Artista sy Hira

fifa5 ( 22/08/2007 17:02)
mba mangataka ny hiran'i Benja Ralibera raha misy mahay le hiara hoe fa tiana no maha-saro-piaro... tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:03
lohabe ( 22/08/2007 15:44)
Tsy fantatro ny titre fa misy hoe: refrain Slam jah tsy maintsy m o o o Slam jah tsy maintsy m o o Tong nad tsy maintsy m o o o Tong nad tsy maintsy m o o misy hoe: manaikitra micro ilay al... tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:05
sylvana ( 21/08/2007 22:17)
Miarahaba tompoko! Mba mitady ny tonon'ilay hira mitndra ny lohateny hoe Zanak'Iarivo an'i Voninavoko raha mba hainareo azafady. Misaotra mialoha.:*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:44
RyAnona ( 21/08/2007 17:38)
Akory aby, mba misy afaka manoratra ho ahy ny tonokiran'i Jaojoby aro malemilemy ve azafady? Misaotra daholo. ... tohiny
novalian'i Bita ny 25/08/2007 08:48
naughtyboy ( 20/08/2007 20:28)
efa taloha b ty vazo ty fa ny nahagaga anah de le feonlery avo b na i sakelidalana aza voany http://www.dailymotion.com/video/xt717_earth-wind-and-fire_music:-P... tohiny
novalian'i cutie ny 24/08/2007 23:16
xxx ( 20/08/2007 15:39)
mba mangataka ny tonon'io hira io azafady. Misaotra e !... tohiny
novalian'i cutie ny 24/08/2007 13:30
xxx ( 20/08/2007 11:54)
slt! ndaholo eh ! azafady ry zareo raha sendra mba hitanareo ilay vazo ny 18.2 ilay hoe iny tia mba homeo ahy fa efa nitady any aho fa tsy hitako mihitsy eh! ok! de sur ndaholo e!:roll:... tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:11
ratonga ( 20/08/2007 09:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x2ok9d_fafah-les-canaris_music :lol:... tohiny
novalian'i ikalamako ny 20/08/2007 22:51
chuboit ( 20/08/2007 09:09)
novalian'i sitlo ny 20/08/2007 19:15
laliana ( 20/08/2007 08:45)
slu daoly raha mba misy manana le "foiko" an' i bessa iny azafady tonokira io miantomboka @we ny fahazazako.... Misaotra mialoha ... tohiny
sipamola ( 20/08/2007 05:27)
Manao ahona miala tsiny fa mba mangataka ny hirany Bodo Mba rahoviana raha azo atao... tohiny
Ivandry ( 19/08/2007 18:40)
Raha mba misy manana ilay hiran'i Titianah hoe "Falifaly " iny azafady.Misaotra mialoha.... tohiny
fabikely ( 19/08/2007 09:52)
Iza kay no mba afaka mametraka tontom-peo an i poopy? za koa manko vao mianatra guitare (irery) dia amin ny fandraisan-davitra ihany ahako no afaka mampiana-tena fa tsy misy mpanoro. Misaotra betsa... tohiny
malagasynord ( 19/08/2007 09:12)
Manao ahoana ianareo namana rehetra Mba mangatka raha misy manana ilay tononkiran' Melky hira fivavahana iny fatena tsara loatra ilay. koa dia misaotra anareomialoha Dia @ manaraka koa. Avy aty... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:43
anjarina ( 19/08/2007 06:32)
sao de mba misy mahalala ny tononin'io hira tsara be io o???... tohiny
novalian'i cutie ny 21/08/2007 19:52
SHOAN ( 18/08/2007 11:49)
izay mba afaka manomé an'io hira io ho an'i Shoan azafady ô ? ny tonony sy raha manana en mp3 na youtube merci mialoha ô:D:D8)... tohiny
novalian'i rantylahy ny 04/09/2014 14:31
malalazo ( 17/08/2007 09:57)
slt! daholo mba mangataka ny hiran'i Benja Ralibera hoe saropiaro,misy hoe ny tiana no maha-saropiaro... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:45
sipamola ( 17/08/2007 08:24)
Manao ahoana tompoko Mba saika hagantaka ny hirany BODO ange azafady indrindra le hoe Mba rahoviana, Miandry anao, ny fahitana anao, fenofeno, rafahendrena Dia misaotra mialoha tompoko... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:47
kallie ( 17/08/2007 07:19)
:cry: fotsny tam naeno anaz... tohiny
novalian'i SHOAN ny 20/08/2007 14:05
samim ( 16/08/2007 15:13)
Saika angataka ny tononkiran'i mdj: lazao azy ny lohateny. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5788