Artista sy Hira

rijavoara ( 06/06/2008 08:53)
MIARAHABA NY REHETRA! MANGATAKA HIRAN'I MIRADO T@ IZY MBOLA KELY INY . IZA MOA NO TENA TOMPON'INY HIRA INY? MISAOTRA MIALOHA. ... tohiny
novalian'i hertix ny 07/06/2008 07:56
zinga ( 05/06/2008 18:44)
faly miarahaba e! Mba mitady ny tonon-kiran'ny tarika kiady mitondra ny lohateny hoe "TRETRIKA" e! Dia misaotra mialoha anareo !... tohiny
novalian'i picanex ny 18/06/2008 04:36
ni81 ( 05/06/2008 11:02)
Mba misy fanontaniana manitikitika ity. Ireo mpihira izay mindrana hiran'olona ao dago ve @ zao fotoana izao dia mbola mandoa vola any @ OMDA sa afaka mindrana @ zao fotsiny? Dia misaotra sahady an'ir... tohiny
novalian'i hertix ny 11/06/2008 14:00
lazounet ( 04/06/2008 23:04)
http://gasytsyvery.sup.fr :* :-* (l) ... tohiny
novalian'i lazounet ny 07/06/2008 10:01
RNLS ( 03/06/2008 11:40)
Mba mila ny tononkira ny Manou Pazzapa 5 ilay hoe "laisse-moi chanter" Misaotra ... tohiny
raritina ( 02/06/2008 19:27)
mba te hahazo ny tononkira io... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 08:03
Lemonja ( 02/06/2008 12:49)
Mba mitady ny tononin-kiran'i Levelo iny ny havana e, "Donak'afon'ampombo" ny fahafantaraka azy (fa asa izay tena lohatenininy)! Dia misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/06/2008 20:42
natiora ( 01/06/2008 09:43)
Mba mangataka ny anarana feno ny Bessa ho anyu zay mahay... tohiny
novalian'i hertix ny 07/06/2008 08:13
kelly13 ( 30/05/2008 09:33)
asa nareo na mba mijery ilay chaine VH1 classic fa mampatsiaro ny fahatanorana, misy dire straits, modern talking, a-ha (tsy d voako klou e), sandra, kim wilde etc...... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/06/2008 11:13
andraso ( 30/05/2008 08:50)
slt raha mba misy manana ny tonon'ny hiran'ny Mahaleo" ny tena fitia", fa tiako be le hira Misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 09:13
RATOVOARY ( 30/05/2008 05:47)
O ry zareo a! Tiako be iny hira iny nefa tsy mety haiko ny tonony. Sao de mba misy manana nareo e! ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 09:13
mdidhye ( 29/05/2008 18:53)
Mba mitady ny tonon-kiran'Ny Voninavoko mitondra ny lohateny "SALEGY" aho raha mba misy manana. Misaotra mialoha e!!!!!... tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 19:46
tharavelo ( 29/05/2008 10:22)
manahoana daholo tsika eto,mba mitady ny mpihira sy ny titra n'ilay misy hoe:"efa ela be izay no tsy nahitako an'azy,malahelo lava anie aho ,manimanina e! mafy arô zalahy itony elanelan-tany,na ho el... tohiny
menatra ( 28/05/2008 10:34)
mba tiko be io hira io... tohiny
novalian'i istraky ny 28/05/2008 13:09
soafitia ( 27/05/2008 09:29)
Hiran'i Barijaona: haolo mantsy ilay tanàna... tohiny
toovs ( 26/05/2008 12:48)
am le 6 hatram le 14 juin hoavy izao no hiseho indray ny festival ti piment de l'océan indien aty am région Lorraine (Nancy). be ny hetsika amin'io ka ny le 7 ny ahy no mi intéressé ahy. amin'io a... tohiny
Gie ( 26/05/2008 10:10)
mahafinaritra be ity hira ity. Henoy kely anié eh ! http://www.dailymotion.com/related/x40vqe_ny-voninavoko-zanakiarivo_music/video/x47oqq_ny-vononaviko-zanak-iarivo_music?from=rss... tohiny
potakely ( 24/05/2008 17:01)
Manaona daholo ianareo é ! Misy olona ve mba mananana ny tonon'ilay hira manao hoe : Ny tianao no tiako satria....ny lalanao no lalako, ny alehanao no alehako Hekeko satria ny anarany. Misaotra é... tohiny
novalian'i ikalamako ny 26/05/2008 12:42
lazaroa ( 24/05/2008 13:27)
Io hira io lay misy hoe "jesosy be loatré fitiavanao ahyé fa nomenao ny soa sarobidy .....panota avao dre aho é..."... tohiny
lazounet ( 24/05/2008 10:27)
Nahafinaritra ny seho nataon'i Rachel Ratsizafy sy Ricky Olombelo tao Montpellier omaly .Nandihy hatramin'ny vazaha. Tsy ho ela dia ho hitanareo avokoa ny sary rehetra ao amin'ny http://gasytsyvery.s... tohiny
novalian'i lazounet ny 26/05/2008 12:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2859