Artista sy Hira

ari.malala ( 20/12/2007 13:04)
Manahoana daolo sao mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i mage 4 tsy haiko ny titre, fa misy hoe "ny fo sy ny saiko mirediredy hoe tsisy ohatranao raha ny ety" azafady dia misaotra mialoha... tohiny
nomenafifaliana ( 20/12/2007 12:31)
mba saika hijery ny hiran'ny anjomara hoe "Fa Jesoa tia" azafady tompoko... tohiny
tokymashi ( 20/12/2007 08:42)
Salut daholo e! Sao dé misy manana ilay tononkiran'i Bodo hoe: "mba rahoviana" any . Misaotra betsaka... tohiny
ratonga ( 20/12/2007 01:34)
http://www.dailymotion.com/video/x1h0as_koragno-mangingina-generation-mars_music... tohiny
novalian'i cutie ny 21/12/2007 17:51
xxx ( 19/12/2007 19:29)
RAMOSE JE@N-FALY Maty kendan'ny taolana omaly Ny alikan-dRamose Je@n-Faly Ka ho vali-faty setrin'izany Dia ireo T-5 ampianariny no mihinana androany... Voky menaka ve sa manaizana? No mihana... tohiny
njrtinah ( 19/12/2007 17:08)
Salama daholo, saika mba hangataka ilay hiran'ny mr razafy mitondra ilay lohateny hoe: vazon'ny tatsambo. raha mba azo atao dia mba asio tsindrim-peo. C'est pas trop demandé je crois. Merci d'avanc... tohiny
novalian'i njrtinah ny 02/01/2008 14:25
herivolomparasy ( 19/12/2007 12:52)
Misatra mialoha ê... tohiny
Ritsoka ( 19/12/2007 12:23)
Miarahaba ny rehetra! sao de mba misy tsara sitrapo afaka mizara fichier Karaoke malagasy na lien mety hahazahoana izany, mba hihirahirana amin'ny Fety. dia mirary fety sambatra ho antsika rehetr... tohiny
novalian'i sirika ny 04/08/2018 02:49
AOSTN ( 18/12/2007 17:07)
=D^:^=D^:^=D^:^ Slt daholo ntsika ;mba mangataka ny tono-kiran'i MAMY BASTA le hoe "androany ny fotoana nomeko anao;hilazako ny momba ahy...."de misaotra bdb idd tompoko^:^=D^:^=D^:^=D^:^=D... tohiny
novalian'i belaza ny 19/12/2007 13:00
grace ( 18/12/2007 16:53)
mba saika angataka tononkira ny ainga titra: bonsoir mon belle mère. (hiura evangelique) merci d avance ... tohiny
ntha ( 18/12/2007 12:00)
mba mangataka ny hiran'i Majeur7 "Galeoka" reto ze mba maita. Merci:lol:... tohiny
novalian'i lazounet ny 18/12/2007 21:10
lamonta ( 18/12/2007 10:29)
tonon-kira... tohiny
novalian'i papala ny 19/12/2007 10:55
mamsoo ( 18/12/2007 09:23)
Salam e.Mba tena tiako re olona le hiran`i Delacr le hoe "TSY HAIKO", iny fa mba andefaso ny tonony a.Dia misaotr e. NB:Raha sanatria ka tsy misy atokona @ noely aleo ao antrano miravimbomanga sy pa... tohiny
novalian'i miraymel ny 22/12/2007 07:04
capitou ( 18/12/2007 08:53)
Mba mangataka ny hiran'i Ny Nanahary "Takoritsika" zay manana. Misaotra... tohiny
novalian'i penina ny 14/01/2008 06:54
ratonga ( 17/12/2007 23:14)
ary tena manan-tatalenta angé i sefo é!http://www.dailymotion.com/relevance/search/Feo+Gasy+/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music =D=D... tohiny
novalian'i hery ny 27/12/2007 11:43
Jaca38 ( 17/12/2007 18:46)
Salama e! Faly manoratra ho anareo. Voalohany ho ahy nanndre ity hira ity ka mba tiako hananana ny tonony: miresaka an'i Marie Sélestine. Indray mandeha isaky ny 10 taona vao mandre io anarana Sé... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2007 07:02
ari.malala ( 17/12/2007 11:47)
Sao dia mba misy manana ny tonony azafady fa sendra henoko d mba nahatsiaro ny fahiny e! Toy izao ny fiantombohany Lany fanahy zaho nahia lasa eritreritra e Ny mahita anao tsy mahatsiaro Ny adid... tohiny
rnjp ( 17/12/2007 06:23)
Mba andefaso an'io hira io reto zay mahita ah! izo io zany kozy m'lay be rehefa tena vakina ny votoatiny eh ny fiandohan'izy io dia ohatr'izao ooo,Jaqueline .......................... .............. tohiny
novalian'i booboo ny 17/12/2007 19:27
Mifaditrovana ( 15/12/2007 06:17)
Hira misy oe: Raha misy ratram-po na azom-pahoriana ianao, .... fitiavana no antony izany ,....., henoy izao antso izao. Misaotra betsaka... tohiny
edje ( 14/12/2007 10:36)
slt, bonjour,mba mangataka ny tonokiran'ny ainga,fa izao potika amin'ny tarika mihintsy izay fa misaotra mialoha.(l)... tohiny
novalian'i salmo1 ny 14/12/2007 16:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7659