Mitady mpihira vavy (chanteuse)
1. Malalason
(
12/10/2007 11:39)
slt dhl!
Mitady mpihira vavy, mahafehy tsara ny feo voalohany farafaharatsiny,matotra @ zavatra atao toy ny repetition sns
raha mahaliana anao de anoraty
mail : malalason@yahoo.fr
Tél : 034 01 503 13
Misaotra mialoha.

novalian'i boubounezy ny 12/10/2007 19:22
2. richtiana
(
12/10/2007 12:46)
bjr,
fa hanao tarika ve sa hanao chorale?de ahoana no hifankahitana?:)
fa hanao tarika ve sa hanao chorale?de ahoana no hifankahitana?:)
6. boubounezy
(
12/10/2007 19:22)
malalaso domazy za tsy any fa mety mba nataoko lé izy :oops:fa antsoiko iany enao ngamba ka! ka!