ô! ry dada ô ry neny

1. ratonga ( 20/08/2007 09:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x2ok9d_fafah-les-canaris_music :lol:
novalian'i ikalamako ny 20/08/2007 22:51
2. sakaizakely ( 20/08/2007 10:26)
pônalé e !:-*:-*:-*:-*

misaotra betsaka e ! hoatrany mbola omaly no nianarako an'io, tam le mbola be lelo sy be konetaka ireny :):):)
3. ratonga ( 20/08/2007 11:20)
dé sakaizakely v lé mibatra mézura :lol::lol:
4. Fiffi ( 20/08/2007 12:15)
misaotra nizara....hafa hiany i Dada sy i Neny....mampa...:snif:
5. tynah ( 20/08/2007 14:14)
Tena nahatsiaro b an'i Dada sy Neninay b ery zah eh! Andriamanitra oh! tahio ary arovy izy ireo sy ireo RAD rehetra.:-*
6. sakaizakely ( 20/08/2007 14:39)
ratonga> :P:P:P

za tokoa ange ka tena be zesta t@ vao kely. Fanaoko mits io taloha :-D:-D:-D:-D
7. booboo ( 20/08/2007 14:45)
sakaizakely > :-D:-D azoko an-tsaina :-D:-D:-D

ratonga > misaotra nizara
8. ikalamako ( 20/08/2007 22:51)
o rrrrrrry dada o rrrrrrrrry neny ampianarrrro anay ange
ilay mi-rrrouler rrrrrrrr ireny fa dia tena manja anie:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1068