Artista sy Hira
nex
(
17/04/2008 15:54)
Salut!Afaka mba omenareo an'ity hira ity ve?
Misaotra mialoha....
tohiny
bouzi
(
15/04/2008 11:20)
Miarahaba o!
Mba mitady ny hiran'i Mika sy Davis izay misy rehetra raha azo atao o!
Mankasitraka indrindra e!...
tohiny
nours
(
15/04/2008 11:18)
Mety misy manana ny tononkiran'i MARION Ianao You ve? tiako be ilay hira sao mba manana re ianareo ry namana?
Misaotra mialoha
Nours...
tohiny
novalian'i chrystophe ny 16/04/2008 14:53
ravatorano
(
15/04/2008 09:47)
[b]Misaona ny zavakanto
Nodimandry omaly i Romule (Kintana telo)
[/b]
Banga iray indray ny mpanakanto malagasy. Banga iray ihany koa ny Kintana telo. Nodimandry omaly tokony ho tamin’ny ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/05/2008 12:08
oam
(
15/04/2008 06:26)
mba jereo ilay hirany rossy e ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/04/2008 13:34
Ntsoakely
(
14/04/2008 13:41)
Mba mangataka ny hiran'ny tarika ny ainga ilay hoe toky fitia sy ilay hoe tous mon temps pour toi ry ireto azafady a! :lol: ...
tohiny
njana
(
14/04/2008 10:10)
Bonjour daholo!
Mba omeo ny tohin'ilay hiran'i Bodo sy Malala "efa fantatrao angamba" anie izay manana azafady e
Merci!...
tohiny
novalian'i simplex ny 14/04/2008 13:27
harirazafy
(
13/04/2008 14:49)
manaôna daholo
mba mangataka ny hiran'ny Mika&Davis "Ampindramo" azafady izay manana.
misaotra betsaka e:-) :-* ...
tohiny
willi
(
13/04/2008 10:51)
Mangataka ny hira sy ny tononkiran'i Rocco.Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i tslem ny 13/04/2008 11:04
doulakely
(
13/04/2008 06:55)
ho fanamafisana ny finona sy ny fitezaina ny izay maha malagasy dia mba mangataka ny tonon kira an io tarika io ny tenanay raha mba misy manana!dia hisaorana mialoha!aleloy a!...
tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:45
soanja
(
12/04/2008 21:52)
Tsy haiko ry zareo fa mitady holasa adala aho mihaino an'ity hira ity. :( :( Manina be ny fotoana ny nahasomaravo ahy.
Aiza ary izy izay!
Tsiahy sisa! Misaotra an'i Rossy nameno ny hatanoranay ...
tohiny
novalian'i soanja ny 14/04/2008 06:32
irinamihaja
(
11/04/2008 20:02)
mitady io tonokira io aho azafady...
tohiny
sissa
(
11/04/2008 13:34)
novalian'i ainaheri ny 11/04/2008 20:18
naughtyboy
(
11/04/2008 12:39)
ankafizo tony ,gasy ka manja http://www.dailymotion.com/video/x4bgy1_mima-anyah-bodo-poopy-kiady-luc-tov_music...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/04/2008 19:40
ronaldo09
(
11/04/2008 07:43)
"Les concerts de Rossy à Madagascar sont annulés » dixit Randrianarivony Jaobarison au cours d’un point de presse extraordinaire, hier après-midi. Une nouvelle qui n’en est pas vra...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 13/04/2008 06:20
ravatorano
(
11/04/2008 07:08)
[b]Fampisehoana
Nofoanan’ny fanjakana avokoa ny seho saika hataon’ny Tarika Rossy[/b]
Diso fanantenana tanteraka ny vahoaka izay saika hianoka ny fampisehoana hataon’i Rossy. Nofoanan’n...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:28
Westlove
(
10/04/2008 15:31)
Slt daholo mba saika hangataka tononkiran'i Laingo le hoe potika sy revo na le hoe Siligaoma raha misy fa tena mankafy be an'iny aho...
tohiny
francois
(
10/04/2008 10:46)
tena mba mitady ity hira ity ange za raha azo atao
zay ary aloha fa bye e...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/04/2008 14:13
RAKOTOARISOA
(
10/04/2008 09:33)
MBA MANGATAKA TONONKIRA NY NDRINA RAMAMONJY
RY FANAHY
SOAVALY
MANAMBADY MAMOLAVA SNS...........
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/04/2008 16:51
andriamahaydera
(
10/04/2008 09:08)
hira mpivavahana.
Misaotra sy makasitraka...
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/04/2008 16:49
