko be mihitsy io e! hiran i Zay io an!!...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 08:55
cmbolatiana
(
01/06/2007 13:03)
Mitady ny tonokiran'i Ricky miaraka amin'ilay vehivavy iny ilay misy hoe :
tsy mety afaka ato an-tsaiko mihintsy fa hoe...
ilay fofonao manitra fitiavana eee
...
tohiny
pipiso
(
01/06/2007 08:50)
sao dia mba misy manana ny tononkiran'ny solo mianadahy kay ato ô, isaorana be dia be zay afaka mandefa azy avy eo....
tohiny
novalian'i kelly13 ny 02/06/2007 14:30
eisy
(
01/06/2007 05:32)
Tsy nikely soroka aho, namonjy sekoly
Namerin-desona aho, nazoto niary tory
Tsy maintsy manao enti_mody vaovao.....
Sao misy mahay ny tonony fa za tsy mahatadidy (lay tena izy fa tsy ilay teny ra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 19:18
razankla
(
31/05/2007 18:54)
mba tia hiaino ny hian' Itherack vorom-potsy izaho...
tohiny
novalian'i karinah ny 02/06/2007 10:50
soafara92
(
31/05/2007 12:56)
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 12:58
Fiffi
(
31/05/2007 12:26)
heu....somary gaga hiany zah raha nahita an'ity teo..
[quote]Titre :
VOLA SY NORO - MALAIKA (00:02:56)[/quote]nefa tsy Vola sy Noro veli2 no mihira an'io fa Rabeson Lalao..:roll::roll:
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 16:46
andreasr
(
31/05/2007 04:50)
manaona daholo nareo mba andefaso hirany NORTH AND CENTER (mangatsiaka ny tontoloko) azafady dia misaotra betskadia ny mialoha eeeee...
tohiny
novalian'i sympa ny 10/06/2007 18:15
Fiffi
(
30/05/2007 17:48)
humm.....asa na efa mba hitanareo ity fa manja kosa an ! tena =D=D=D mihitsy an !
http://harenatv.com/index.php?option=com_wrapper&Itemid=34...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 12:26
