Artista sy Hira

minetykel ( 24/05/2008 07:42)
mba omeo tononkira enrique iglesias:hero&number one apologize tsy fantatr ny mpihira azy melky bougez&aza viraviraina :lol: merci... tohiny
bernard ( 24/05/2008 03:18)
new
misy tononkira ny tsy digniko le hiran' i north and center... tohiny
novalian'i ainaheri ny 24/05/2008 06:57
morafenobe ( 21/05/2008 16:13)
ny Mpihira dia i Dadah sy Nanah... tohiny
novalian'i cutie ny 21/05/2008 18:17
tolfino ( 21/05/2008 12:42)
Saika mba mangataka ny hiran'i tif à tif mitondra ny lohateny hoe "nisy fotoana" Misaotra a-mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2008 16:16
kiadi ( 21/05/2008 11:14)
ba karakao ty akamantsika ty ratonga fa tady hatavy an!teneno iz oe artista manja kely zany tokony tsara bika hotran'elah :-D :-D :-D http://www.madanight.com/madagascar-photo-50075.htm... tohiny
novalian'i kiadi ny 24/05/2008 09:09
boutinou ( 20/05/2008 23:55)
miangavy an'izay mahay ny tonony sy ny tsindrim-peo an'ilay hira hoe ; ho tahiana anie ineny izay nitrotro folo volana nahitako ny masoandro sy ny kintana amam-bolana ..... dia tsy aoko intsony ... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/05/2008 19:20
nathcam ( 20/05/2008 17:11)
:) Mba omeo ny tonin'io hira io ange aho zay mba manan'e! Alefaso malaky rah misy e !... tohiny
novalian'i hery ny 20/05/2008 18:36
marozevo ( 19/05/2008 12:51)
Salama oh.... O ry Zareo ah.... Izay mba manana ny texten'ilay hiran'ny Ainga re mba omeo ah... Ilay hoe "Takarivan'Analamanga...". Misaotra eh ... tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 14:51
riha ( 19/05/2008 11:27)
Salama daholo, Saika mba hangataka an'io hira io izay manana na mahay. Jesosy Fitiavana : FIRMIN Misaotra betsaka Mirary soa... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/05/2008 18:35
istraky ( 19/05/2008 08:26)
Sao dia mba misy mahafantatra ny groupe Raf's Music ! mpampandihy nalaza tamin'ny années 90 ! Misy hiran'ndry zareo izay tadiaviko misy oatr'izao ny tonony : Efa ela ihany ao, no naniry iaraka... tohiny
kriok ( 18/05/2008 15:17)
novalian'i Lejoba ny 16/07/2008 09:05
Ralay ( 18/05/2008 12:19)
Ho an'ireo izay mi-capter [b]france Ô[/b] ka tehijery ny concert Mahaleo tao @ Olympia 2007 dia misy rediffusion anio alahady 18mai 2008 @ 4ora tolakandro(16h). Efa nandeha omaly t@ 21H30 même ch... tohiny
novalian'i tsitam ny 19/05/2008 16:25
catuchia ( 17/05/2008 13:55)
(l) :-* :* =(( =)) :-$ =D> :-@ (l) ... tohiny
novalian'i milaibe ny 17/05/2008 19:24
kahmou ( 17/05/2008 12:11)
mba magataka ny tononkiran'ny johary ventsoventso sy dada malala'ny jeneraly izay manana .sotr'e!... tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 23:36
chou36 ( 17/05/2008 10:02)
Manahoana daholo! Mba misy mahay ve ilay tononkira an'i Tiana misy hoe : Arabaina é! Mba ho ataon'ny fianakaviana @ marazin'ny anadahiko. Mba alefaso raha azo atao. Misaotra dieny mialoha. ... tohiny
zandikely ( 17/05/2008 02:03)
Samy manana ny hadalany daholo ireny Stars ireny an'i Celine Dion nataony tamina fividianana Kiraro ny azy, efa 3000 paires be izao mbola mividy foana! Celine Dion owns around 3,000 pairs of shoes,... tohiny
novalian'i karinah ny 17/05/2008 13:54
Fiononana ( 16/05/2008 13:56)
Mba mangataka hiran'ny ny ainga "Aza atao trafic" zé manana... tohiny
novalian'i Belami ny 16/05/2008 21:54
kriok ( 15/05/2008 20:16)
salut! mba mitady ny tononkiran'ny tana in love: "matokia" misaotra betsaka... tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2008 05:32
Nouassi ( 15/05/2008 06:06)
Manaona daholo e! mba mangataka ny tononkiran'i Njakatiana misy hoe: Tsara ny fitiavana iarahako aminao dia ny tohiny.... tohiny
carson ( 14/05/2008 15:44)
Mba mangataka hira malagasy izay manana azafady. Ilay bà-kira gasy ireny. Belahy Tarika Remi Ifanihy ... (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2008 15:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.083