Artista sy Hira

rafify ( 17/06/2007 13:58)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ramilisaona%2BFenoarivo/video/x290dv_ramilisaona-fenoarivo-hiragasy ho an'izay mankafy ny hira gasy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:55
dragon2madagascar ( 17/06/2007 10:37)
Salama daholo e! mba te ampita vaovao fotsiny. Misy raki-kira hivoaka ao aoriana aho, mitondra ny lohateny he: "Fitiavana Ambony Ambany". ka ato ny hira an-tsary mamaky lay: http://www.dailymotion.co... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:56
Ztiana ( 15/06/2007 10:57)
Bonjour daholo e ! Sao mba misy manana na mahay ilay tononkiran'i Dedesse hoe "Tsaiky be"? dia misaotra mialoha e !... tohiny
novalian'i lembelo ny 05/07/2007 08:04
ravaka2007 ( 15/06/2007 07:44)
Miarahaba anareo, Mba saika hangataka ny hiran Salomon sy Fara: "Ny hira sy mozika". Merci bcp.... tohiny
hfr ( 14/06/2007 13:57)
mba mitady ny tononkiran'ny TEARANO ilay mitondra ny lohateny hoe "hoy aba" misaotra:lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2007 20:46
romajoks ( 14/06/2007 10:27)
saika mba itady ny tononkira any rebika mitondra ny lohateny oe: ANIROTRA misaotra... tohiny
novalian'i melody ny 15/06/2007 21:56
anjac ( 14/06/2007 04:12)
Mba sao dia misy mahay ilay hiran'i black jack's iny e! le oue asa ianao raha ohatr'ahy... fa ny ahy ny fahoriako sy ny fijaliako tsy itairainako velively ...... tohiny
novalian'i sekabe ny 08/07/2007 14:14
patolas ( 13/06/2007 18:37)
Salama daholo! Saika mitady ny partition n'ilay Alleloian'iMahaleo aho azafady partition mety lalaovina @ orgue no tena tadiaviko. Misaotra indrindra... tohiny
jex ( 13/06/2007 12:33)
Manao ahoana tompoko, ary toa tsy ahitàna hiran'i Samoela mihitsy ato anty tranonkalantsika, misy antony manokana ve? misaotra tompoko!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2007 19:04
h276 ( 13/06/2007 11:40)
Miarahaba anareo rehetra Mba mitady ny tonon-kiran'i Eddy Lejao aho mitondra ny lohateny hoe Jalim-pitia raha misy manana en MP3 vao maika tsara . Izay fa dia misaotra mialoha @ fiarahamiasa... tohiny
bezestah ( 13/06/2007 08:54)
Slt daol ra mis mahay io hira io d alefaso @ty 'gagaoos7nepher007@yahoo.fr' Merci d msotra e.lol... tohiny
kalangita2 ( 12/06/2007 17:39)
mba mila ny tonon ilay hira " samy manana ny tiany" hirain ny pazzapa???????? merci... tohiny
novalian'i cutie ny 12/06/2007 23:18
tezitra ( 12/06/2007 11:22)
Ils ont commencé à l'époque où g sui pa né; g commence à avoir ma 1ere meche de cheveux blanc, ils sont tjrs là,on dirait qu'y a pas d'artistes à Madagascar: 1)kc qu'ils ont apporté pour ... tohiny
mioucool ( 12/06/2007 07:25)
mba betsaka iany v ny mpakafy AA ato sa...? :D... tohiny
novalian'i cute ny 15/06/2007 20:42
hery ( 12/06/2007 07:18)
Salama, Misy hira an'i Babaique hoe "Havagna..." iny ao amin'ny tononkira. Tsy fantatro hoe iza no tena marina fa samy nampiditra i Bditra sy Fiffi. Sao dia azo ahitsy sy ampifamenoana ho an'izay ten... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2007 08:29
Fiffi ( 11/06/2007 10:27)
tena mitsiky fotsiny Dama an ! mahavita azy ny zandriny eh ! (raha mihaino fotsiny fa tsy mijery de tena voafitaka fa ohatran'hoe ry Mahaleo mihintsy no mihira azy an!) http://www.dailymotion.com/rel... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2007 19:03
ratonga ( 11/06/2007 09:54)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/vazo/video/x1qk6l_mahaleodama-franciaomaly-tolakandro... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 19:11
keir ( 11/06/2007 06:47)
novalian'i cute ny 15/06/2007 20:55
niryna ( 10/06/2007 22:15)
Ity ilay hira notadiavinao Marovezo a. He,sambatra aho Jeso He,sambatra aho Jeso raha miaraka Aminao. Fa ny lalanao dia lavi-pahoriana. Ny ali-mampahory ,ny raho mitatao. Eo anilanao dia mody f... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:16
patolas ( 10/06/2007 18:37)
Azafady raha mba manana ianareo fa mitady ny partition n'ilay hiran'i Mahaleo Alleloia aho azafady na hoe aiza no mety ahitako?Misaotra mialoha.:oops:... tohiny
novalian'i patolas ny 10/06/2007 19:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0819