Artista sy Hira

tsikikelyaloha ( 08/12/2007 08:37)
Hoan'ny namako rehetra ... tohiny
novalian'i papala ny 18/12/2007 10:48
soacool ( 07/12/2007 14:47)
Misy manana ny tonon'le hoe ianao Jeso no Mpanasitrana iny ve fa tena mba tiko izy iny fa ny tonony tsy ananako mitsy sady efa ela no nitadiavako azy. Merci @ ze mamaly ô... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:31
khetaka ( 06/12/2007 14:05)
sao mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i Bodo hoe lalan-tsarotra ianareo. Misaotra... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:32
lemenakely ( 06/12/2007 08:53)
Asa ianareo raha mbà mandinika fa @ ankapoben' ny clip gasy dia taratry ny rendrarendra ivelany izany daholo ny ankabeazany : tsy maintsy misy mizesta @ automobile na trano tsara be misy piscine oha... tohiny
novalian'i audoo ny 08/12/2007 13:32
xxx ( 06/12/2007 08:28)
Mba omeo ilay hiran'i Ny Ainga le misy hoe "...misy olom-baovao mahavita..." iny raha mba misy mahita zay fa mirary soa tsy haiko ny titre an'io hira io... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:33
lilida ( 06/12/2007 07:53)
Bonjour, Je voudrais avoir copie de sôma la vie, sôma jeunesse de pazzapa 5. Remerciement Meilleuress alutations Lilida ***... tohiny
novalian'i baraingo ny 07/12/2007 09:36
xxx ( 06/12/2007 07:08)
toa oe ho avy any dago any hono lery @ 2009 e! "pour des fins humanitaires" hono ilay concert ataony. ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:36
telomiova ( 06/12/2007 06:55)
Mba managataka io hira io azafady, fa mahafinaritra ny nanaovan'ny Pazzapa5 azy!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:38
Kwasi ( 06/12/2007 02:45)
Mba mitady ny tononkira sy ny hiran'i Rebika manaraka ity aho ry zareo, izay mba afaka manome. Tsy haiko ny lohateny fa hoatrohatr'izao ilay izy: Ry alina mangina Toa mampanembona ahy Ny volana ... tohiny
novalian'i Kwasi ny 06/12/2007 21:04
rijajimi ( 05/12/2007 13:25)
Mba mangataka le hiran'i Tsiliva hoe I LOVE YOU... tohiny
novalian'i xxx ny 05/12/2007 20:12
rly ( 04/12/2007 18:14)
sokona82 ( 04/12/2007 16:04)
slt azafady re sode mba misy manana n tonokira le oe esory amiko ry raiko....... ....... ..... nefa aoka tsy n sitrapoko ,no ho tateraka fa n anao.... d mba iza kay n mihira anio de misotra ... tohiny
novalian'i dems ny 05/12/2007 06:01
ntha ( 04/12/2007 13:47)
mba mangataka tononkira majeur7 zay manana: galeoka:lol:... tohiny
mananja ( 04/12/2007 10:14)
Mba andefaso tononkiran'i Bodo, the regret is never before izay ataon'i Pazzapa 5 amzao, Misaotra eh!... tohiny
Nafly ( 04/12/2007 09:11)
Mba mangataka ireto tononkira ireto raha misy manana : - Boana malilo - Tsaiky jôby (Mika & Davis) Mankasitra mialoha tompoko.... tohiny
baraingo ( 04/12/2007 08:41)
tena nareo V tsmaremarq fa ny akabeazany hira @zao tsita tsony ze mahakanto azy. misy ny eo iany no mverberina, mankaleo mits, ndraindray ôtrany hoe le CD no msôty nefa le hira mits no tsis ilana... tohiny
novalian'i salmo1 ny 04/12/2007 12:06
pornos ( 03/12/2007 13:38)
mba omeo [b]Ambany tanana[/b] [u]Rossy[/u]:twisted: za azafady... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:41
ttiavina ( 03/12/2007 11:03)
za ry reto mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i poopy iny a, misy hoe: andriamanitra ô mba tahio sombinaiko iny ... fa tsy misy tsara noho ny manana anao ... raha sanatria ka mandao ny lalanao ... tohiny
novalian'i Samoana ny 03/12/2007 15:29
zh ( 03/12/2007 10:34)
Mangataka tononkira aviavy Ndriana RAMAMONJY... tohiny
marcello ( 01/12/2007 20:17)
mba mila io tonon'kira io aho misaotra tompoko... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7453