Artista sy Hira

fetrannie ( 29/07/2008 12:51)
manina be anao za aty lavitra aty... tohiny
novalian'i xxx ny 30/07/2008 05:22
nixmetal ( 29/07/2008 12:26)
Ireo tononkira vaovao sy mandeha matetika daholo no misy, fa ny tena interessant dia ireo hira taloha tsy henoheno firy intsony... tohiny
missel ( 29/07/2008 07:34)
mba alefao aty amiko... tohiny
mozart ( 28/07/2008 19:25)
mila ny hiran'i Lendrema hoe sangim-pitia, de le an'i Dadah sy Brillante hoe "sans nouvelle" merci d'avance e ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/07/2008 05:14
rodins ( 28/07/2008 10:52)
Salut daholo e! Mba mitady ilay tonon-kiran ny tarika AINGA hoe DADA ZILY ( soir soir). Misaotra mialoha e! rdn... tohiny
menatra ( 28/07/2008 08:34)
fahatsiarovako olona iray efa maty... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/07/2008 10:38
aritina ( 28/07/2008 08:33)
sali sali dôly eh sô de mba mis manana ny parole le hiran i Aina Cook hatramin izay kay azafad!de merci eh mzto daolo... tohiny
mikie ( 27/07/2008 17:14)
slu à tous les lecteurs et lectrices de serasera.org!! mba mangataka ny tonon-kiran'i princio "kely fotsiny" :D ra mba mety d mba alefa @adresse mail ko: tianarabarimanana@yahoo.fr. mci d'avançe!... tohiny
verohasina ( 25/07/2008 14:31)
Bjr mba mangataka anle hiran'i ZAY le oe TENA TIA merci (l) ... tohiny
rfsn ( 25/07/2008 07:06)
Mba mangataka ny tononkiran'io izay manana azafady.... tohiny
Lejoba ( 23/07/2008 14:02)
Salama daholo ô Mpankafy les Adeline aho dia te hanamarika hoe tsy Fils d'Adeline toa ny voasoratra ao @ radio vazo gasy no izy fa les Adeline. Sady ilay fils d'Adeline (i Sarobidy io) efa tsy ao a... tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/07/2008 14:16
dolbia ( 22/07/2008 13:11)
Raikitra ve sa tsia le hoe : spectacle an'i Lolo sy ny tariny eto Madagasikara amin'ny volana août notenenin-dry zareo taorian'ny La cigale sa dia ny any andafy ihany no afaka mijery an-dry zalahy ir... tohiny
fanjaialy ( 21/07/2008 19:19)
:( ... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/07/2008 23:49
ainaheri ( 21/07/2008 12:01)
Tiko lotra ty hira ty d naleoko nozaraiko eto http://www.dailymotion.com/video/x4vum0_masoko-manganohano_music... tohiny
narima ( 21/07/2008 07:15)
mba mangataka ny tonon'io hira io maika azfd ze manana... tohiny
MARK07 ( 21/07/2008 06:03)
Manahoana, mba mangataka ny tononin'ny hiran'i MAMY BASTA "Arahaba" Misaotra betsaka mialoha.... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/07/2008 18:24
myandersia ( 18/07/2008 15:05)
bjr! Mba handefaso ny paroles ny hira lohateny : Ilay takariva kely Mpihira : Solika ( navaoziny SAKELIDALANA ) Misaotra mialoha Mail: myandersia@yahoo.fr... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 17:03
onyhtiana ( 18/07/2008 12:52)
salut dooly e! mbo hangataka anle tononkiran'i Shy'n ra mis manan e! le matsara za io an! bye dooly :* ... tohiny
TANALAHY ( 18/07/2008 08:55)
KINTANA TELO. FANDAHARANA... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 09:02
lalah08 ( 18/07/2008 05:44)
'Zaho mba te hifanerasera @na mpanakanto eto Madagascar (DADAH @ tarika MAHALEO), manana ny adiresiny ve ianareo, sa inona no tokony hataoko? Misaotra... tohiny
novalian'i aloalo ny 18/07/2008 11:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1173