Artista sy Hira

Lejoba ( 24/06/2008 11:45)
Mpankafy "les Adeline" ny tenako ary mitady izay mety ho hirany ato anaty serasera. Indrindra fa "raisonao" sy "famonjena ahy". Raha mba misy afaka mampiditra dia isaorana indrindra ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 10:14
verlik29 ( 24/06/2008 06:53)
:lol: mba mitady an'ireo hira ireo e. misaotra... tohiny
ravatorano ( 24/06/2008 05:25)
Nenibetsinjaka Fenoarivo. Elle est née à la fin du XIXème siècle. Et c’est une mémoire vivante de la musique malgache. Honneur à la doyenne des artistes malgaches et à ses 110 ans Son... tohiny
lala65 ( 21/06/2008 05:02)
Salama daholo ny namana rehtra. Mba mitady ny tonon-kiran'i Sakelidalana mitondra ny lohateny hoe mianagaly ny manina e! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i lala65 ny 23/06/2008 07:56
nirinagirl ( 20/06/2008 16:40)
salut daholo, mitady mafy ny tonokiran'i dillie titre= tsy mitana tsy tamana, misaotra mialoha... tohiny
fannyah ( 20/06/2008 10:20)
Fitiavana marina Na ilay hira mitambatra taloha rehetra ireny... tohiny
haha ( 19/06/2008 11:21)
mba mangataka ilay tononkira kalon'ny fahiny misy hoe ny refrain 'Tonkatranonao, re razoky, kanto loatra, .... 'Tsy haiko ny titre & mpihira, nefa hanaovana mariazy @ samedi. Misaotra indrindra :lol: ... tohiny
dimi ( 19/06/2008 09:37)
mba mangataka ny tonon'io hira io e!merci... tohiny
novalian'i Hents2 ny 19/06/2008 17:52
Verosoa ( 19/06/2008 07:49)
mangataka an'io hira io aho Asandratro an'i Antsa an'i Kristy Misaotra tompoko... tohiny
lunja ( 19/06/2008 05:49)
Tiko be ny hiran i lola iny fa mapitombo ny finoko... tohiny
tinoh ( 18/06/2008 09:24)
[img]http://[/img] (l) hirany LIANAH e zay aty tena tsy maheno izany mozika zany e ... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/06/2008 17:49
miranto81 ( 18/06/2008 07:26)
sao dia misy manana ny hiran'ny dega mtse?... tohiny
picanex ( 18/06/2008 05:07)
slt dôly mba mangataka tononkiran'i Mahaleo ze manana. tsy aiko tsara ny titre fa misy hoe "saingy mbola lavitra ilay bandy kely tiany, saingy mbola lavitra lavitra be..." duo miaraka @ vehivavy le ... tohiny
onyhtiana ( 17/06/2008 06:59)
:-P mba anlefaso ny tonon'io hira raha misy manana e! :evil: ... tohiny
Xp ( 16/06/2008 22:41)
Mba fenoy ity hira ity azafady fa tsy tadidin'ny Xp, tsy ampy ny RAM :P Ny alatsinainy e Ny alatsinainy hifoha atalata voazara daholo ny akanjo tao am-bata fa hisaraka hono e handeha ramatoa... tohiny
novalian'i Xp ny 18/06/2008 19:24
razafy4 ( 16/06/2008 15:02)
Mba mitady an'io tononkira io azafady raha azo atao . ... tohiny
novalian'i zandikely ny 16/06/2008 21:33
vivre ( 16/06/2008 11:45)
Mba omeo tononkiran'i Voahangy, @ ity hira ity rangaha a!: Ny saiko adala a!, tsy mety minooo, tsy mety minooo fa tsy eo intsony ianao... Misaotra e!... tohiny
novalian'i pissoa ny 16/06/2008 13:46
ravoulpa ( 15/06/2008 19:19)
Tsara aloha hatramizao ny eto @serasera.org, enga anie hitohy ny fiaraha-miasa Mba mangataka an'io hiran-nDralaza mitondra ny klohateny hoe ny lalantsikaroa io :D ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2008 22:47
robadah ( 14/06/2008 19:06)
mitady ireo hira ireo aho! ok... tohiny
bibidia ( 14/06/2008 16:52)
mba miangavy anareo manan-talenta maba mangataka tondro-peo ny bandy rola hiran'ny lolo sy ny tariny misaotra mialoha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0684