Artista sy Hira
Shine
(
09/10/2007 09:58)
nohiran'i pazzapa 3 lay izy raha tsy diso a :D
oatrany misy hoe
any malala
manoratra ho anao aho
ny aty dia salama nefa tsy dé misy vaovao
fa malaelo loatra anao aho
mila ho adala ....
tsy tad...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 09/10/2007 11:31
naughtyboy
(
08/10/2007 17:43)
http://fr.youtube.com/watch?v=JP7NvDN0wuo...
tohiny
novalian'i melody ny 22/10/2007 20:28
pissoa
(
08/10/2007 17:32)
Mba misy afaka manazava ve tonon'ilay [b]Iha Avao [/b] (ataon'i Silo - http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1631 ny tonony) fa tiako nefa tsy azoko akory :oops::oops::oops::-...
tohiny
novalian'i pissoa ny 09/10/2007 11:38
tianne
(
08/10/2007 13:17)
Slt daholo e,sao mba misy manana ny tonokiran'i faratiana oe "efa ela zao no nialako tan-tanana elabe.....ref ho avy aho ho avy e 2x, efa ela manimanina e..." rytmhe zook le iz fa tsy haiko ny titre. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2007 06:56
rafangotsohana
(
08/10/2007 10:24)
:x
Miarahaba anareo eto @ modérateur!
Miala tsiny raha nandefa ity fanamarihana ity ho anareo aho, satria gaga aho fa mba nandefa tononkira teto, nefa toa tsy nivoaka t@ listra, ka mba azoko fa...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 09/10/2007 08:35
bear
(
08/10/2007 08:52)
TSARA!!!! SADY MANDONA NY FO!!!!!!!!
...
tohiny
novalian'i richtiana ny 09/10/2007 06:31
hery974
(
08/10/2007 07:53)
Miarahaba e!
Mba te hanana ny tonon'ilay hiran'ny FEOMIRAY "Tsy ampy ve" raha mba misy manana!
Mankasitraka ny tarika FEOMIRAY ary mankahery azy hatrany amin'ny fitoriana Filazantsara an-kira.
Mira...
tohiny
Fiffi
(
07/10/2007 15:42)
http://fr.youtube.com/watch?v=XRyiavk05Qg&mode=related&search=Malagasy%20valiha%20de%20Justin%20Vali%20concert%20Madagascar%20France%20le%20Monde
na de el condor aza.......le valiha an ! hummmm.....
...
tohiny
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:37
Mitady12
(
07/10/2007 14:32)
Te hanana ny tononkira izay misy ity:
Fahoriana, fijaliana no nandaozako anao ry malala ....
Telephoneo any chérie....
Misaotra mialoha
Wilfrid
Adresy wilfri1@yahoo.fr...
tohiny
rickers
(
07/10/2007 12:28)
manahoana intsika! mba mitady ny accords guitare "mimoza" an'i mahaleo izahako.dia misaotra mihaloha :P...
tohiny
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:32
salmo1
(
06/10/2007 21:23)
[b]Tong'indray izao
Ilay andro sarobidy
Hiara-milalao
Ny lehibe sy ny ankizy
Isika mianakavy
Na lahy na vavy
Tsy misy hihambahamba
'Ndao hirotsak'an-kianja
Ny tarigetra soa
Dia ny...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 08/10/2007 08:52
melody
(
06/10/2007 18:01)
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x1yxe3_medley-tana-in-love_music...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/10/2007 16:50
fabrinah
(
06/10/2007 17:51)
tsaika mba angataka an'io tonon'io hira io azafady. Misaotra mialha...
tohiny
aina1
(
06/10/2007 09:55)
Manahoana daholo, mba mangataka ny hiran'i Lianah mitondra ny lohateny hoe tano tsara raha mba misy manana. Misoatra mialoha:P...
tohiny
xxx
(
05/10/2007 18:10)
Mba mitady an'ilay Neny ataon'i Joyk raha misy mahay o ! Misy hoe :
Zahay moa lavitra anao
Fa raha ny fonay
Anilanao eny ihany !
Neny o, ireo masonay mbola tomany
Raha mieritreritra anao
Irony...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2007 20:13
Gogory
(
05/10/2007 14:30)
Mba mangataka ny tononkira ny Poopy hoe "Adalam-pitia". Merci....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:12
salmo1
(
05/10/2007 13:38)
Zao ve tsy ho sarotra be http://www.dailymotion.com/video/22699 :@...
tohiny
novalian'i melody ny 06/10/2007 23:19
imeva
(
04/10/2007 15:18)
Sao dia misy mahay ilay hira:
Tsy maminareo zaho oh! oya
Tsy maminareo zaho oh! oya
Ndeha hosy aho zany eh eh fa tsy maminareo oh
oye eh eh tsy maminareo oh!
Ny masony oya
Ny masony oya
Sah...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:14
Nafly
(
04/10/2007 09:13)
Mba mitady lay tononkira afindrafindrao ny feony e ! I Monica t@ les surfs no nihira azy dia taty aoriana koa i Mbolatiana (ex-choriste Poopy).
Dia misaotra mialoha e !...
tohiny
novalian'i karinah ny 04/10/2007 14:39
narmsteen
(
04/10/2007 07:34)
Manaona daolo!Mba mangataka tonon-kiran'i Iary le oe:"tsy like intsony" re ra mba misy any ô ô ô!
Narmsteen
Misaotra tompoko:evil:...
tohiny
novalian'i manahoana2000 ny 04/10/2007 13:17
