Artista sy Hira
Katiana
(
05/09/2008 12:39)
Misy hiran'ny Mahavanona izay mba tadiaviko sao mba misy manana, tsy haiko ny lohateniny fa ny sasantsasany amin'ny tonony misy hoe: " Nifoko nitomany aho satria, toa lavitra ny taniko aty , ............
tohiny
novalian'i Lejoba ny 09/09/2008 09:06
salopard
(
05/09/2008 08:01)
[url]http://fr.youtube.com/watch?v=PXr9kh3qojc[/url]
bizo any @ SHOAN, saika handefa hafatra aho saingy tsy omendry alalana
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any e!
sniff, sniff, tchouff, tchouf...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 06/09/2008 08:08
raniny
(
05/09/2008 05:55)
mba hangataka ny hiran' i Anyah azafady le oe "tsy ampy feo faharoa" fa tiako be izy io mahazo matoky za a! merci :roll: (l) ...
tohiny
bounasan
(
04/09/2008 10:00)
Mba mangataka ny hiran'ny shy'n le misy hoe "zegny tsisy tsiny, manôva koa ny atao de mahita ny meva hiadanagna rô.
Miasaotra mialoha....
tohiny
novalian'i voanala ny 13/09/2008 12:39
fexassy
(
04/09/2008 06:54)
slt! mba angataka ny tononkiran'i shyn mahatsara zah sy hafa azafady dia misaotra mialoha @ fiaraha miasa (l) ...
tohiny
novalian'i istraky ny 05/09/2008 07:27
fyraheri
(
03/09/2008 14:52)
Toy izao ilay hira :
Oh ! Rabesorongola !
Modia malakilaky ianao ,
Fa ilay ingahy be sola .......
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/09/2008 05:26
lazounet
(
03/09/2008 11:23)
Alika indray ity saka a! http://www.allvideogasy.com/david-lipscomb-high-school-chorus/national-anthem-of-madagascar-video_25006d976.html milay aloha é!...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 06/09/2008 18:36
tsidina
(
02/09/2008 15:37)
Mialatsiny fa tsy tsaroako ny anaran'ilay tarika, saingy le tarika misy an'Gladys( Gladys le mpanao fandaharana o a@ tsorabitsika tvm), I Gladys irery no vehivavy ao @ tarika fa misy eo @ 3lahy eo ang...
tohiny
novalian'i tsidina ny 02/09/2008 18:24
raniny
(
02/09/2008 10:09)
aza omena tsiny fa vo vaovao e!mangataka tononkira an' i Anyah za d mbo omeo moa fa za ne mankafy az à 100% e! merci :oops: ...
tohiny
novalian'i nacl ny 02/09/2008 13:20
free3
(
02/09/2008 08:07)
MBA MANGATAKA NY TONON'IO HIRA IO RE AH...
tohiny
ramhan
(
01/09/2008 08:01)
Manao ahoana,
Mba efa ela aho no te-hanana an'io tononkiran'i Rija Ramanantoanina izay mitondra ny lohateny hoe "Fa ny hirako". Miaraka amin'i Nanie sy i Tosy izy amin'io.
Misaotra betsaka mialo...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/09/2008 05:30
hery
(
31/08/2008 18:34)
Ho an'ireo izay te hihaino hira malagasy dia fanamafisana fotsiny fa misy ny Radiovazogasy.com http://radiovazogasy.com
Ny mampiavaka ny Radiovazogasy?
- Radio malagasy anisan'ny voalohany: nanom...
tohiny
novalian'i lazounet ny 02/09/2008 10:11
lemenakely
(
31/08/2008 08:07)
mbola any je ry zalahy ireny sa tsy hita intsony?...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 01/09/2008 10:57
xxx
(
30/08/2008 23:43)
Raha mba manana ny tonon'io hira io ianareo dia isaoraka be dia be .
Dia ity koa bbola tadiaviko : ny refrain no tadidiko :
Midera anao andriamanitr'o!
Falehibe, fa lehibe ......
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/09/2008 08:58
naughtyboy
(
30/08/2008 19:00)
sao mbo misy itanareo any azo zaraina ..any elantsiny fa ngozo le kofa kely ato fa enjana lery kahhttp://www.youtube.com/watch?v=YWgz9shM_YE&NR=1#de ankafizo e...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 31/08/2008 12:32
ni81
(
30/08/2008 17:21)
http://www.dailymotion.com/related/x5r3gu_aina-quach-je-regrette_music/video/x5z4gm_les-eleves-de-aina-quach_music...
tohiny
novalian'i imbatake ny 06/09/2008 10:42
tsykivy
(
30/08/2008 07:46)
tsara io hirann'y Mi'la music " semban-drahona"io fa mba adefaso eh.
Merci!...
tohiny
tsiahi
(
28/08/2008 13:53)
misyhoe:
.. zany ihany ve lay hira mamy hatrizay .........
isaorana mialoha ianareo...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 28/08/2008 20:42
