Artista sy Hira

iaboba ( 03/04/2008 12:51)
Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'NY AINGA AMPELASOA iny azafady .Merci... tohiny
novalian'i iaboba ny 07/04/2008 13:55
ratonga ( 02/04/2008 19:36)
http://www.dailymotion.com/related/4252127/video/x44gbc_ny-voninavoko_music fa mlay an! :lol: ... tohiny
novalian'i ratonga ny 02/04/2008 23:40
tsmvaklo ( 02/04/2008 09:06)
Mba jereo hitako tany am you tube ty clip ty http://www.youtube.com/watch?v=kBv5NSu_R40... tohiny
novalian'i andryrabe ny 03/04/2008 13:56
ramangididy ( 02/04/2008 07:24)
Salama daholo ô!! Mba mety misy manana ny tononkiran'ny tarika James ve ianareo ato? "DOLADOLA KELY", sy "ZANY VE DIA MBA TIAKO", namisy hafa aza vao maika tsara fa ireo aloha no tena tadiavik... tohiny
sylvoalias ( 31/03/2008 06:15)
Tononkirn'i Tovo J'hay : Babo ... tohiny
kiadi ( 30/03/2008 12:34)
mandefa an'ito dinika ito zah ba manotany anareo pividy cd sy vcd hira sy tantara gasy ! izaho mantsy dia mpividy ary mpanafatra, ary hatramizay dia tsy mividy raha tsy le tena hamidy haradalana reny... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 06:47
bebecherie ( 30/03/2008 09:08)
Je cherche un endroit ou je pourrais écouter les cantiques et plus précisement " na inona na inona hitranga" du fihirana prostetant merci de m'aider! :cry: (l) ... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 06:52
volazara ( 30/03/2008 09:05)
novalian'i imeva ny 31/03/2008 05:59
blaby ( 28/03/2008 13:58)
Tsy fantatro ny mpihira, tsy fantatro ny lohateny fa misy an'izao ilay hira : [quote=ilay hira] [center]Ireny saofera ireny anie toy ny voromanidina Mahazo izay ilainy izy dia lasa misidina ... ... tohiny
novalian'i faniry ny 29/03/2008 08:18
SMARC ( 28/03/2008 06:26)
Sao mba misy manana ny ton'ilay "oh ce piano" an'i Lalao Rabeson. Merci... tohiny
novalian'i Bigma ny 04/04/2008 11:42
tsykivy ( 27/03/2008 14:24)
novalian'i tiiti ny 05/04/2008 06:00
LEBILA ( 26/03/2008 15:26)
MBA MAGATAKA NY TON'IO FARIBOLANA MAHALEO IZAHO MISAOTRA MAMALY... tohiny
novalian'i ratonga ny 27/03/2008 22:37
tsouly ( 26/03/2008 10:04)
MILMAY BE IO VAZO IO E KOZY E§... tohiny
novalian'i cutie ny 26/03/2008 11:09
doulakely ( 25/03/2008 16:49)
mba mangataka ny t(onon kira ny voanio!misaotra tompoko o!... tohiny
xxx ( 25/03/2008 13:13)
Raha nandinika aho dia toa lasa mivarina @ fahavetavetàna sy ny vulgarité ny ankabeazan' ny mpanakanto malagasy ankehitriny: na ny mpihira,na ny mpanolotra(raha raisina fotsiny ny kidaona maraina),n... tohiny
novalian'i bida ny 14/04/2008 18:47
icyb ( 25/03/2008 08:44)
Slt daholo Mba mangataka tonokiran'i Samoela, Princio sy Ra-kiky le hoe Kristy iny tompoko ah ... tohiny
namanabe ( 23/03/2008 22:22)
hiran'i bodo ... tohiny
novalian'i cutie ny 23/03/2008 23:30
faithful ( 23/03/2008 16:42)
Manaona tompoko, sainga mba angataka ny tononkira "iarivo mantsy izany" hiran'ny solika. misaotra tompoko.... tohiny
novalian'i hira ny 25/03/2008 12:57
youyi ( 22/03/2008 18:00)
salut daholo e! mba miangavy re ra azo atao mba omeo anle tononkira "mahatsara zaho" an'i Shyn za ee! merci o! bye... tohiny
novalian'i sadrine ny 26/03/2008 10:26
piopio ( 22/03/2008 16:47)
mitady toninkiran'i njakatianazaho azafady:"leferiko "sy "tsy voatery".misaotra aloha... tohiny
novalian'i ni81 ny 24/03/2008 09:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1527