Artista sy Hira

Lejoba ( 28/08/2008 11:28)
sao mba misy manana ny tonony azafady dia mba ampidiro ato ô Misaotra mialoha Raha mazoto handika moa dia http://www.dailymotion.com/video/x6dmzq_avseq07_music :D :evil: :arrow: ... tohiny
chriss ( 28/08/2008 09:40)
mitady tononkia... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/08/2008 17:38
istraky ( 28/08/2008 06:53)
Sao dia mba misy mahay ny tonon'ny "naleoko ihany " hirain'i Ricky sy Liva Andrianavalona ... tohiny
novalian'i istraky ny 28/08/2008 13:51
chriss ( 27/08/2008 11:41)
fitia tsy tafita... tohiny
domoina16 ( 27/08/2008 08:40)
mangataka tonokira "ianao io" an i marion... tohiny
ataovyserieux ( 26/08/2008 21:36)
Dia mba mizesita kely indray aloha http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n48b43a5009e5a sady misaotra an'i Guy, Jean-Marc àry ny Radio Vazo gasy izay tena maasssaaakka bé! :-* ^:^ ... tohiny
novalian'i vale ny 27/08/2008 00:44
fijo ( 26/08/2008 18:53)
> Culturel Erick Manana et Dadah R’Abel La chute d’une star lundi 25 août 2008, par RAW Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= JPG - 39.... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 10:58
mitchou ( 26/08/2008 14:38)
Bonjour Mba hangataka tononkira aho azafady raha azo atao ilay hiran'i Henri RATSIMBAZAFY hoe "tiako ianao." Miala tsiny fa mety ho diso ny lohateny fa ny tadidiko dia misy an'i Voahirana, Bodo, Fra... tohiny
novalian'i zylv04 ny 27/08/2008 13:05
xxx ( 26/08/2008 14:06)
Tonga ny hafatra hono fa misaotra e! :lol: :lol: http://www.dailymotion.com/relevance/search/horake/video/x2wr08_melky-horake_ads... tohiny
novalian'i xxx ny 26/08/2008 14:15
ratavao ( 26/08/2008 10:50)
Mba saika hangataka an'io tonkira io misyio azafady... tohiny
oliverkhan ( 26/08/2008 10:38)
ilaiko io hira io... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/08/2008 10:41
ni81 ( 26/08/2008 09:05)
Atolotra ho an'ireo zay mankafy ny kalonay fahiny http://www.dailymotion.com/related/x5tibn_izaho-anie-ry-vorona-solika_music/video/x2nx0k_solika-mivalo-aminao ... tohiny
novalian'i ratonga ny 26/08/2008 12:13
ihna ( 26/08/2008 07:56)
Hangataka tononkira: ilay hiran'ny Nanie hoe tiako ianao sy Ianao sy 'zah... tohiny
jhons ( 25/08/2008 11:29)
mba mangataka ny tononkiran'i nanie tiko ianao azafady merci!... tohiny
istraky ( 25/08/2008 07:01)
Sao dé mba misy manana na mahafantatra lé hira misy hoe : "Efa loatra re, 'zay nandehananao e ! manina ka mahatsiaro, izay niharahana....' Fiv: Mba miverena aty ......." Style Kaiamba 'zay ... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/08/2008 07:21
xxx ( 24/08/2008 13:02)
efa nivaly ve ny bac any dago ?... tohiny
xxx ( 22/08/2008 07:21)
misy malagasy mahay mitsoka, saxophone hono eto bordeaux , mba re-hifandray @nao aho mrsaotra... tohiny
xxx ( 22/08/2008 07:17)
mahay solfege kely aho mba tiako ny fifandraiasan @ solfa, ( ny gamme @ solfa ohatra ) ... tohiny
lilida ( 22/08/2008 06:14)
Bonjour, Je voudrais avoir la copie de la chanson de lola intitulée "Mpamindra fo izy". Dans cette attente, Meilleures salutations Lilida *** ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:47
ratstare ( 22/08/2008 04:32)
miarahaba ny namana rehetra. Mba mangataka ny tononkiran'i Jaojoby Arô malemilemy za rrrreto a Misaotra mialoha ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0855