Artista sy Hira

fanantenana2003 ( 18/01/2008 12:27)
le 1 mars izao indray izany i lolo sy ny tariny no ho ao aminy cigale ka iza avy ianareo no mety mba ho any fa izaho izany dia efa namandrika ny place-ko aloha ! ahatsiarovana ny fahazazana eh... tohiny
novalian'i Soniamada ny 28/01/2008 13:42
sarikatselatra ( 18/01/2008 11:38)
Saika mba hitady hira efa ela be aho. tonony ny marimarina kokoa hiran'ny Aaron sy Linda Ronstadt izay efa taloha be sady amerikanina lay hoe don't know much!... tohiny
tanoralalandava ( 18/01/2008 06:58)
Manahoana daholo, Mitady ny tononkiran'ny "Tsaiky Jôby" an'i Mika sy Davis Franklin azafady izay manana. Misaotra betsaka.... tohiny
cmbolatiana ( 18/01/2008 05:01)
Mba mangataka tonokiran'i Bodo sy Poopy Tia foana zay mba manana ô, misaotra mialoha e... tohiny
jaona77 ( 17/01/2008 14:38)
Salama daholo sady miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao fa izao vao mba tafiditra eto !! :lol: Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'ny Voninavoko hoe "Tsiriry roa" iny amin'izay mba ma... tohiny
Rhayo ( 17/01/2008 08:54)
Raha toa ka ho tsiahivitsika kely ny tena fiavian'ny gadona rnb dia toy izao.Kolotsain'ny Américan mainty hoditra izy io,ka nantsoin-dr'izareo hoe: Rythm And Blouse;io no gadona anisan'ny nampiavaka ... tohiny
novalian'i tenagasy ny 17/01/2008 11:06
Miramihaja ( 17/01/2008 05:27)
Misy an'io artiste io tena manana hira mahafinaritra be e. Santionany io hoe "ianao sy izaho io" an'ilay artiste hoe "R'Ina" io. Mba henoy anie na angatao ao @ radiovazogasy dia ho hitanao. Izaho aloh... tohiny
xxx ( 16/01/2008 17:59)
:lol: Sao de mba misy manana ny hiran'izany Tafita ( Fianar.)izany re ianareo eh? Izany nampalaza be azy izany no tena mbô tiako ho re! 'Ze mamaly de VOKY atody 8O... tohiny
mivoary ( 16/01/2008 09:55)
Salut daholo, Saika mba hitady tonon-kiran 'i Rebika le hoe miredareda . De misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i mivoary ny 16/01/2008 12:53
saibakoly ( 16/01/2008 08:24)
tena azafady ry zareo fa tena tiko be mihitsy lay hira nihirainy bodo sy malala iny hoe efa fantatrao angaba sao mba misy tonony iny any azafady fa mbo hiraiko @ mariazinilay cousinyko zay nitady at... tohiny
novalian'i hery ny 16/01/2008 09:06
droopy ( 16/01/2008 06:16)
Mbo tairo an le tonokiran le vahombey hoe , Bezoro e... tohiny
novalian'i hery ny 16/01/2008 09:03
nirinkosoa ( 15/01/2008 11:27)
Manaôna daolo eh! tratry ny taona eh! mba saika hangataka ny tononkira Firmin Fanekena moa ny lohateniny raha misy manana! le oe Tom ô! tsy aiko ny hangina fe tena resinao lahatra aho!... tohiny
novalian'i hery ny 16/01/2008 09:08
ratonga ( 14/01/2008 15:17)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/FAFAH/video/x3x47q_ny-fahazazako-fafah_music... tohiny
novalian'i rasoapeta ny 16/01/2008 09:45
eisy ( 14/01/2008 09:21)
Salut daholo e! ity zany de karazana fiantsoana vonjy ihany satria izaho de tena mpankafy Mahaleo ka mahita aho hoe efa nivoaka ny DVD sy ny CD ary ilay livret tao amin'ny Olympia ... Aty Dago misy ... tohiny
novalian'i vie ny 27/01/2008 09:31
pisoranou ( 14/01/2008 07:06)
kelly13 ( 12/01/2008 17:30)
fa mahafinaritra ahy le hira misy oe ..... lasa vetsovetso manina ny havan-tina ka misento ..... ..... ..... ref : tsy hanadino n'aiza n'aiza tsy mba hanadino tsy miova ny fitia nekeko ho d... tohiny
ploue ( 12/01/2008 08:09)
mba mangatak tonon'io hiran'i mariah carey io ze mba manana e!merci... tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2008 12:23
hercule ( 12/01/2008 06:51)
tsy nahita aho... tohiny
melody ( 11/01/2008 15:53)
mba mitady io tononkira io izay manana o, i Rija Ramanantoanina no mpihira, misaotra bdb:-*... tohiny
novalian'i melody ny 19/01/2008 15:58
rafangotsohana ( 11/01/2008 13:17)
Sao dia mba misy mahay ilay hiran'iLudger, Ossy,Romule, tsy dia tadidiko loatra ilay izy fa ny refrain misy hoe " nyloha efa sola, tsy afa-midola, toy ny zaza vao miana-mandeha". Misaotra mialoha e... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5561