fangatahana tononkira
1. bounasan
(
04/09/2008 10:00)
Mba mangataka ny hiran'ny shy'n le misy hoe "zegny tsisy tsiny, manôva koa ny atao de mahita ny meva hiadanagna rô.
Miasaotra mialoha.
2. voanala
(
13/09/2008 12:39)
mba mangataka ny hiran ny TCR hoe "Longoko ô"
De misaotra mialoha
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.4737