Artista sy Hira
endrehina
(
21/09/2007 05:02)
mba mangataka ilay hira ny ho malalanaa an' ny tarika zay zay efa manana de misaotra mialoha e...
tohiny
Kwasi
(
20/09/2007 16:28)
Inty ny tonon'ilay hira [b]Raozy vao maraina[/b] nangatahin'ny namana iray teto:
Vao omaly aho nitaraina, nitomany
Reraky ny adin-tsaina, lany hery
Toy ny raozy maty masoandro, na lasa nalazo
...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 20/09/2007 21:26
rainibao
(
19/09/2007 11:26)
:lol:Salut daholo!
Mba ampio aho fa misy hira tiako ho hay nefa tsy mbola hitako ato anaty sitan-tsika!
Hiran'i Feon'ala tsy dia haiko loatra ny lohanteniny fa misy hoe : "Lany fanahy aho mahia, Las...
tohiny
novalian'i Far ny 22/09/2007 17:03
mercia
(
19/09/2007 09:58)
Mbô mangataka ny tondrom-peo n'i hiran'i Davis sy Mika izay mba mahalala e!!! na ilay ampindramo ahy na ilay hoe good bye my friend. Tsara loatra!!! Misaotra:-* mialoha ee =((...
tohiny
mamitia
(
18/09/2007 06:54)
Mangata an' izay mba mahay any le hira ny FIRMIN le hira masina le hoe MANAIKY AHO , de misaotra mialoha e, ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 13:25
jass
(
17/09/2007 17:28)
Mba mangataka anio hira raha azo atao ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 13:27
Bita
(
16/09/2007 16:46)
Nalaza ity hira ity fahiny misy .....Bibiango, a Ngôma aho hoe, ngôma aho hoe ngôma hoe.....
Mba mila ny fiaraha miasantsika indray ary misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i menalamba ny 16/09/2007 21:18
sasandy
(
15/09/2007 16:30)
de manao manahoana indray ary eto @ ty serasera ty.mba te hahazo ny tonikira le afindrafindrao ange azafady e.ny lohatenin ilay hira hoe midola tsy ketr ila.ary ny mpihira zay de razilina .de misaotra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 19:01
aina1
(
14/09/2007 16:16)
mitady tononkiran'i Lianah mitondra ny lohateny hoe Tano tsara. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i cutie ny 14/09/2007 16:20
naughtyboy
(
14/09/2007 13:49)
http://fr.youtube.com/watch?v=swdnmMgaesE...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 17/09/2007 17:44
kalapisokel
(
13/09/2007 20:49)
Manaôn dôlôly! :)
sô de misy manana contact "nomad" na "xmind" na "sary sy feo" kay azafady ndrindra!!??! pliz pliz pliz! c trè trè trè 13 IMPORTANT!!!!
Msôtr mialou e!(l) mici bocou!...
tohiny
novalian'i UB40 ny 27/09/2007 00:30
kalapisokel
(
13/09/2007 20:39)
Manaôn dôlôly! :)
sô de misy manana contact "nomad" na "xmind" na "sary sy feo" kay azafady ndrindra!!??! pliz pliz pliz! c trè trè trè 13 IMPORTANT!!!!
Msôtr mialou e!(l) mici bocou!...
tohiny
xxx
(
13/09/2007 15:38)
Diniho fa toa lasa samy maka ho azy daoly ny artista malagasy: i Lola niala t@ Tarika Rebika, dia nanaraka koa izao i Heritiana:roll:... I Tafita lasa mihira irery... nefa mpitendry clavier taloha......
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:39
sitlo
(
13/09/2007 14:19)
[i]Sao dia misy mahay ny tonon'ilay hoe:[/i]
Tany Meksika
tany antsimon'i Amerika
nisy jiolahy masika
Ary tena sahisahy
tsy mivavaka ry lahy
ratsy saina sy fanahy
Na alika na kisoa
Na n...
tohiny
novalian'i sitlo ny 26/01/2013 09:00
andreasr
(
13/09/2007 06:02)
mba mangatakanytononytsy digniko de north and centerazafady;MERCI D'AVENCE...
tohiny
nisia
(
12/09/2007 20:31)
je cherche les paroles de "zaho bola tia" de Melky et Firmin,je vous remercie d'avance!...
tohiny
hakunamatata
(
12/09/2007 08:41)
je voudrais les paroles de la chanson de Mima et Jerry "Samy mafoaka" merci d'avance...s'il te plait j'adore cette chanson......
tohiny
nisia
(
12/09/2007 06:52)
je voudrais les paroles de la chanson de MELKY "bola tia" merci d'avance!...
tohiny
novalian'i rafify ny 12/09/2007 09:39
ratonga
(
11/09/2007 19:26)
http://www.dailymotion.com/playlist/x5236_ratida_aznavour/video/xgo9y_aznavour-je-voyage-2004_music...
tohiny
novalian'i fasaly ny 12/09/2007 10:14
