Artista sy Hira

bobody ( 16/10/2007 06:10)
mba andefaso an'le hiran'ny tif à tif vaovao le oe "ny eritreritro" iny ry reto a !... tohiny
cmbolatiana ( 16/10/2007 05:16)
Manao ahoana daholo ô Dia tsisy manana tonokiran'i Dah Mama mihintsy ve ato na ny iray aza? mahagaga ihany an. Mba mitady re izay manana e, izay misy tiako daholo ny hirany. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:50
Astrella ( 15/10/2007 12:46)
ra mba misy manana ny tononkiran'i Mirado hoe lasa de mba mangataka a e!! azafady indrindra!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 08:02
tsiahi ( 15/10/2007 12:23)
Manao ahoana Raha mba misy manana ilay hiran'i Bouboul: Ny Fiangonanay dia isaorako antanan'droa... tohiny
novalian'i kaleido ny 19/10/2007 08:12
RaAnjaNi ( 15/10/2007 08:28)
Mba mitady ny tononkiran'i Tsiliva Tsisy problemo za azafady raha misy... tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 14:49
ASn ( 15/10/2007 06:59)
ty hira ty mba tiako tadiavina ny tonony,tsy tadidiko ny mihira fa slow rock iz,mazava hoaz mpihira vahiny ... tohiny
novalian'i mits ny 15/10/2007 15:24
richandre4 ( 14/10/2007 18:29)
Salama daholo tompoko. Mba azonareo atao ve ny mandefa tononkira Rija Rasolondrainbe misy ny ref manao hoe: Vaovao mahafaly(x6) No entinay aminareo. De misaotra mialoha indrinda tompoko, Adi... tohiny
richandre4 ( 14/10/2007 16:40)
salama Tompoko, mba afaka mahazo ny tononkiran`i Rija rasolondraibe misy ilay manao heo: Vaovao mahafaly(x6) No entinay aminareo, Mba afaka mahazo anio ve? Misaotra mialoha... tohiny
domino ( 13/10/2007 08:58)
bonjour daholo e! mba mangataka ny hiran'i Heritiana le misy hoe Inona no tsy ampy, inona no mihoatra iny izay manana ianareo. Misaotra mialoha e! Mandra-pihaona indray. ok... tohiny
Benrij ( 13/10/2007 07:44)
mba hitady tonokira mitondra ny lohateny hoe: mila ino soa io hira io dia Hirain'ni Lianah raha mba misy izy io dia afaka alefa aty amiko ve? Benrij... tohiny
ramack ( 12/10/2007 12:08)
hoan'izay mirevy mahaleo e!m'lay le clipin'i mahaleo :lol:rano sy vary iny ry zala an!sa ahoana?[b]Bold text[/b]:lol:... tohiny
novalian'i radjery ny 26/10/2007 12:47
Malalason ( 12/10/2007 11:39)
slt dhl! Mitady mpihira vavy, mahafehy tsara ny feo voalohany farafaharatsiny,matotra @ zavatra atao toy ny repetition sns raha mahaliana anao de anoraty mail : malalason@yahoo.fr Tél : 034 ... tohiny
rasisika ( 11/10/2007 20:44)
manao ahoana ianareo serasera malagasy ao eh! Mba afaka mihaino ny hira malagasy ve , sa ahoana no fangatahaina ... tohiny
novalian'i hery ny 12/10/2007 06:12
mimifadi ( 11/10/2007 10:31)
mangataka le hira mariazy vonjy ... tohiny
ravatorano ( 11/10/2007 05:42)
Nodimandry omaly i Bouboul ilay mpitendry gitara fanta-daza ikoizana iny. Ramboatiana Etienne moa no tena anarany ,raha ny fahatsiarovako azy dia saika hira nentina hampihomehezana na ho an'ny ankizy ... tohiny
novalian'i tsiahi ny 18/10/2007 18:52
tiana24 ( 10/10/2007 14:26)
salut tous le monde je voudrais tous simplement voir la chonson de Anyah tongava je l'apprécie bocoup é je voulais l'avoir comme l'un de mes chants préféré merci atous et bonne continuation... tohiny
sakamanga ( 10/10/2007 10:02)
misy manana io tononkiraio ve pour le mariage de mon frère bientôt? ... tohiny
novalian'i sakamanga ny 01/11/2007 13:58
RyAnona ( 09/10/2007 17:28)
Efa nisy ity tato fa tsy hitako intsony . Raha mba mety azafady mba omeo ireo tononkira na rock gasy e... na taloha na vaovao. Misaotra mialoha... tohiny
lemenakely ( 09/10/2007 12:01)
izaho dia mpankafy manokana ity artista iray avy any atsimon'ny nosy izay mipetraka eto FRANTSA dia REGIS izany fa ny olana dia tsy dia hitahita intsony izy tato ho ato!... tohiny
aina472 ( 09/10/2007 11:42)
Tena tsara be le hira fa mba omeo tonony raha misy.Merci... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5055