Artista sy Hira

rabilabila ( 07/11/2007 10:56)
Maty alina i Tôty ,kamboty mpanakanto indray ny Malagasy .Anisan'ny mpanakanto incontournable izy eto Madagasikara ,saiky niantso azy daholo ,noho ny fahaizany mandrindra , noho ny fahaizany mitendry... tohiny
novalian'i bbdou ny 15/11/2007 06:50
suzuki ( 07/11/2007 08:47)
ilaiko maika azafady, merci d'avance... tohiny
tsiritahina ( 06/11/2007 15:12)
Slt daoly! za mbo meo anle tononkiran'i Dadah sy fafah vao² iny le izany akia no fitia... tohiny
novalian'i keyoann ny 11/11/2007 00:00
manitraha ( 06/11/2007 13:32)
misy hira an'ny jeanne naly mahafinaritra ahy ao amin'ny kalon'ny fahiny izay tiako ho azo ny tonony adiady madinika ny lohateny misaotra izay afaka manome izany ... tohiny
Raditra ( 06/11/2007 13:10)
Manao ahoana? Mba mila anio tonkira io aho azafady raha anananareo? Misaotra Raditra... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 13:30
navahy ( 06/11/2007 08:32)
Hiran'i Anyah sy Spear o mic...:D Misaotra!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 09:31
andreasr ( 05/11/2007 12:43)
mnaona daol nareo o mba anoraty tonokirany kaimba azafady izay mahay ny hirany ry zareo dia misaotra betsaka e... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/11/2007 07:36
ary100 ( 04/11/2007 22:30)
Mba andefaso ny tonon`ilay hiran`i lolo sy ny tariny Jakarandany oe azafady eh... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:16
bitrokel ( 04/11/2007 18:36)
Izany hoe dia gasy i kala eva ao ami'ny star academy 7??????ahoana no fahitanareo azy????tohano izy e!8)... tohiny
novalian'i lanto ny 18/11/2007 19:51
danih ( 04/11/2007 16:01)
mba omeo an'ilay tononkira hoe "NY TAKORITSIKA" le nataon'ny PAZZAPA 5 iny e! merci ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:22
ialimalala ( 04/11/2007 14:24)
miarahaba mba miatdy dikarira dj sissi mtondar lohateny oe VOLA IO misotra toppko... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:23
milay3 ( 04/11/2007 13:05)
salut! mba mitady any hira ny christophe ratrema nge za ze manana nareo le hoe fenoy tompo ary misaotra izay nanome ny tonon'ny vavaka mihambahamna misaotra eh ... tohiny
novalian'i milay3 ny 29/11/2007 13:40
perdi ( 04/11/2007 00:10)
mba omeo ny tononilay hafindrafindrao ô!!! mci d'avce e! ... tohiny
novalian'i manitraha ny 06/11/2007 13:40
laly ( 03/11/2007 20:59)
mba mangataka lay hiran'ny Ny Ainga... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:33
malta ( 03/11/2007 16:16)
mba mangataka an'iotonkira io za ra azoatao ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:40
milay3 ( 02/11/2007 17:59)
mba mila anio aho izay manana o! merci... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 05:44
milay3 ( 02/11/2007 14:59)
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 05:45
sarobidy ( 02/11/2007 10:29)
Efa misy dinika nisokatra momba an'io ve fa mitady a fa tsy mahita nefa tsy naharaka ny fandehany tao:oops:? Melsi... tohiny
novalian'i choice ny 29/11/2007 15:47
lembelo ( 01/11/2007 22:15)
Faly miarahaba. Mba mangataka ny tonon'io hira io aho raha misy manana. Raha tsy diso aho dia fihirana advantiste izy io. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/11/2007 13:13
sakamanga ( 01/11/2007 12:35)
je souhaiterai les paroles de tsaratsodrano je vais avoir à la chanter pour le mariage de mon frère bientôt merci.... tohiny
novalian'i lanto ny 01/11/2007 12:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2582