Artista sy Hira
Jaca38
(
19/09/2008 23:25)
Salama! Mba mitady ny mpihira : Losogno anao. Misaotra tompoko...
tohiny
landrix
(
19/09/2008 10:26)
Mba ilaina io hira io....
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 10/10/2008 08:27
lembelo
(
18/09/2008 21:44)
Tsy ho efan'ny irery ny hitanisa ireo sangan'asan'i Rado tonga ao an-tsaina amin'izao nahalasana azy izao.
Koa aleo aho hifantoka amin'ireo "hiram-bavaka", araky ny filazany azy.
Misy ireo efa tsy z...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 19/09/2008 10:27
andya
(
18/09/2008 13:52)
mba mitady tononkiran'ny jerry marcos sy larissa "tsy mila vandivandy" zay mahay. Merci...
tohiny
sitraka1
(
17/09/2008 13:34)
Manahoana daholo,
Mitady ny tononn'io hira io re za a, tsy haiko ny mpihira azy, eny fa na ny tonony aza tsy tadidiko tsara akory
Fa fitia vatomaty
No nanery antsika 2
Izaho te-handeha, ianao miva...
tohiny
novalian'i sitraka1 ny 19/09/2008 12:59
ni81
(
17/09/2008 11:04)
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Jaondranto/video/x2t9g8_chorale_news...
tohiny
novalian'i darax ny 17/09/2008 14:17
xxx
(
17/09/2008 10:43)
mba mangataka ny hiran'i Y-ZIT le aza avelanao r'reto a! :/ ...
tohiny
darax
(
16/09/2008 17:06)
Salama daholo,
Iza kay no mihira an'io hira tsara be io fa mba tiako ho fantatra ? hira efa elabe io.
Misaotra...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 19/09/2008 20:11
istraky
(
16/09/2008 13:42)
Mba mitady ilay hirana Chorale (hiram-pivavahana) izay 'raha mba misy mahafantatra. Ny tonony tsy haiko fa ny feony no fantatro.
Hira mampalahelo be 'zay ilay izy.
Misy hoe :
"Raha misy ratram-p...
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2008 09:08
lucgentil
(
16/09/2008 11:55)
slt! est-ce que quelqu'un peut me donner la parole de chanson de MARION LAZAO FA TIA S'il vous plaît. Je besoin une réponse le plus vite possible. Je vous en rmercie d'avance.
LUCGENTIL...
tohiny
novalian'i ni81 ny 17/09/2008 09:16
thiah83
(
16/09/2008 11:54)
Manahoana,
Mba mangataka ny tonony ireo hira ireo zaho azfady indridra tompoko.Dia mba asio tonon-kira evengelique hafa iany koa raha azo atao.
Misaotra mialoha .
Thiah83...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 18:26
xxx
(
16/09/2008 08:39)
tsy misy fantatro momba ity hira ity fa ny voalohany oe: "matoa tsy nahomby ny tetikady
natao ampiova ny toetra ratsy...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 08:45
ari.malala
(
16/09/2008 05:46)
Banga iray indray ny tontolon'ny tononkalo malagasy, nodimandry Rado na i Georges Andriamantena! mirary fiononana tanteraka hoan fianakaviany sy ny mpanakanto rehetra ary isika mpankafy tononkalo!
...
tohiny
novalian'i zoukimi ny 17/09/2008 21:50
rodro
(
15/09/2008 15:34)
alefaso @mail ko...
tohiny
ni81
(
15/09/2008 11:47)
Raha sendra nikarokaroka teto @ anterineto androany dia nahita ity tato indray e!
Misy feony sy tonony ao ho an'izay liana ary toa misy azo atao KARAOKE koa. ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 15/09/2008 11:50
felatiana
(
15/09/2008 10:04)
salama,
Mba misy hira tiako nefa tsy fantatro ny mpihira azy,momba an'i Madagasikara.Omeko kely eto ny tonony raha afaka hanampiana anareo,dia misaotra mialoha.
MADAGASIKARA TANINDRAZAKO
MADAGASIKA...
tohiny
novalian'i ni81 ny 15/09/2008 12:24
lako
(
15/09/2008 08:13)
EEEhhhMba mangataka tono-kira "ELSIE" ra mba misy mahay nareo eeee!!!
Le "TIAKO LOATRA" iny eeeee!!
De mba misaotra mialoha eeeee!!!Manja!!!...
tohiny
