Artista sy Hira

ratonga ( 07/10/2008 22:18)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/la%2Bliste/video/x116c0_keren-rose-la-liste_music... tohiny
zozofinina ( 07/10/2008 19:31)
Toa iaraha mahalala indray fa lasa fanaovan'ny sasany mattraquages ny RADIO VAZO GASY ??? toa izay mahatohatohana any @ tompon' andraikitra any ihany no tena mandeha bé foana ny hirany??? Misy dia... tohiny
novalian'i Noue ny 10/10/2008 16:20
beautigirl ( 07/10/2008 09:13)
saika mba iheno ilay hira"foza orana".efe nijery t@ internet mantsy aho dia tsy nahita mihintsy.ka mba azafady... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/10/2008 09:17
rafika ( 07/10/2008 08:31)
Nangataka ny tonon'ilay hira hoe Bibilava sinambotr'ankizy aho ary mankasitraka betsaka ireo namaly Raha ny marina dia tsy ilay hiran'Bessa akory no notatiaviko fa ilay Kalon'ny Fahiny. toy izao n... tohiny
novalian'i rafika ny 08/10/2008 12:09
Belami ( 06/10/2008 22:54)
Mba misy manana ny MP3 nio hira io ve ? "Haody ry Anlamangako" hira kalony fahiny ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/10/2008 04:36
vera12 ( 06/10/2008 21:59)
tononkira ny veliranon`iarivo de ny ainga... tohiny
maya3 ( 06/10/2008 21:27)
salu daholo, mitady ny hiran'i njila le hoe "ndeha ho any aho" ka ra mba misy manana dia mba teneno a amini ity adress mail ity: gracia3h@ahoo.fr merçi dia vive madagascar :wink: ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 12:06
rafika ( 06/10/2008 18:07)
Mitady io tonon-kira io aho raha mba azo atao Misaotra Tompoko... tohiny
novalian'i ni81 ny 06/10/2008 18:54
lazounet ( 05/10/2008 23:57)
http://dailymotion.alice.it/video/x6drng_foza-orana_music fa izany indray izany no hira malaza any @ tanàna. Techno tsapiky ve sa inona izy izany. Fa ny tonony aloha dia tena lalina sy raomantika é... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/10/2008 11:13
sosopeta ( 05/10/2008 15:41)
Misy hoe "ory loatra izany foko, ory ny fanahiko, mibaby lamba mainty...."... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/10/2008 08:47
lilc ( 05/10/2008 09:49)
Mba mangataka ny tononkiran'ny "ianao you" an'i Marion raha mety azafady!! Misaotra o!... tohiny
novalian'i Aino ny 06/10/2008 18:31
ratonga ( 04/10/2008 13:50)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tiana%2Bve%2Bmahaleo/video/x1i1ml_tiana-ve_music 8) ... tohiny
novalian'i ratonga ny 05/10/2008 19:46
ni81 ( 04/10/2008 08:34)
http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xqjfw_terezy-kely_music :lol: ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/10/2008 17:13
ni81 ( 04/10/2008 06:46)
Nangataka io hira io i lazounet omaly ka hitako izao maraina izao fa nisy t@ ny mp3 ilay hira, ary toa somary nisy diso kely ny tonony nataoko ka ahitsio azafady http://www.zomare.com/mp3-45-tours/Lo... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 06:54
itaramasoandro ( 03/10/2008 17:09)
Nitsidika ny klip gasy aho androany ary finaritra nihaino ny karazan-kira ary nijery ny dihy samihafa hita tao @ takelaka. Efa mihetsika ny mpihiran-tsika fa tsy toa ireo taloha saiky ny tànana fotsi... tohiny
ni81 ( 03/10/2008 15:52)
Tsy hita izay maharatsy ny handrenesana azy ka mety ahasoa ny rehetra na koa angamba ho an'ny RVG. http://zomare.com/070588t1.html#ancre-a-zovy-tsy-mahay... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/10/2008 07:32
lazounet ( 02/10/2008 23:35)
Sao mba misy manana ny tonon'ny "[u]ma petite maman[/u]" ianareo? Raha tsy diso aho dia "los matadores" no mpihira azy. Merci mialoha ô.... tohiny
riha ( 02/10/2008 14:03)
Salut, mba mangataka io hira io izay manana o! Misaotra... tohiny
novalian'i Aino ny 02/10/2008 18:11
DABE ( 02/10/2008 13:13)
Mahafinaritra ahy ity hira ity.... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2008 21:11
xxx ( 02/10/2008 08:47)
"Misaora an'i Jehovah ny fanahiko Ary izay rehetra ato anatiko,misaora ny anarany Masina..." ..."Izay mamela ny helokao rehetra..." Mangataka ny tonony feno dé raha possible miaraka amin'ny dér... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0606