Artista sy Hira
pinar
(
29/10/2008 17:57)
mba andefas ilaly parole ifanihy ilay avy lavitra iny azafady o :D ...
suite
répondu par ni81 le 29/10/2008 18:22
mabloo
(
29/10/2008 15:33)
Misy hira zay ry reto mba tena tadiaviko ah!tsy haiko tsara ny lohateniny sy ny mpihira azy fa toy izao ny tonony: hira ara-pilazantsara le izy e!
Misy anditsaina ve amin'ny fiainanao
entamavesatra...
suite
hery
(
29/10/2008 14:05)
Misy mba afaka manome ny tonon'io hira io ve azafady?
...
suite
répondu par Noue le 29/10/2008 17:10
hub
(
29/10/2008 07:55)
salut daholo,
midaty an'io tonokira io za, ra manana anareo de omeo
misaotra mialoha
bye...
suite
rafangotsohana
(
29/10/2008 07:38)
Ho anao modérateur
Mahagaga ahy Tompoko, fa mba mandefa tononkira sy mpihira ao @ forum tononkira aho, efa ho iray volana izao, nefa nony mijery aho, toa tsy tafiditra ao akory ilay izy, sa ahoa...
suite
répondu par rafangotsohana le 30/10/2008 06:40
vsct
(
28/10/2008 14:33)
Mitady tononkiran'ny "Mandihiza rahitsikitsika" azafady.Misaotra betsaka....
suite
répondu par ni81 le 28/10/2008 17:44
ratonga
(
28/10/2008 09:52)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo%2Btena%2Bfitia/video/x68qn3_mahaleo-tena-fitia_music...
suite
répondu par ssendra le 04/11/2008 08:44
tsiaronala
(
28/10/2008 04:35)
Raha mba misy mahay ny lohatenin'ny ilay hira misy hoe "aiza n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao.Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako"
Dia mba omeo tonony za raha misy mahay,Sady tsy aiko ...
suite
répondu par endrika01 le 28/10/2008 12:47
ni81
(
26/10/2008 12:21)
Malagasy ny rainy ary ny reniny vazà. Manana ny hira izay nampalaza azy izy, ary nisy koa hiran'ny mpanakanto malagasy nohirainy, toy ny hiran'i Bessa ohatra.
Ity ny hira nampalaza azy @ teny frants...
suite
répondu par tslem le 28/10/2008 08:13
ni81
(
26/10/2008 10:59)
Mba jereo ange ilay tovovavy kely mandihy eo e! http://www.dailymotion.com/relevance/search/mamy%2Bgotso/video/x2bjgi_kama-mamy-gotso_music...
suite
répondu par Noue le 03/11/2008 17:26
Ndyx
(
26/10/2008 10:24)
Hiran'ambondrona: "torohy aho ry Ray mba ho tena ray aman-dreny.." ...
suite
répondu par rurale le 27/10/2008 11:55
LEBILA
(
26/10/2008 07:30)
mitakoko eo amoroptana eo ianao
mikalo manaraka feombalihy...
suite
répondu par lembelo le 30/10/2008 09:54
mitoetra
(
25/10/2008 06:38)
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny namana serasera
Mba mangataka ilay hiran'ny SAOTRA SY DERA "iny lalana iny e!"
Misaotra mihaloha
Veloma daholo
Mitoetra ...
suite
répondu par ni81 le 25/10/2008 06:52
nours
(
24/10/2008 13:25)
Mba misy manana ny tonon lé hiran'i Marion "Ianao You" ve? mba omeo re raha misy e!
Merci à tous...
suite
bedalandy
(
24/10/2008 08:18)
atolotro ho any olon-tiako daloha io hira io,i melky no mihira azy! (l) ...
suite
milay1267
(
23/10/2008 21:19)
slt raha misy mahay re mba omeo anio aho
HANDEHA HANASA LAMBA SOLIKA...
suite
répondu par endrika01 le 28/10/2008 12:35
LEBILA
(
23/10/2008 16:06)
Hira tamin'ny taona 1970 tany .RAONA ilay groupe
milaza hoe
Hay ve naleonao nikipy
Tsy nijery akory ny endriny efa maloka
Hay ve izay no vitanao ect ;;;;...
suite
répondu par LEBILA le 25/10/2008 07:40
nicoflam
(
23/10/2008 15:35)
Misy olo ve manana ny tononkiran'hiran MIKA SY DAVIS "Miraigna"?
Misaotra ianareo mialoha
Nico...
suite
