Artista sy Hira

fitiadala ( 15/10/2008 13:06)
mahatsiaro ny tloha aho dia mba mangataka io hira io fa misy olona tena tsaroako ... tohiny
Nafly ( 15/10/2008 10:08)
Mba mangataka ny hiran'ny Raozin'ny Paradisa "Variana nilalao". Misaotra mialaho e.... tohiny
Nafly ( 15/10/2008 08:48)
Salama, Mba mitady ny tononkira sy ny Artista mihira an'ilay hoe : "variana nilalao ianao ka adinonao ilay tokatranontsika e ..."... tohiny
rajary ( 14/10/2008 19:02)
manaôna daholo nareo ze mamaky ty soratra ty ; sao de mba misy mahalala kay le hira we VERY VAKANA ZAVAVY INY fa mila maika za rireto an ok ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 15:36
Nafly ( 14/10/2008 10:55)
Salama daholo, Mba anontany raha misy afaka mamaly, inona ny lohantenin'ilay hira misy hoe "variana nilalao ianao ka adinonao 'lay tokantranontsika e ..." dia izy ilay mpihira azy fa hitady ny tonony... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/10/2008 10:58
rodro ( 14/10/2008 08:39)
novalian'i Lejoba ny 20/10/2008 11:09
rodro ( 14/10/2008 08:36)
:o alefaso azafady ... tohiny
novalian'i rodro ny 17/10/2008 12:02
Noue ( 14/10/2008 08:17)
naheno mozika zay aho tao @ radio vazo gasy dia nojerevako ilay lisitra hira mandeha dia mba nalahatro koa izy io aaaaaa tena tiako beeeeee ilay mozika ka sao dia mba misy mahafantatra hoe iza ny t... tohiny
novalian'i Noue ny 13/11/2008 14:59
arn ( 13/10/2008 14:26)
Sao mba misy manana ny hiran'i Horo : LAZAO AZY FA ry reto raha mba misy de mba omeo eeeeee... tohiny
novalian'i arn ny 21/10/2008 10:13
xxx ( 13/10/2008 13:30)
:wink: raha misy manana an'io hira io ê... tohiny
novalian'i Noue ny 13/10/2008 13:46
ni81 ( 12/10/2008 11:38)
Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity. http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol: ... tohiny
novalian'i harry5 ny 17/10/2008 19:06
doria ( 12/10/2008 09:50)
Ary nankaiza le klip ny serasera toa tsy hita intsony za za no tsy mahay inn ????... tohiny
Ambinda ( 11/10/2008 14:38)
Miarahaba ny namana rehetra,raha misy mahita na manana ny hiran`i Tiana de mba andefaso aho fa tena nisy fahatsiarovana teo @ fiainako,nanana aho fa tsy hitako. Ireto lay hira:-Arabaina ... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2008 14:06
sipagasy ( 11/10/2008 06:36)
Miarahaba Mba manainga antsika mpankafy ny mozika malagasy mba handray anjara hanohana ity mpiray tanindrazana amintsika ity ô! http://www.rfi.fr/concoursfr/articles/105/article_645.asp ndao... tohiny
rajeux ( 10/10/2008 21:29)
Mba mitady ny tononkiran'i Samoela Areheto ny poto azafady indrindra Misaotra betsaka... tohiny
ssendra ( 10/10/2008 15:27)
mba mitady ny tonokiran'i blanc(AMBONDRONA): "SAINO" vaovao izay mba manana ô! misaotra mialoha..... ^:^ ... tohiny
novalian'i ssendra ny 13/10/2008 11:40
Noue ( 10/10/2008 07:32)
tena mba tiako loatra ity hira ity dia mba zaraiko anareo eto eeeee :-* :-* (l) Tompo ô ekeko tsotra izao ity antosnao miangavy mitalaho fa ny fotaky ny fahotako no italahonao mba ialako ... tohiny
novalian'i Noue ny 10/10/2008 14:49
tigrou ( 09/10/2008 17:53)
mitady ny tonon'ilay hiran'i vola sy noro "omeo toky" Misaotra mialoha... tohiny
manafi ( 08/10/2008 09:29)
rehefa hampiditra tonon-kira aho dia lazainy fa diso foana ny solona anarako sy ny mot de passe ... tohiny
novalian'i hery ny 08/10/2008 10:38
lazounet ( 08/10/2008 01:20)
Eritreritra mandalo ny ahy fa mikasika tonon-kira ka aleoko apetraka eto. Rehefa manao fety isika malagasy, indrindra any am-pita , dia mazàna mihira an'i " [u]é! Doda é!", "Mazava antsinana" àr... tohiny
novalian'i ainaheri ny 11/10/2008 09:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1382