Artista sy Hira
pinouch
(
01/10/2008 13:47)
Ambondrona "Ampy ahy"...
tohiny
RANIKO
(
29/09/2008 09:22)
Mba alefasonare ny tonkira sella io fa tiako. adadikotra ny mpihira azy io. adresiko dia :"nikodemosy@yahoo.fr" Misaotra @ fandefasana io tonon-kira io. RANIKO....
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 02/10/2008 05:56
ratonga
(
28/09/2008 19:27)
http://www.dailymotion.com/playlist/xio5d_jessone3_melky/video/x4sccj_melky-aza-manahy_music...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2008 21:32
hasinoro
(
27/09/2008 07:17)
Mba mitady anio za azafady rado nanaratra azy
misaotra ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/09/2008 17:27
xxx
(
26/09/2008 15:26)
hira ny mirado "r'lay anjeliko"...
tohiny
xxx
(
25/09/2008 21:48)
I nacl ve mpihiran'i Samoela sa ...?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img91.imageshack.us/img91/7149/naclbl4.jpg[/IMG][/URL]...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/10/2008 14:03
billih
(
25/09/2008 17:05)
Tsy aleo ry reto averna malaza ny kalon'ny fahiny :D !!!!...
tohiny
novalian'i rafitia ny 27/09/2008 04:55
tsykivy
(
25/09/2008 14:23)
Tiko io hira io saingy tsy haiko titre. Andefaso ôh.
Misaotra...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/09/2008 05:53
mitiamiantsa
(
25/09/2008 13:52)
Mba mangataka an'ilay hiran'i Ambondrona hoe Ampy ahy, zay manana é, merciiiiiii...
tohiny
ylanaly
(
25/09/2008 09:19)
Miarahaba anareo rehetra ô,
Mba mitady an'io hira io aho raha mba misy manana any ho any, mba ampidiro e!!! tena miangavy mihintsy aho fa tena ilaiko mantsy izy io. Izay fa manantena fiaraha-mias...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 26/09/2008 05:24
naughtyboy
(
24/09/2008 18:11)
..m'lay ko zany bandy kely afrikana fiavina ary teratany australian 8 taona milalao mozika miaraka @ pro ,vao 10 volana defa nihira ny hirampirenena Ivory coast,2 taona de mihira thriller integrale sy...
tohiny
novalian'i orona ny 25/09/2008 10:46
rapala
(
22/09/2008 14:24)
mba mitady ny tonokiran'io hira ambony io izay manana e, efa nojereko ny lisitry ny hira eto @ sera2 fa tsy misy ao d mba mangataka - Tovo J'Hay no mpihira azy
misaotra bdb o! :) ...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/10/2008 22:46
arn
(
22/09/2008 10:45)
ô ry reto a, sao de mba misy manana ny tononkiran'i rija rasolondraibe taloha ianareo fa milay be ny hirany taloha ( le tsy evangelique ireny no resahiko).Tsisy tadidiko ny titre fa raha misy mahatad...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 25/09/2008 08:14
xxx
(
22/09/2008 08:59)
Tsy fantatro izay lohateniny fa izy hira mihetsiketsika misy hoe "...hamirapiratra ny tavany é é...homba antsika mianakavy anie ny Tompo..."...
Mitady ny tonony re reha mba azo atao! Mankasitraka ^...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2008 14:23
rztiana
(
22/09/2008 06:06)
slt daholy.
hiran'i Zuchero:DIAMANTE
merci e...
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2008 11:34
Fiffi
(
22/09/2008 04:32)
[img]http://membres.lycos.fr/textart/09/GS_895f7d9f5b7dac777de5b0678f93eae3.gif[/img]
mba mitady tononkira sao de mba misy mahay an'ity nareo ?
migodogona tsy hanitsaka ny fihavinay
jereo kely ra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/09/2008 14:48
jarysbob
(
20/09/2008 10:22)
Salama daholo,
Tena mila ny tondrom-peo raha mba misy manana.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/09/2008 10:59
