Artista sy Hira
Famenosoa
(
04/03/2008 13:19)
mitady tononkira NY FANILO...
tohiny
tm
(
04/03/2008 12:47)
hiran'i Bodo dia nataon-dry pazzapa...
tohiny
novalian'i mimosa ny 07/03/2008 14:54
nananta
(
04/03/2008 10:40)
Mba mangataka ny hiran'i Clim hoe "be ny ditrako"
Misaotra mialoha ...
tohiny
cienna
(
04/03/2008 04:56)
dia saino izay aleha
diso lalana ka ditsoka anie
haizinkitroka no ho lalovana
tena ady sarotra tsy kilalao
...
tohiny
novalian'i cienna ny 04/03/2008 11:36
kilimity1
(
03/03/2008 19:05)
Soa mba misy manana io hira io. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i kantokoely ny 05/03/2008 18:37
hery
(
03/03/2008 11:42)
Ie, raha sendra liana dia http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p47a382c4611e6 fa amidin'ny Radiovazogasy.com 8 euro ny VCD faran'ny tarika Majeur 7. Tafiditra ao anatin'io ny saram-pandefa...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/03/2008 13:26
tianjhi
(
03/03/2008 10:22)
novalian'i diamondra27 ny 03/03/2008 12:25
eliediego
(
03/03/2008 09:42)
Salut daholé! Tsy de manana ho resahina loatra aho fa mba mangataka lay tononkira "Ampelasoa" an'Ny Ainga, tena tiako be lay hira kanjo tsy de haiko zay lazainy. Zay ihany éeh! Ka Bye bye....
tohiny
novalian'i iaboba ny 03/03/2008 13:38
malasco
(
02/03/2008 23:21)
Zava-doza mananontanona
Ny aretina avy amin’ny firaisana
Indrindra raha tsy voaaro
Tsaboy haingana
Raha vao misy ahiahiana
Ny vatanao, aza variana
Tsarovy fa dokotera ihany
No hany tokana mit...
tohiny
dir
(
01/03/2008 19:35)
sao mba misy manana io tononkira io ?...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 03/03/2008 09:51
irinamihaja
(
01/03/2008 10:47)
mangataka hiran'i tsiakoraka aho hoe te hahita anao miaraka @ tondro-peo raha azo atao
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 01/03/2008 12:04
kantokoely
(
29/02/2008 11:50)
Mety misy mahafantatra ve? nareo mpandalo eto we aiza no mety ahitana na hividianana cd an'i Fafah midera an'i Tompo fa tena mahafinaritra be ny mihaino azy satria hatramin'izao dia ny ao amin'ny dail...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/02/2008 13:15
kekety
(
28/02/2008 08:49)
Miarahaba antsika rehetra!mba mangataka ny tonokiran'ny Jean Rigo"Tsy sitra-poko"iny @ze manana re azafady ndrindra,dia masaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 29/02/2008 14:16
LazaDaddy
(
28/02/2008 02:00)
Efa napetrako ity fanontaniana ity fahiny saingy tsy nahazoako valiny dia averiko sao misy mahay. Misy solotenany ve ny CCLI eto Madagasikara? Sa azo ampiasaina any Madagasikara ny "CCLI fees" naloa t...
tohiny
mitsuki
(
27/02/2008 21:01)
manaona daoli o! so dé mba misy mahafantatra anlé hirany tempo gaigy lasa tsy voafafa iny ato azafadi??...
tohiny
Babouzy
(
27/02/2008 19:42)
mba mangatatka zay manana ny tonon-kiran'i BIG JIM DAH "Jaolahy mpiarakandro" ok merci d'avence eh...
tohiny
maliang
(
27/02/2008 11:47)
mba mangataka ny hiran'i Didy Alfa misy an'ilay hoe izaho mbola tsy miova fa mbola tianao foana , nadia be aza ireo manejika ahy noho Ianao , izaho mbola tia
Misaotra mialoha
ma...
tohiny
