Artista sy Hira

08051972 ( 17/07/2008 21:11)
manaôna daholo e! Mba mitady ny tononkiran'i Salala lay hoe "salakao raho endry e!" iny aho raha mba misy manana ,de misôtra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 06:49
ni81 ( 17/07/2008 10:36)
Mba mangataka ny clip raha misy manana ity hira ity azafady. Misaotra mialoha. Mamiko ny hira ka dia hokaloiko Sata ambony iray tena tsy foiko mamiko ny hira fa tsy vazivazy maka mamy koa ireo t... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/07/2008 11:46
ratsibeee ( 16/07/2008 09:13)
Salama jiaby, Izaho mba mila ny tonokiran'i Shyn rehetra izay misy ho an'izay manana Misaotra mialoha ity ny adiresy amilaka-ko ratsibeee@yahoo.fr ... tohiny
brrzfb ( 16/07/2008 05:33)
TONONKIRA TSY HO NOFY - SANDRA ... tohiny
novalian'i brrzfb ny 16/07/2008 14:11
sof ( 15/07/2008 03:19)
Mba mangataka io tononkira io aho azafady. Misaotra e!!! :lol: ... tohiny
novalian'i Noue ny 17/07/2008 19:21
volatsara ( 14/07/2008 11:01)
mbo adikao re io fa irainay am cabaret e e eeeee... tohiny
novalian'i ainaheri ny 14/07/2008 17:41
volatsara ( 14/07/2008 10:04)
k'atao an'izany mba mangataka ny tonokiran'i Lola io azafady de aleo ampiana an'ilay Iny e anao koa e! merci davansy! ... tohiny
miantsoa ( 14/07/2008 06:53)
manao ahoana daholo! mba mangataka an'ilay hira an'i Tovo j'hay farany e: "ho anjarako"! merci... tohiny
novalian'i mikie ny 27/07/2008 17:33
Belami ( 13/07/2008 21:29)
Mazoto mihaino http://gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-ao_ambany_sosety-eshm-635-0-0.html#clip . :wink: :-D :-D =)) =)) ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 18:19
xxx ( 13/07/2008 14:44)
misy olona malagasy mitsoka saxophone hono eto bordeaux ( gradignan) mba te hifakahita @nao vao mianatra saxo aho, toa hitako ianao t@ avril nisy concert d'assasax tao pessac ? misaotra é !... tohiny
tsikivitsiketraka ( 12/07/2008 14:02)
Miarahaba tompoko ö, Mba mngataka n'ilay hiran'io Rija Rasolondrainibe hoe celebrer iny azafady ryhy possible.Dia mba mangataka ihany koa raha mety azafady ny mba handefasana nireo hira ao anatin'il... tohiny
AllVideoGasy ( 12/07/2008 12:56)
Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également déd... tohiny
novalian'i lohabe ny 13/07/2008 20:57
Optik ( 10/07/2008 17:12)
Ty misy hiran'i Mily Clement , salegy hoan'ny mpankafy : http://www.dailymotion.com/relevance/search/mily%2Bclement/video/x1n5je_manambady-mily-clement_music... tohiny
novalian'i rapala ny 11/07/2008 07:46
tianatian ( 10/07/2008 05:31)
Bjr!Mba miangavy indrindra tompoko; mba omeo ireto tonon-kira ireto aho fa mba tena tiako ananana.Misaotra indrindra. Hoy aba (Tearano) Vacance NosyBe (Max E.) Akory Kabaro Zipety... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/07/2008 07:48
capitaine ( 09/07/2008 07:51)
malagasy ve enao? raiamandreny, tanora na ankizy aza. Mba ahoana ny fahitanao ny rap malagasy? mendrika ny hiseho haino aman-jery ve? azo lazaina ho mozika? inona ny lesoka hitanao ka tokony hovaina a... tohiny
novalian'i capitaine ny 14/07/2008 10:43
kotomanjaka ( 09/07/2008 05:59)
salut raha misy mahita ny tonon-kira ny tselatra " mba raha oviana... tohiny
Lejoba ( 08/07/2008 10:36)
Mpankafy les Adeline aty Frantsa. Mitady izay mety ho vaovao mikasika azy ireo. Indrindra ny album mivoaka, ny fampisehoana ataony ets. Misaotra mialoha ^:^ ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 15:00
ravatorano ( 08/07/2008 10:15)
http://news2dago.blaogy.com/post/770/5023 miala tsiny indrindra raha naka ireto lahatsoiratra ireto tao amin'ny balogin i news2dago ny tenako =satria tena feno fahatairana tokoa raha namaky io lahats... tohiny
novalian'i tess ny 08/07/2008 18:30
arihando ( 07/07/2008 13:41)
Mba mangataka amintsika izay manana io hiran'i Poopy vaovao io re azafady indrindra e! Dia misaotra mialoha.... tohiny
julianna ( 07/07/2008 11:58)
slt daholo iza amintsika no mba liana amin'ny mozika ka te hanangana tarika kely izaho manko liana, mahay mihira de mitady mpitendry e ny ankabeazan'ny karazan-kira dia tiko fa ny tena ankafiziko ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.062