Artista sy Hira

bozaka ( 25/01/2008 23:19)
Mba mangataka an lé tonin kira an Mahaleo Salanitra ry reto fa misy cousine kely zay mila an lé izy mafy Misaotre sahady e Bozaka ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2008 00:11
lazounet ( 25/01/2008 17:44)
Atolotra ho an'i SHOAN, RABILABILA, SAMOANA ary BADOUDA 1. http://www.dailymotion.com/Lazablues/video/xqdbu_aviavy_music 2. http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xq6pp_ta-hody_music 3. ... tohiny
novalian'i lembelo ny 28/01/2008 09:37
penina ( 25/01/2008 00:02)
Ianareo kay sao dia mahafantatra hira malagasy mavesatra ohatra an'ito? http://www.dailymotion.com/video/xmx3a_les-wampas_music :wink:... tohiny
ds ( 24/01/2008 23:26)
Rehefa manketo aho, dia mihaino RVG na Smooth Jazz. Misy hira ankafiziko miverimberina foana tato ho ato : [b]Blake Aaron - Bumpin' on the Wes Side[/b] (kapila Desire). Tsy nahafantatra oi tary io... tohiny
lazounet ( 24/01/2008 02:09)
Misy hira hoe TRiste départ henoko tao @ RVG toa Tantely no mihira azy. Sao misy manana tonony ianareo. Misôtra ô.;-)... tohiny
novalian'i Samoana ny 25/01/2008 15:36
tsiambaratelo ( 23/01/2008 21:32)
Mba mangataka tononkiran\'ny tarika ny Ainga re zah e,\"FITIAVAKO MASIKA\"de le an\'iPatty \"Ankiniko\"misaotra be mialoha é... tohiny
xxx ( 23/01/2008 12:09)
Toa mbola tsy misokatra foana ilay hiran'ny Feon'ny fahazavana Toamasina.Svp mba valideo amin'izay moa fa te hijery ny olona é! Merci anh de bonne chance ny mpanantotosa rehetra ny serasera.... tohiny
novalian'i ZEMJOS ny 28/02/2008 08:21
wize ( 23/01/2008 11:09)
SLT: azafady mba mangataka ny hiran'iBODO misy ny REFhoe: avelao aho anantena( misy tonony sasantsasany hoe; na dia fohy aza ny omaly....)... tohiny
xxx ( 23/01/2008 10:18)
raha mba misy afaka manome ilay tononkiran'i Njakatiana vaovao "FITIAVANA" iny azafady, ddia misaotra meloha... tohiny
Hobys6 ( 23/01/2008 10:15)
:cry:') Mba omeo mo re ra mba manana nareo e!... tohiny
novalian'i Bafota ny 23/01/2008 16:55
cassy87 ( 23/01/2008 09:37)
mba mangataka ilay tsiry roa an`i vononavoko iny reto an... tohiny
Ilitakely ( 22/01/2008 16:19)
mba mitady vazo mite ny reny e! genre mamy basta;samoela(vaovao fa le taloha efa ananako daoly) sns e! ... tohiny
nirinasoazy ( 22/01/2008 16:06)
manahona tompoko izaho dia mipetraka aty Martiniquee DOM nahen hira izay aho tena tiko be ilay izy sao re mba hainareo na henonareo fa tanaty fiar no nahenoko azy tsy fantako akory na iza no nihir... tohiny
raandri ( 22/01/2008 10:07)
Mba omena io hira io e!... tohiny
novalian'i mpanarivo ny 25/01/2008 14:15
vale ( 21/01/2008 10:56)
Manoràta aty amiko...,caaao!!!:^):-D:-D:-D... tohiny
novalian'i vale ny 21/01/2008 14:11
cmbolatiana ( 21/01/2008 10:38)
Salut daholo Sao dia mba misy afaka mandefa par mail ho ahy io hira io, tsy tonokira no tadiaviko fa ilay hira mihintsy audio na mp3 na vcd tsy maninona. Misaotra mialoha dia ity ilay mail : goglie7... tohiny
ni81 ( 21/01/2008 09:10)
Manahaoana daholo! mba saika hangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe manao hoe: antsoantso Dia misaotra betsaka.... tohiny
danih ( 20/01/2008 14:53)
bonjour! mba mangataka ny tononkiran'ny NY VONINAVOKO hoe RAOZY MAVOKELYsy TSIRIRY ROA ary ny tononkiran'i RAMILISON BESIGARA zay misy.Misaotra mialoha... tohiny
voh ( 20/01/2008 12:37)
Mba mangataka ny tononn'io hira Miverena io azafady sy ilay misy hoe "Tsy niverina intsony izy, fa lasa nandeha..." Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i yuka ny 20/01/2008 16:03
niswaza ( 20/01/2008 02:31)
tena milay tsara mihitsy io hira io raha mba misy manana ny tonony azafady indrindra o!... tohiny
novalian'i cutie ny 21/01/2008 04:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0643