Artista sy Hira
tslem
(
13/09/2008 06:02)
Mba misy mahay ny tonon'ity hira ity ve? dia iza moa no mpihira azy fa tsy tadidiko?
Miaramila maromaro notendrena izahay
hanafika dahalo tao andrefan'i Sakay
Ilay sakaiza tiako tena mamiko tokoa...
tohiny
novalian'i Fetani ny 08/10/2016 18:12
xxx
(
13/09/2008 05:12)
Hira toy izao:
Ry Masina Maria tsy azom-pahotana
Mpihira : Antoko Mpihira EKAR Tanjombato...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 22/09/2008 11:01
arn
(
12/09/2008 08:26)
Mba hanontany vaovao aho momba ny étatn' Rado poety fa tena mba mpakafy ny soratananany hatry ny fony kely.
Ny henoko farany mantsy de hoe comateux eny @ girard?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 05:49
rafangotsohana
(
12/09/2008 08:02)
Sao dia mba misy mahay an'ilay hira hoe : "ANDAO ITY TANA-NAHAZATRA, HANJENY FA OLO-MAHANTRA, LAHY E! LAHY E ! Dia mba iza no mihira azy?
Misaotra, Tompoko!...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 15/09/2008 08:59
malalajamuel
(
12/09/2008 07:09)
novalian'i diamondra27 ny 12/09/2008 17:13
idiams
(
12/09/2008 06:59)
salama
gagagaga ihany aho fa ny tarika ny ainga tsy mba mandeha aty fort dauphin mihitsy...
tohiny
nirina70
(
11/09/2008 11:43)
Salut doholo,
Somary maimaika ihany fa hiraina amin'ny fahoriana, sao dia misy mahay ny tononkiran'ilay hira hoe " Ry Neny tiako" noforonon'i Frère Benoit Labre efa taloha be mpandeha tamin'ny rad...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 07:52
arn
(
11/09/2008 09:16)
sao mba misy manana ny tonon'ny hiran'i Bouboul misy hoe:
efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana?
Nohirahin'i Johary izy io t@ zoma tany @ eldorado de mba manimanina e
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 08:21
xxx
(
11/09/2008 07:31)
Mba mitady ny hira sy tonokira mandeha ao amin'ny radio vazo gasy hoe:
mitsikitsiky amin'ny solomaso, portable an-tanana e.....
Izay ihany no haiko fa aty afinda ka tsy dia maharaka e!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 11/09/2008 09:52
raniny
(
11/09/2008 06:24)
bjr! mba hangataka tononkira an' i Anyah sy Tovo jay le oe "R' eny " d mba alefaso aingana ra mety :-D ...
tohiny
mihas
(
09/09/2008 07:26)
Slt daolo!
Mba mangataka ny tonon'ny lay hira hoe "Apetrako eo Aminao",Miala tsiny fa ts aiko n mpihira azy fa ty misy sombiny kely @ lay hira:
Apetrako eo Aminao ny amiko avokoa
Foiko ho tantanana...
tohiny
sergeig
(
08/09/2008 21:34)
novalian'i ni81 ny 11/09/2008 10:59
rodro
(
08/09/2008 15:45)
:lol: ...
tohiny
rodro
(
08/09/2008 11:41)
mitady tonokiry ny dj knife mila fö...
tohiny
novalian'i rodro ny 05/11/2008 16:15
rodro
(
07/09/2008 19:01)
mitady tonokira je viens de madagascar...
tohiny
vonenina
(
07/09/2008 15:12)
Salut!
Tairo mba omeo ny tonon'io vazo io aho izay manana
Vonenina...
tohiny
daniel665
(
06/09/2008 16:16)
mety azo atao ve azafady ny mandefa an dikan io hira io ao amin'ny email ko azafadyjavascript:emoticon(':?:')
Question...
tohiny
novalian'i ni81 ny 11/09/2008 10:54
