Artista sy Hira
VIRGINIE
(
08/08/2007 11:33)
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 11:36
Fiffi
(
08/08/2007 11:14)
ny ahy aloha de ity no tena hummm....tiako beeeeeee ....
http://www.dailymotion.com/relevance/search/poopy/video/x8857_poopy-fotoana-mamy_music...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 05:01
ari.malala
(
07/08/2007 14:00)
Miarahaba ny rehetra, mba mangataka ny tonon'io hiran'i Bodo io izay manana azafady, dia misaotra mialoha. ari.malala...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/08/2007 14:04
ratonga
(
07/08/2007 08:54)
http://www.dailymotion.com/playlist/x2c91_srazakatiana_melky/video/xoqes_pazzapa-melky_music...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/09/2007 08:05
Ntaolozandriny
(
04/08/2007 23:04)
Akory aby?
Lemenakely a, ity blog ity ve azo atao"lien" ao amin'ny pejin'i Jonny R'afa?
Mba hilazao amin'ny mail aho raha mety.
Misaotra...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 05/08/2007 07:37
ratata95
(
04/08/2007 21:17)
Manahoana,
Misy tononkira iray mba angatahito fa tiako ialy hira "Trano bongo kely". Tsy fantatro no anaran'ny tarika mihira azy, fa angamba tarika avy any atsimotsimo any no mihira azy.
Misaotra...
tohiny
novalian'i soa.lilie ny 23/01/2017 17:03
rejodi
(
03/08/2007 09:58)
Faly miarahaba,
Saika mba hitady ilay tononkira nosoratan'i Elie Rajaonarison aho hoe :Ny taoka sy ronono, ny feon-kira dia nalaina tamin'i Michel Fugain.
Misaotra indrindra...
tohiny
fanirykely
(
03/08/2007 06:58)
mba ampidiro reto ny tononkiran'io hiran'i Mick sy Davis io raha mba hainaoreo fa tiako nefa mbola tsy mivoaka ato.misaotra eee...
tohiny
ptitponey
(
03/08/2007 06:57)
Misaotra...
tohiny
mihaminaly
(
02/08/2007 12:30)
mba mangataka ny tononkiran' i Rossy "fisarahana" azafady...
tohiny
novalian'i twavna9004 ny 19/12/2013 08:04
cazal
(
02/08/2007 12:21)
Ny mpihira azy tsy fatatro
fa ny nahitako azy t@ izany fotoana izany dia ny AMAF no toa nihira azy
NY MARINA TSY RESY FA MIARINA
Dia misaotra tompoko ô...
tohiny
ianao
(
02/08/2007 12:02)
Saika mba hitady ilay hira misy hoe:
Dadatoa dadatoa dadatoa
Nenitoa nenitoa nenitoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy ataonay ba
tsy haiko ny mpihira,...
tohiny
novalian'i ianao ny 03/08/2007 12:41
Arija
(
02/08/2007 11:04)
MBA MANGATAKA IREO TONONKIRAN'I RASAM AO ANATY ALBUM VAO² 'TY...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:59
ptitponey
(
01/08/2007 17:15)
Misaotra anareo namana rehetra nanome valiny!...
tohiny
arson
(
01/08/2007 08:25)
ze mba manana io hiran'i Rija rasolandraibe io reto a fa reviko be io vazo io."IANAO NO HERIKO"no lohateny...
tohiny
amirah
(
01/08/2007 08:15)
Mba mangataka anio hiran Fanja Andriamanantena io azafady o!...
tohiny
novalian'i rhina ny 01/08/2007 10:38
boom
(
01/08/2007 06:46)
Mankafy be izany hiran'i lanitra izany aho...
tohiny
