ma petite maman (tohiny)

1. ni81 ( 04/10/2008 06:46)
Nangataka io hira io i lazounet omaly ka hitako izao maraina izao fa nisy t@ ny mp3 ilay hira, ary toa somary nisy diso kely ny tonony nataoko ka ahitsio azafady
http://www.zomare.com/mp3-45-tours/Los-Mata/petite_m.mp3 :lol:
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 06:54
2. ni81 ( 04/10/2008 06:50)
Nisy tsy ampy koa ny tonony :lol:
3. ainaheri ( 04/10/2008 07:30)
hay izay ilay hira!!!Ho la l,tena mampatsiahy ny fahazazana klé,merci nizara
4. lazounet ( 04/10/2008 12:44)
ni81:

Nangataka io hira io i lazounet omaly ka hitako izao maraina izao fa nisy t@ ny mp3 ilay hira, ary toa somary nisy diso kely ny tonony nataoko ka ahitsio azafady
http://www.zomare.com/mp3-45-tours/Los-Mata/petite_m.mp3 :lol:


Dia mbola mamerina ny fisaorana sy fankasitrahana ré a!
Manoroka mamy.
Laza
5. fahamarinana ( 04/10/2008 13:23)
:arrow: aoka fontsiny e,misaotra mandrakariva mizara fa tena manana namana mihintsy e.Izay no tsy ahafoizako an'ny serasera fa misy namana ok beuhhh!! :-* (l)
6. lazounet ( 04/10/2008 14:17)
fahamarinana:

:arrow: aoka fontsiny e,misaotra mandrakariva mizara fa tena manana namana mihintsy e.Izay no tsy ahafoizako an'ny serasera fa misy namana ok beuhhh!! :-* (l)



Marina mihitsy izany fa ny olana dia namana "tsy misy tava" no betsaka.
Mba miezaka ihany ny tena maminany hoe: ahoana moa izao ny tarehin'i Ni81, Fahamarinana, etsss :^) :^) :^)
atao akory é!
Izao no anjara.
:( :(
7. ni81 ( 04/10/2008 14:23)
:lol: :lol: Efa zavaboaharin'Atra daholo ange ireo miseho ireo e! ny an'i fahama palmiers sy cocotiers angamba ireo zao, ny ahy indray voninkazo kely tsotra maniry eny an-tsaha toy ilay voninavoko (na dia tsy izy aza). :lol: Fa misy fotoana ny zava-drehetra e! :)
8. lazounet ( 04/10/2008 14:30)
Andraso fa esoriko aby ny sariko ato dia soloiko zavaboahary toa ny anareo =))
; Hitady sarina rambon'Omby aho izao hanoloako ny tavako... zava-boahary io koa.. hi hi
9. ni81 ( 04/10/2008 14:37)
Andraso fa esoriko aby ny sariko ato dia soloiko zavaboahary toa ny anareo
; Hitady sarina rambon'Omby aho izao hanoloako ny tavako... zava-boahary io koa.. hi hi
:-D :-D
10. fahamarinana ( 05/10/2008 11:03)
:arrow: ka lazounet efa malaza ka na hiafina aza tara loatra...misy fotoanany tokoa ny zvdrehetra.. :) (l)
11. endrika01 ( 07/10/2008 06:54)


Nangataka io hira io i lazounet omaly ka hitako izao maraina izao fa nisy t@ ny mp3 ilay hira, ary toa somary nisy diso kely ny tonony nataoko ka ahitsio azafady
http://www.zomare.com/mp3-45-tours/Los-Mata/petite_m.mp3 :lol:


[/quote]

tsara kosa lay izy kou(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.146