Artista sy Hira
nantian
(
23/10/2008 06:47)
Slt daol,
sao d misy manana parole "Mila vonjy" - Shyn fa tena ilaina be mits, zfd...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 09:02
xxx
(
22/10/2008 13:53)
Mbo azo atao ve ny mahazo ny tonokiran'io hira io รด!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 09:07
Meechoo
(
22/10/2008 12:35)
slt Daholy an! Raha mba misy manana tononkira Ilay Anjeliko - Mirado dia mba lazao ahy azafady...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 09:00
cob
(
22/10/2008 06:36)
mangataka ny tononkiran`ny zareo Karmela Mitondra ny lohanteny hoe "tefeo ny foko "
misaotra tompoko ...
tohiny
novalian'i rurale ny 24/10/2008 06:41
Delphi
(
22/10/2008 04:51)
sao dia misy manana ny tonon'ilay "etsy ho tantanako indry" an'i ifanihy ianareo mpitsidika ato, azafady indrindra e! tena ankasitrahana raha mbola asianareo ny tonon'ilay "ho tia tsy ho toy ny ety an...
tohiny
anjelis
(
21/10/2008 09:34)
manao ahoana daholo,
izaho ry zareo tena namadibadika ity namana-serasera ity fa tsy nahita mihitsy ny tonokiran'ireto hira 2 ireto a! tena mba miangavy izay manana ny tonony mba alefaso fa tena mba ...
tohiny
novalian'i mazavarakoto ny 26/07/2017 13:01
masimanitra
(
19/10/2008 18:49)
Mba mitady Notina gitara malagasy raha mba misy mahay mba hianarana eh! ohatra hoe Mahaleo, Lolo sy ny tariny, ...
Do, re, mi, fa, sol ...
Misaotra mialoha eh...
tohiny
novalian'i Lyra ny 21/10/2008 15:06
ondry
(
18/10/2008 08:51)
novalian'i sylvania ny 18/10/2008 17:34
rodro
(
17/10/2008 11:20)
mba omeo mp3 nio azafady
...
tohiny
Lantotiana
(
17/10/2008 07:57)
Miarahaba anareo
Manoratra sy mamangy anareo namana rehetra ny tenako
Aty Italie , izaho mianatra, lANTO NO ANARAKO
Mba mangataka hiran'ny Patty mitondra ny lohateny hoe : NOSTALGIE
Sy hiran'ny TA...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/10/2008 00:44
miarintsoa
(
17/10/2008 07:30)
Mba mangataka ny tonokiran'y lola (lehilahy) le hoe k'atao an' ny zany...
tohiny
novalian'i RaYves ny 19/10/2022 17:09
melody
(
16/10/2008 16:41)
mba mitady ny tonokiran'i Firmin,izay manana e, dia misaotra betsaka
http://www.dailymotion.com/relevance/search/firmin/video/x572b7_ilay-jesosy-fitiavana-firmin_music...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/10/2008 17:41
xxx
(
16/10/2008 08:23)
Mba mitady ny tonon'io azafady - mpihira Mamy Basta...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/10/2008 11:55
xxx
(
15/10/2008 22:05)
Amin-kafaliana no anasana antsika amin'ny Antsam-panahy tokana hataon'ny VHF eto Paris.
VHF ve ? Ireo kalazan'ny hira malagasy midera sy mankalaza an'Andriamanitra.
Bodo, Via, Luk sy Mahery miar...
tohiny
novalian'i bezity ny 24/10/2008 07:36
Ambinda
(
15/10/2008 18:14)
salama daholo,
Mba omeo hiran`i Tiana re zay manana,ireto:-Arabaina-Toamasina.
Misaotra mialoha...
tohiny
