Artista sy Hira

andozo ( 12/03/2008 15:11)
za ry reto mba meo ny toninle iran'i mage 4 te hiaradia iny fa tena tiako be le izy:oops:... tohiny
tslem ( 12/03/2008 11:57)
Mba misy afaka manome ahy ny tonon'ity hira ity ve? Nahoana ianao no tsy nety nilaza raha nanontaniako... dia any @ farany misy hoe tsy anjara ny antsika satria tsy taloha fa diso aoriana. Dia i... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/03/2008 19:49
ari.malala ( 11/03/2008 12:28)
Je veux partager tous tes rêves Pour savoir combien tu penses à moi Car j'ai bien peur que dans tes rêves Il y ait d'autres filles que moi Le jour quand nous resons ensemble je vis dans le b... tohiny
novalian'i Soniamada ny 18/03/2008 13:19
madekely ( 11/03/2008 10:44)
manao ahoana daholo e! sao dia mba misy mananailay tononkira "tsy mitana (zay tsy tamana)" an'i Dillie ianareo? misaotra mialoha e!:D:D:D... tohiny
novalian'i madekely ny 16/03/2008 10:56
intsoa ( 11/03/2008 05:40)
Miarahaba o!mba omeo ny tonon'ilay hiran'i Rossy sy Joséphine misy hoe "sitrakao ve ny handray ny tànako" iny ry reto zah zé manana!Misaotra mialoha o!... tohiny
ratonga ( 10/03/2008 22:44)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/BESSA/video/x1essr_bessa-lola-ny-itiavako-anao_music... tohiny
jeanlucarsene ( 10/03/2008 20:54)
mitady an'ilay hira hoe ny vomaintilany hiran'ny Solika... tohiny
tenagasy ( 10/03/2008 11:08)
Mankamamy! Mba te-hangataka an'i [b]Majeur 7 - Bizou Minouminou[/b]iny ao @ RVG aho nefa mahagaga fa tsy mety. Jereko anefa toa ao anatin'ilay lisitra lava be ilay izy. Atao ahoana kay ny fan... tohiny
novalian'i tenagasy ny 10/03/2008 11:44
palumpe ( 10/03/2008 07:27)
MAngataka ny tonon'ilay hiran'i Bessa sy Lola hoe "Miala tsiny" Misaotra mialoha, Bizzz... tohiny
ayle ( 09/03/2008 14:08)
slt,mba afaka mahazo ny tononkir,(pazzapa 5),THE REGRET NEVER IS BEFORE?misots mialou... tohiny
spy ( 06/03/2008 17:02)
misaotra manimeha le tononkira ny " Baholy " ... tohiny
tianjhi ( 06/03/2008 14:40)
te ho any aminao sy rap mandrakizay... tohiny
novalian'i penina ny 07/03/2008 18:37
pongy ( 05/03/2008 16:19)
tsy misy hafatra... tohiny
novalian'i Nanoo ny 04/06/2008 10:15
mitsuki ( 05/03/2008 15:43)
slt daoli e! mba mangataka le hiran'i les adeline le : "raha mbola hisy koa" de le "izany fiainana" azafady. merci bocou... tohiny
arivel ( 05/03/2008 12:18)
Salama daholo e ! Azafady mba mila service, sao ianareo misy manana contact an'i Levelo mpihira ? na N° Téléphone na adiresy. Dia mba alefaso amin'ity adiresy mail ity anie azafady e : tiarivel@ya... tohiny
pitoussy ( 05/03/2008 11:48)
Miarahaba, Inona kay ny hira mety handihizana @ zany watsa-watsa (tsy haiko na izao no fanoratra azy :P) zany , d ohatraohatra ny ahoana ny fandihy @ zany . tena mbola tsy henoko mitsy io raha tsy... tohiny
novalian'i mirianah ny 07/03/2008 19:22
vorona ( 05/03/2008 08:40)
Manahoana daholo, Mba mitady ireo tononkira roan'ny Fihirana (ô iza iza sy faly aho). Mankasitraka mialoha izay afaka manampy. Veloma... tohiny
kabatritra ( 04/03/2008 21:21)
Misy mahafantatra ve ny tonon'io hiran'i Black Jack's io. Hira efa taloha be tokoa, tamin'ny fandaharana "Maritr'afo" an'i Nicolas Ratsimandresy. Misaotra mialoha.... tohiny
ravakamalala ( 04/03/2008 13:47)
http://www.sobika.com/v2/interview/2006/spear-o-mic.php [b]hatsaran izay zava boaharin Andriamanitra re izao[/b] !!!!!... tohiny
Famenosoa ( 04/03/2008 13:30)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.467