Artista sy Hira
rativo
(
22/11/2007 08:43)
mba andefaso ny ira we eto ambaravarankely e
...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 08:48
misset
(
21/11/2007 13:04)
slt daoly! za reto mba te hiresaka @ ol tia danse de salon reny a! na mi-pratique na vo hi-pratique a! tena mba makafy an'io matsy ny tena e! d miandry valiny @nareo za e!:oops:
...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 08:53
razdel
(
21/11/2007 10:51)
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 08:51
liantsoa83
(
21/11/2007 10:23)
Salama daholo! Mbo omeo tononkiran "Ny tena fitia" an'i Mahaleo ry reto azafady a!Tena misaotra e! Ilaoko maika ry reto ra mbo mety a! misaotra indray !...
tohiny
chou36
(
20/11/2007 11:31)
mba misy manana ve ilay hiran'i mahaleo misy hoe : fahoriana nenty natory no nihara nifoha toa vady faharoa tsy nahafapo etc.
Misaotra dieny mialoha...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 07:10
kounijess
(
20/11/2007 08:41)
mba omeo ahy ny tonony io...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 07:08
zh
(
19/11/2007 11:11)
mba mangataka le tononkira ny tena fitia mahaleo e
...
tohiny
novalian'i namanasoa ny 20/11/2007 10:48
minofaramira
(
19/11/2007 08:56)
Slt!
Za re mba mangataka an'io hiran'ny "Ny Fanilo "io fa tiko be le izy dia misaotra be dia be e!
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 20/11/2007 10:30
Mckenji
(
18/11/2007 14:21)
zany hoe mangataka ny hiran'ny"AKON"'zay mitondra ny lohateny hoe:Don't Matter...
tohiny
novalian'i ermia ny 18/11/2007 17:14
lanto
(
18/11/2007 10:32)
Ho antsika eto Toamasina sy ny manodidina :
http://www.dailymotion.com/video/x3htvc_za-manosika-7-le-30-novembre-2007_music...
tohiny
novalian'i ravl ny 20/11/2007 11:54
maholisoa
(
17/11/2007 19:01)
Manao ahoana,
Sao dia mba misy mahafantatra hoe hiran'iza kay ny originalen'ilay hira fihirahiran'ny ankizy hoe beginning to sigh ???
Raha misy sendra manana na mahita version azo adika na vidin...
tohiny
novalian'i maholisoa ny 19/11/2007 00:54
soalaina
(
17/11/2007 18:48)
Salama daholo é
Raha mba mahay ny tonon-kira ile au tresor dia mba omo azafady re tompoko o
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 24/07/2008 16:30
mangidy
(
17/11/2007 17:57)
salut! mba mangataka tononkira re raha azo atao e?:-D
Dia misaotra mialoha.:-*
Mangidy...
tohiny
novalian'i mimosa ny 21/11/2007 21:55
ravl
(
16/11/2007 14:39)
Mba saika hangataka ny tonon' ilay hira mitondra ny lohateny hoe IREO TENY KELY ROA an'ny RISY. version Malagasy nilay hiran R Williams sy Nicole Kidman "something stupid"(l)(l):*...
tohiny
novalian'i ravl ny 17/11/2007 11:44
miorasoma
(
16/11/2007 11:10)
Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "inona moa no ifandrafirafiana" raha misy manana e! Tsy haiko loatra aloha oe iza no mihira azy io e!...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 16/11/2007 15:02
jamarc
(
16/11/2007 08:18)
:-P...
tohiny
