Artista sy Hira
ratavao
(
21/08/2008 12:20)
Mba mangataka tononkiny,ny lohateniny die: "N'aiza n'aiza", ny mpihira tsy tadidiko fa misy an'izao ilay izy: N'aiza misy ahy dia ho tsaroako fona enao
Reo ...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/08/2008 13:42
xxx
(
21/08/2008 10:55)
NIsy tsy afaka nijery mahaleo tao olympia tamin'ny 2007 ve na mbola te-hijery?
http://www.programme-tv.net/divertissement/909715-mahaleo-live-a-l-olympia/
mbola misy indroa azo ijerena azy, jereo eo...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:52
peta83
(
21/08/2008 09:12)
Mba omeo tonokiran'ny Tovo jhay le hoe IANAO NO ANJARAKO
azafady o, ze manana fa adino manko no nividy deplian tam le concert e...
tohiny
andriamirado
(
20/08/2008 19:31)
mba mangataka ity tononkira iray ity reto zah a! OROKA MAMY Hiran'i Groupe Rebika ,de misotra melou e!...
tohiny
fony
(
19/08/2008 18:23)
Salut daholo ehh!
raha mba misy manana ny tonokiran'i Shyn hoe mahatsara zaho ry zareo dia mba omeo fa misy namana mitady any ho any!
isaorana mialoha ireo izay mamaly ny antso sahady oh.
bye dahol...
tohiny
novalian'i chaase ny 25/08/2008 15:19
Lejoba
(
19/08/2008 14:38)
Slt daholo ny namana rehetra
Mandeha @ france ô ny alarobia 20 aogositra izao ilay Mahaleo en live tao @ Olympia. A 20h50
Dia mijere finaritra daholo eh :wink: ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:51
gringos
(
19/08/2008 03:58)
Mba mangataka ny tononkiran'i Bessa hoe "Foiko manontolo" izay hirain'i Fafa amin'izao azafady indrindra ho an'izay manana. Misaotra mialoha e!...
tohiny
rakoly
(
18/08/2008 18:22)
mitady tononkira...
tohiny
Bita
(
16/08/2008 14:23)
_Mba mangataka ny tonon'io hira io raha mba misy manana: Tanilanilan'ilay masoandro moa sa ahona fa ny feony tena tiako E!
...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/08/2008 14:52
veromahefa
(
14/08/2008 15:57)
Mba saika hangataka ny tononkiran'i Bodo "mitafa irery" azafady ho an'ilay zanako ato e! misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i lembelo ny 16/08/2008 00:45
sogla
(
14/08/2008 07:07)
:D
Manahoana o!
saika mba angataka tonon-kira willah (saro-piaro)
sy foza orana(tsy haiko tsara lay olona mihira azy fa ohatrany hoe"maitre.....",voninkazo adaladala(Eric Manana) .De manantena n...
tohiny
novalian'i Bethebest ny 14/08/2008 09:28
coopsal
(
13/08/2008 14:26)
Miarahaba antsika rehetra,
Misy hira anakiray izay mba tiako hananana ny tonony, ny tonon-kira dia voasoratra ao @ 1 Korintiana 13 :
L'amour n'est pas irritable, il n'est ni jaloux ni méchant
Mais...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/08/2008 11:13
tsiahi
(
12/08/2008 20:26)
manao ahoana daholo, mitady ny tonon'ilay hira n'i Bessa: mba te hiantefa aho , misaotra betsaka ...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 18/08/2008 18:17
xxx
(
12/08/2008 15:55)
Misy hira mitambatra be izay , tsy na ry Johary no mihira na iza na tana in love mihitsy aza , tsy haiko , asa na tambatra mihitsy aza ny titre-ny .
raha mba fantatrareo dia omeo ahy ny tonon...
tohiny
novalian'i noomfy ny 20/12/2018 13:34
marsu
(
11/08/2008 13:31)
manao ahoana , soa dia mba misy mamana ny tonon kiran i Suzy Raivo ( 1975 -76) environ )aza fady
tsy fanatro ny lohatena fa ny tonon kira manomboka hoe:
Tsy ho ela
ny andro mamy hiverenanao
di...
tohiny
novalian'i arn ny 11/09/2008 10:59
ff
(
11/08/2008 12:02)
Slt! Mba mangataka ny tononkiran'i Boboh Mahavanona izay misy, fa indrindra ilay Nofy ny alina sy Isika roa e!!!!...
tohiny
novalian'i atoandro ny 12/08/2008 19:41
ni81
(
10/08/2008 08:57)
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ni81/video/x66fxi_lalao-tompo-o_music...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 10/08/2008 09:48
ratonga
(
09/08/2008 02:17)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/MELKY/video/x5l2z0_melky-mbo-sahira_music...
tohiny
novalian'i andriamirado ny 20/08/2008 19:39
