Fa ny hirako
1. ramhan
(
01/09/2008 08:01)
Manao ahoana,
Mba efa ela aho no te-hanana an'io tononkiran'i Rija Ramanantoanina izay mitondra ny lohateny hoe "Fa ny hirako". Miaraka amin'i Nanie sy i Tosy izy amin'io.
Misaotra betsaka mialoha.

novalian'i endrika01 ny 02/09/2008 05:30
2. sorom
(
01/09/2008 15:59)
ramhan,
hihihi, comme le monde est petit :)
Tsy manana io hira tadiavinao io aho, fa mba fitia te-hamaly fotsiny hihihi fa faly nahita anao eto no sady toa malahelo sahady an'ilay fiarahana sy fihaonana ary fifankafantarana snif snif
shalom,

3. sorom

4. endrika01
(
02/09/2008 05:30)
ramhan:
Manao ahoana,
Mba efa ela aho no te-hanana an'io tononkiran'i Rija Ramanantoanina izay mitondra ny lohateny hoe "Fa ny hirako". Miaraka amin'i Nanie sy i Tosy izy amin'io.
Misaotra betsaka mialoha.
Zah kounkou tsy mahay na ny tonony na ny feony,hi hi hi