Artista sy Hira
bilakarenjy
(
11/09/2007 18:23)
Haveriko eto ity dinika ity fa mba tiako hitohy ilay hevitra ahitako ny hevitra asehonareo sy omenareo .
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46c3770626346
De http://bilakar...
tohiny
novalian'i UB40 ny 03/11/2007 16:00
lemenakely
(
11/09/2007 17:09)
Tsy misy tsy nahatadidy loatra angamba isika fa t@ fiatombohan'ny taona 80 dia nisy anarana tarika mpihira sampotsampona teto @ tanàna :KADRADRAKA 2000,BALAFOMANGA,JENERALY,SON SY ZAKA,DOC HOLIDAY......
tohiny
novalian'i Kwasi ny 20/09/2007 16:32
astnA
(
11/09/2007 06:15)
bjr tout le monde
tiako b io hira io dia mba ataovy ze mety e! MIRADO:lasa...
tohiny
zoubelou
(
10/09/2007 17:17)
Mahatsikaritra isika fa miha-tsy mahazo olona ireo fampisehoana tato ho ato. Inona ny antony?Taloha, raha maimaimpoana ny fandefasan'ireo mpanakanto ny hirany any @ haino aman-jery , ankehitriny dia r...
tohiny
novalian'i zoubelou ny 11/09/2007 09:59
xxx
(
10/09/2007 12:22)
Bonne anniversaire aky malala
bonne anniversaire aky cherie ...
tohiny
Fiffi
(
09/09/2007 20:26)
Efa mba hitanareo ve ity ?
http://harenatv.com/antsapraise.php...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 10/09/2007 20:36
ratonga
(
09/09/2007 14:21)
novalian'i ratonga ny 20/09/2007 14:32
poopie
(
08/09/2007 10:55)
ho anareo zay manana ilay hira hoe
"Ray o apetrako aminao ny fiainako tontolo izao
tsy mendrika aho ,ny hatao hoe zanakao amin'izao fiainako izao...
Tena mba tiako io hira io saingy tsy haiko ny ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/09/2007 17:50
hirahirao
(
08/09/2007 07:09)
Mba mitady ny tononkira an'i Voahangy hoe Fitia tsy tanteraka tompoko. Misaotra betsaka....
tohiny
ratonga
(
07/09/2007 23:07)
http://www.dailymotion.com/swf/1KLXpAgyK3i7fjTZS...
tohiny
novalian'i ratonga ny 08/09/2007 00:19
binevenue
(
07/09/2007 19:02)
Manahoana tompoko
saika mba angataka ny tonon-kiran'i Melky,
mikasika an'ilay izy mianatra lavitra,...
tohiny
novalian'i emi ny 24/09/2007 12:14
cmbolatiana
(
07/09/2007 11:39)
Manahoana daholo e, mba mangataka io tonokira io "Toy ny raozy vao maraina" hira efa talohaloha ihany fa mety mba misy manana kosa e.
Misaotra eeeeeeeeee...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 04/10/2007 11:57
RyAnona
(
06/09/2007 16:31)
Sao mba misy manana ity hira ity:
Androy tane mileve-drano
Fa i ty ampela roy vavy
x
x
Androy tany mileve-drano (2x)
Mahagahga ty tany toy.....
x
x
Namboariny toha-drano....
Ohatraohatran'i...
tohiny
novalian'i Bita ny 09/09/2007 07:11
zoubelou
(
06/09/2007 15:49)
15 taona zao no nihiran'i Njakatiana. Nankalaza izany izy tao Antsonjombe sy eraky ny faritany. Tsy diso anjara koa anefa ny taty Frantsa t@ alalan'ny Che bel Chanto. Amin'ny volana Desambra indray iz...
tohiny
novalian'i zoubelou ny 12/09/2007 09:26
xxx
(
06/09/2007 11:32)
manahoana daholo,
mba saika hanontany ho aho zah hoe: iza moa no mihira ilay hoe:
malabary rovidrovitra tsy misy tanana iny
izay no fanaovany
.....izay no fananan'ny tary e,
nitety an'ilay zame...
tohiny
novalian'i ialahy ny 29/03/2014 15:55
cmbolatiana
(
05/09/2007 10:17)
Manao ahoana daholo
Mba mangataka tonokiran'i Dah Mama aho izay manana fa tena tiako daholo ny hiran nefa tena tsy haiko ilay tonony.
Dia mbo manantena aho fa misy mitovy revy amiko ato.
Misaotra m...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 06/09/2007 07:52
hariL
(
05/09/2007 09:47)
Bonjour! mba omeo an'ilay tononkira an'i Anyah "Manahatsiaro anao" eh! merci!:)...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 05/09/2007 10:26
Missie
(
04/09/2007 20:18)
novalian'i Missie ny 07/09/2007 20:50
