Artista sy Hira

kiadi ( 14/05/2008 15:17)
nanaho ahona ihany ny niafaran'i radona sy ikalamaria? nifapody ihany ve izy roa kely? :-D :-D :-D :-D :-D http://www.dailymotion.com/related/7494217/video/x56nko_hira-gasy-milay-be-ramilison-b... tohiny
novalian'i kiadi ny 25/05/2008 09:06
hertix ( 14/05/2008 14:44)
salama daholo, mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "dinika mangina", Eugène Razafiarison angamba raha tsy diso aho no mihira azy. Misy hoe "dinika mangina, resaka tsiambaratelo..." dia tsy haiko in... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/05/2008 10:37
Fuuny ( 14/05/2008 13:19)
manahona daholo ô saika mba angataka tononkira azafady mitondra ny lohanteny oe "Jesoa fitiavana" ny firmin misaotra mialoha veloum... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/05/2008 19:25
tomJoad ( 14/05/2008 10:34)
Manao ahoana daholo ny namana eto, mitady ny lohanteny sy ny mpihira ilay hira ity aho. 'n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao, ny elananelantany tsy hanova ny fitiavako amin'ny alina mangina ia... tohiny
novalian'i kalovao ny 14/05/2008 13:36
stefa1 ( 14/05/2008 06:14)
Hanome tso-drano agnao Izy koa handeha hitady Irin'olo fa tsy haniry olo... tohiny
Belami ( 13/05/2008 22:47)
Mba misy manana io hirany LOLO SY NY TARINY io ve mp3 na tonokira farafaharatsiny :-D :-D de misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ratonga ny 13/05/2008 23:44
sergeig ( 13/05/2008 22:00)
efa azoko ilay tononkira hoe "Tsy ambarambarako anao "fa misaotra betsaka ny tonokira.serasera.org indrindra! .dia mirary anareo za mba hiroborobo hatrany ity>ity ... tohiny
novalian'i hery ny 14/05/2008 07:01
melody ( 13/05/2008 14:16)
Miangavy izay mba manana na tononkira na mp3 n' io hira io na, izy roa mihintsy aza vao miasa tsara, ny mpihira dia i Mireille izany,,, misaotra bdb... tohiny
novalian'i melody ny 17/05/2008 10:24
kalovao ( 13/05/2008 13:35)
Mba mangataka tonon' ilay hiran' i Firmin "lay Jesôsy Fitiavana, sy Matokia" raha mba misy manana azafady. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i nini2008 ny 13/05/2008 14:39
stefa1 ( 13/05/2008 12:38)
Hanome tso-drano agnao Izy koa hande hitady Irin'olo fa tsy haniry olo... tohiny
novalian'i milaibe ny 13/05/2008 16:47
ratonga ( 11/05/2008 19:18)
ho an'izay tia hira gasy http://www.dailymotion.com/maditra974/video/x40kbz_hira-gasy-ramilisaonina-besigara_music :wink: :P ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 04:04
zakomaimanovapsedo ( 09/05/2008 07:46)
Tadidiko tamin'ny année 1983 1985 , mbola tanora tamin'izany, tao Antsirabe tao nisy tarika hoe RALEVA; mba aiza izao ry zalahy?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 10:58
tsiarona ( 09/05/2008 07:19)
mazoto mi trav daholo e!... tohiny
extraman ( 08/05/2008 15:59)
salut daholo e manana projet ny tenako, hanao groupe, mila chanteur na chanteuse aho fa efa vita daholo ny instrum rehetra , simulation t@ ordi aloha no nanaovako azy satria mbola maquette ihany, tia... tohiny
novalian'i extraman ny 14/05/2008 12:08
kakofonik ( 08/05/2008 11:48)
Mba mangataka io hiran'i Rémi io ry zareo a! Mahafinaritra izay ny tonony sady mpiseho an-davanandro (mba tsy itenenako hoe niseho tamiko)... Misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 11:35
johatica ( 08/05/2008 11:17)
manaona daolo! izaho dia mitady hira izay tsy aiko ny lohateniny f'ilay tonony misy hoe:Tadidio kely ange f'indray takariva izay,notantaraiko tamise fa tsy niaraka iazhay... hira efa elaela ihany iz... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/05/2008 16:03
ratonga ( 07/05/2008 19:34)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/velo%2Bmahaleo/video/x2dus7_mahaleo-velo_music :wink: ... tohiny
novalian'i cutie ny 13/05/2008 22:29
Papi1967 ( 07/05/2008 13:58)
SAo mba misy manana ny tonon'ilay hiran'ny fifohazana hoe"Jesosy o! Indreto ny olonao"... tohiny
stefa1 ( 07/05/2008 12:24)
Zay ny tanigniako ô Zay ny tanigniako... tohiny
novalian'i maresaka ny 07/05/2008 17:52
ankhy ( 07/05/2008 10:15)
mbo mangataka tonony: -Ianao io de Marion -Adalam-pitia de Poopy -Mahatsara zao de Shyn Msotra betsaka e!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1145