Artista sy Hira

Aciriam ( 06/07/2008 17:37)
Miarahaba tompoko! Mba afaka mahazo ity tononkira manaraka ity ve: Aleo halan'andriana toy izay halam-bahoaka-Mahaleo Misaotra mialoha.Mahaliana ilay "site".Mampifandray ny Gasy hatrany.... tohiny
nirinagirl ( 05/07/2008 12:22)
:D 8O misy handreha pazzapa ve? ... tohiny
antsaina ( 05/07/2008 07:48)
bye
bilou ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 10:00
antsaina ( 04/07/2008 08:37)
slt, tsy aiko tsara ny lohateny fa hira efa taloha misy hoe: rotsirotsimpifaliana,nananana, eo antratranao ry tiana no anolorako fitia, fa na maizimbolana aza,nanana...sahiko eto ny milaza, mandramaty... tohiny
novalian'i antsaina ny 05/07/2008 07:53
mahatafa ( 04/07/2008 07:47)
mitady le hira TOKIMPANOMPOANA... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/07/2008 10:46
kozyvezany ( 03/07/2008 22:21)
mba saika hangataka ny tononkiran'ilay hiran'i barijaona mitondra ny lohateny hoe" antso".misaotra mialoha... tohiny
lemenakely ( 03/07/2008 16:46)
Môtera hely ,môtera be.... Double pont ! dia tsy misy hira afatsy resa-body sy mampandihy vody izany izao no malàza sy hira mandeha any DAGO , nefa mankaleo ilay izy refa ho lava ary manimba ny k... tohiny
novalian'i nofinofy ny 04/07/2008 05:55
armande ( 02/07/2008 13:08)
Finaritra! Mafinaritra ahy ny fisian'ity serasara.org ity. Afaka mba mahazo an'io hira io ve izaho. Misaotra amin'ny fiaraha-miasa. Manao veloma amin'ny anaran'ny Tompo.... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 14:05
harival ( 02/07/2008 10:36)
misaotra mialoha... tohiny
andhysiah ( 01/07/2008 14:49)
tsar be ny vazon'i shyn bonne continuation! andefaso poster bisous!... tohiny
armande ( 01/07/2008 08:58)
Miarahaba! Tiako loatra io hira io. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 01/07/2008 11:10
jessiK ( 30/06/2008 14:14)
hey les amis!!! il ne faut pas toujours croire ce que l'on entend ou ce que l'on dit. Si vous prétendez connaitre quelqu'un, êtes vous réellement un membre de sa famille, quelqu'un de proche ...? p... tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/06/2008 17:04
xxx ( 30/06/2008 14:06)
I anareo ve mahafantatra vaovao marina momba an'i Mirado satria misy resaka mandeha be dia be @ internet,sao dia fanaratsiana fotsiny. ... tohiny
novalian'i mikie ny 27/07/2008 17:21
kalaginta ( 29/06/2008 18:52)
manao ahoana tompoko, Mitady tononkira aho fa tsy dia mino aho fa railovy no mihira azy fa misy anizao ny tonony : fa taiza foana enao hatramizao, migadona tokoa ty andro iray, nahoana moa isika no ... tohiny
lazounet ( 27/06/2008 19:03)
Nisy mpihiran'ny MAJEUR 7 nodimandry omaly. Tapaka lalan-drà! miala tsiny fa aleoko tsy milaza ny anarany raha tsy efa officialisé satria , vaovao nampitan'olona tamiko.... tohiny
novalian'i rvoulah ny 02/07/2008 12:52
timirindra ( 27/06/2008 13:25)
Miarahaba antsika rehetra ato @ serasera ary mangataka ilay tononkiran'i Ejama ny any aminay angamba no titre-ny é, lay mandeha @ fandaharan'ny TV Plus iny. Dia misaotra mialoha e!... tohiny
hery ( 26/06/2008 10:47)
Salama daholo, Raha ohatra ka misy te hanome hira (mp3 sns) ho an'ny Radiovazogasy.com dia raisina an-tanandroa mihitsy. Misy fomba maromaro handefasana azy: - Ny tsotra indrindra dia alefa ao a... tohiny
novalian'i Lejoba ny 15/07/2008 11:08
lembelo ( 26/06/2008 07:55)
Faly miarahaba. "[i]Raha tsy hianao, Hianao ry Tompo, Dia ho ritra foana ny hafaliako, Eo akaikinao Lavitra ahy Ny ahiahiko rehetra mampahory " ...[/i] Hiran'ny "Antsan'ny Faravohitra" nalaza t... tohiny
tianarivo ( 24/06/2008 20:30)
Mba mitady hiran'i Malala niaraka nihira tam Jean Aimé taloha. Akory moa atao. Misaotra tompoko. ... tohiny
Lejoba ( 24/06/2008 11:45)
Mpankafy "les Adeline" ny tenako ary mitady izay mety ho hirany ato anaty serasera. Indrindra fa "raisonao" sy "famonjena ahy". Raha mba misy afaka mampiditra dia isaorana indrindra ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 10:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622