Artista sy Hira
ssiffaka
(
13/07/2007 10:46)
:oops:Salama daholo,mitady namana vaovao ny tenako,iangaviana mba lé mM age ke moi reny si possible manjary tsy mifandray ny tadindokanga(longeur d'onde) eh.misaotra mialoha.18 taona ny tenako:oops:...
tohiny
novalian'i sahol ny 23/07/2007 13:03
cheila
(
12/07/2007 16:37)
sao mba misy afaka manome ny tononkira hoe:
1)velomy aho (choralie IX Melun)
2) O ry velona tsarovy ( Chorale ny Antema)
dé misaotra!...
tohiny
nimihasou
(
12/07/2007 13:58)
mba mangataka ny tononkiran'ny Mily Clement"banja malalaka" !!!!misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i geely ny 12/07/2007 14:54
xxx
(
12/07/2007 13:27)
Tsy fantatra ny mpihira sy ny lohatenin'ilay hira fa misy oe "na samy tia aza izahay, dia toa tsy anjaranay, ny hiara-dia ho doria,amin'ity fiaianana ity"
Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i nirimamy ny 12/07/2007 15:56
sokona82
(
11/07/2007 10:36)
[b]Bold text[/b]
mba mangataka anio io hira io re a ra mba zo atao a
misotra...
tohiny
novalian'i geely ny 12/07/2007 15:08
maditr
(
11/07/2007 10:21)
Slt daôly
Mba izarao al'lé tononkiran-dry 18.2 Number one ny tenanay raha misy manana any fa mba ankafiziko io e!
Merci d'avance ry namana a!:):)...
tohiny
novalian'i wooda ny 11/07/2007 12:42
ratonga
(
11/07/2007 08:42)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/dadah-francia-rija+-+maso/video/x1eetz_maso-mifanojo-dadahrijafrancia/1...
tohiny
novalian'i ratonga ny 12/07/2007 00:01
leevakel
(
09/07/2007 20:47)
mba mangataka ny ovay fombanao tirike
misotra e...
tohiny
novalian'i Holda ny 12/07/2007 14:16
rapajo
(
09/07/2007 14:56)
Manahoana e!mety mba mahazo io tononkiran'i SOLO io ve aho?Misaotra tompoko o!...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/07/2007 18:52
niainamamy
(
09/07/2007 08:14)
Slt a!
iza kay no mpamoron-kira nahavita hira betsaka indrindra
iza indray izao ny mpanakanto malaza e!
i niaina mamy ihany e! ...
tohiny
novalian'i lapino ny 09/07/2007 18:42
dolbia
(
09/07/2007 07:19)
Mr Clo M., mba azonao omena ahy ve ny tonon'io hira io ? misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:39
biz
(
09/07/2007 06:37)
mba saika angataka io hiran ru zareo rff ry reto a!
misaotra betsaka;le hirany hoe :NEFA IANAO INDRAY
BIZOU BE!(l)...
tohiny
melody
(
08/07/2007 16:51)
mba nijery tao @ tononkira ihany aho fa tsy nahita ka mba mitady io tononkira io izay manana o, misaotra betsaka :-*...
tohiny
novalian'i Belami ny 21/04/2008 18:28
melody
(
08/07/2007 14:14)
mba mitady ny tonon-kirandry zareo izay manana, ilay hira hoe RESY, misaotra betsaka.:-*...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/07/2007 22:17
naughtyboy
(
08/07/2007 13:52)
mahavarina toko ny tantarany lery sy ny mozikany ra samy artista ary ty misy version hafa le hira akafiziko hirainy alicia keys +jamie foxx
"georgia on my mind" reveo manjahttp://www.youtube.com/wat...
tohiny
novalian'i ratonga ny 09/07/2007 15:01
xxx
(
07/07/2007 23:53)
Sao dia mba misy afaka manome ny tonon'ilay hiran'i Fascination misy hoe :
[i]Ndao fa hoentiko any ianao, hijery ilay tanànanay
...
Tsy maintsy tongako any ianao fa efa izay no tanjoko
Ilay tra...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/07/2007 23:53
mrk
(
07/07/2007 14:17)
tena tsy aiko ny toniny ka mba omeo e!...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 23:42
