Artista sy Hira
fitia2006
(
09/02/2008 11:50)
slt daolo
sao mba misy manana ny tonon'ny 'tsiriry vorona' an'ny voninavoko azafady ? misaotra mialoha !...
tohiny
tsikobo
(
09/02/2008 11:12)
k'aiza daôly e!!!
mba andefaso tononkira an'i D'Gary sy Mikea ra maba misy manana e!
Fa vô maika tsara ra Hira mintsy na video
d misôtra dieny mialoha e!!!
:) ...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/02/2008 11:51
Levy
(
09/02/2008 10:56)
Mitady ny tonon'io hira io za fa tsy fantatro mihitsy na ny lohanteny na mpihira...mino aho fa efa atoihany f'angamba ilay lohatitre no tsy haiko...SOS...
tohiny
novalian'i Soniamada ny 09/02/2008 15:31
girlcool
(
09/02/2008 09:55)
mba mangataka ny tonony azafady...
tohiny
nira3ia
(
08/02/2008 13:14)
Salut! Mba mangataka ny tonon'ilay hira malagasy misy hoe: "n'aiza hisy ahy ho tsaroiko foana ianao,ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako...", ny mpihira azy sy ilay hira :) ihany koa.
Misaotra in...
tohiny
novalian'i petitpoucet ny 08/02/2008 14:12
poussyma
(
08/02/2008 11:58)
Manahoana,
Mba mangataka io tononkira io raha misy.
Misaotra mialoha,
Poussy...
tohiny
zeni
(
07/02/2008 15:40)
Mba mitady ny tonon'io hiran'ny tarika voninavoko hoe "vonindraozy " angamba . Misy hoe anankiray monja ity voninkazo ity ka iza no omeko azy é...
tohiny
novalian'i brigitoche ny 01/04/2008 13:58
rativo
(
06/02/2008 19:33)
miarahaba antsika namana eto amin'ny serasera indray, mirary taona vaovao koa nadia somary tara kely aza, fa tsy maninona fa satria mieux vaut tard que jamais,
mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho...
tohiny
pepefys
(
06/02/2008 18:08)
Mba saika hangataka lé "tsiriry roa"(voninavoko) ry reto ra mbô misy manana any dé alefaso ô!M6 dôly e!:D...
tohiny
domino
(
06/02/2008 07:52)
Manao aoana daolo ndray tsika e!
Mba omeo ny tonokiran'i Mike sy Davis Franklin nge ry zareo ze manana nareo a!
Izy retra mitsy : Tsaiky joby, Ravoravo sns...
De manantena valiny mahafapo avy ami...
tohiny
ari.malala
(
06/02/2008 06:42)
si tu devais partir
si un jour la vie nous sépare
va et ne t'en fais pas
je resterai là par amour pour toi
et le vent jusqu'à toi
viendra t'apporter mon message
c'est une chanson d'amour
qu...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 13/02/2008 14:42
zedazeda
(
04/02/2008 10:51)
salut!
ts'aiko na za no tsy naita tsara na aôna fa otrany mbola tsisy tazako ao ny tononkira BADODA SY SOLANGE aton' i Dama. De ra mba misy manana mp3 an'io ko de mba andefaso a azfdy....
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 24/04/2025 01:49
istraky
(
04/02/2008 08:32)
slt :lol:
Efa nampidiriko ao ilay embona sy hanina (mahaleo) fa asa raha mahafa-po anao....
tohiny
vivi
(
02/02/2008 13:48)
sao d mba misy manana anio tononkira io? any do rajonhson ! misaotra mialoha e...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:23
varisy
(
01/02/2008 13:42)
novalian'i istraky ny 04/02/2008 08:36
meva2
(
31/01/2008 19:24)
Andray!!! izay aho vao nhita ny atao hoe ambondrona Mahafinaritra be ny mozikan-dry zareo sady ilay lead koa mahafatifaty kely....
hum,hum, vazivazy raindalana fa raha misy mahafantatra ny concert a...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:26
mihaingo11
(
31/01/2008 09:48)
mba mangataka ny tononkiran'ny Tanora Masina Itaosy ho anizay afaka manome, raisina antanandroa na firy na firy. Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:23
nhyjo
(
31/01/2008 09:39)
manao ahoana daholo ianareo ato.
saika mba hangataka an'io hira io ra mba misy azafady fa mba tena mpankafy e!!
misaotra mialoha!!
mazotoa de veloma tompoko:o
...
tohiny
novalian'i fdravel ny 08/08/2017 12:16
