ô! ry dada ô ry neny
1. ratonga
(
20/08/2007 09:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x2ok9d_fafah-les-canaris_music :lol:
répondu par ikalamako le 20/08/2007 22:51
2. sakaizakely
(
20/08/2007 10:26)
pônalé e !:-*:-*:-*:-*
misaotra betsaka e ! hoatrany mbola omaly no nianarako an'io, tam le mbola be lelo sy be konetaka ireny :):):)
misaotra betsaka e ! hoatrany mbola omaly no nianarako an'io, tam le mbola be lelo sy be konetaka ireny :):):)
5. tynah
(
20/08/2007 14:14)
Tena nahatsiaro b an'i Dada sy Neninay b ery zah eh! Andriamanitra oh! tahio ary arovy izy ireo sy ireo RAD rehetra.:-*
6. sakaizakely
(
20/08/2007 14:39)
ratonga> :P:P:P
za tokoa ange ka tena be zesta t@ vao kely. Fanaoko mits io taloha :-D:-D:-D:-D
za tokoa ange ka tena be zesta t@ vao kely. Fanaoko mits io taloha :-D:-D:-D:-D
8. ikalamako
(
20/08/2007 22:51)
o rrrrrrry dada o rrrrrrrrry neny ampianarrrro anay ange
ilay mi-rrrouler rrrrrrrr ireny fa dia tena manja anie:-P
ilay mi-rrrouler rrrrrrrr ireny fa dia tena manja anie:-P
