Artista sy Hira

rnirinasoa ( 14/11/2008 11:33)
mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "mahatsiaro anao ...... hira iray hira tsisy farany " an'i Jeneraly ... tohiny
eros7 ( 14/11/2008 04:22)
darebel ( 13/11/2008 20:40)
io ny takelaka zay liana @ ilay manjakelinay : [url]http://www.myspace.com/shaanimusic[/url]... tohiny
novalian'i vale ny 14/11/2008 00:01
chou2 ( 13/11/2008 06:59)
[i]Italic text[/i][i]Italic text[/i] manahoana o! mb omeo "tsy miova" marion ra manana enao :* :* ... tohiny
mipiso ( 12/11/2008 09:52)
O ry zareo a! mba mangataka le hiran'Y-Zit "Aza avelanao " iny ra hainareo. Simbasimba amin'io hira io mitsy a! Marn e Misaotra betsaka eh... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/11/2008 09:55
salema ( 11/11/2008 09:57)
mangataka hira ny bessa mitondra ny lohateny hoe foiko manontolo sy i mirado izay rehetra misy de misaotra antsika rehetra izay mahay azy ny tenanay (l) ... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/11/2008 06:17
artinamus ( 11/11/2008 06:41)
mba somary mitady an'io solfa io smary maika ra mbo misy afaka manome! de msaotra dieny mielou daholo... tohiny
novalian'i sarobidy ny 20/11/2008 05:36
melody ( 10/11/2008 19:18)
Mitady ny tonokiran'i Marion, io ambony io ny titre izay manana e, misaotra bdb... tohiny
novalian'i melody ny 12/12/2008 09:44
melody ( 10/11/2008 18:09)
Mitady ny tonon-kiran'io mpihira ambony io izay manana e, titre: ISIKA ROA http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x4qhry_isika-roa_music MISAOTRA E!... tohiny
novalian'i melody ny 12/12/2008 08:56
Iarindrano ( 10/11/2008 17:31)
Salama daholo, mba mitady ankizy izay mazoto ny mba te hihirahira izahy, izany hoe ny pitendry zava-maneno efa misy , fa tsy ampy mpihira zany demba miandry antsika izay mazoto, mandefasa hafatra.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2008 06:20
rabilabila ( 10/11/2008 09:43)
Maty tany Italie i Myriam Makeba . Hoa n'ireo mbola tanoranora angamba ny ahalalanareo azy dia ny fiarahany nihira t@ Paul Simon ,na koa ilay hira hoe "Pata,pata". Amiko izy dia taratra amin'ny ad... tohiny
novalian'i ikalamako ny 13/11/2008 21:38
xxx ( 09/11/2008 19:02)
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/raphael/tana_005.php mahafinaritra rehefa mba misy tarika vahiny mitsidika i madagasikara.... tohiny
xxx ( 09/11/2008 12:40)
sali doly o ! Mba mitadu ny tonony Lucile an'i black jak's azafady o ! misaotra betsaka !... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/11/2008 10:29
bibidia ( 06/11/2008 11:04)
manahoana daholo!! hono ry akama iza marina no artista mihira ny RABODONARIVO sy RAVOROMBAZAHA . raha ny fahalalako aloha dia an'i TSELONINA ary TSELONIA sy ERIC MANANA no mihira ilay RAVORIMBA... tohiny
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 12:21
fanilometissa ( 05/11/2008 13:00)
mba handefaso hiran'i Y Zit lay hoe "aza avela" fa tiako be lay izy nefa zah tsy manana ny tonony, mba te hihira mafy ref mba mandeh amin'ny radio sy tele dia misaotra mialoha e :oops: ... tohiny
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 13:16
bhiaulat ( 05/11/2008 12:07)
Tsy tena haiko ny titre-an'ilay hira fa ny tadidiko fostiny dia misy an'ity phrase ity ao @ ilay hira: Omeo ny fo-ndry izy ry anina ; raiso an-tanadroa izy fa fanina Indry no miaraka aminy ndry iha... tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/11/2008 15:37
xxx ( 04/11/2008 20:15)
slt daolo eee, zay mba te ahazo le hirany mirado anjeliko de mba asio ao rah misy manana na mahita eee, na de tsy mankafy aza de mba andefaso zay eee, tsara fanah daolo nareo,hihihihihii, de maztoa ee... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/11/2008 07:37
Kikila ( 04/11/2008 19:35)
tsi misy hafatra ... tohiny
novalian'i bezity ny 06/11/2008 13:06
xxx ( 04/11/2008 18:40)
Dadah de Fort dauphin est décédé le lendemain de son spectacle. Le rendez-vous pour la présentation des condoléances est fixé à 20h à la gare du RER (A) à Brie sur Marne Jeudi 6 Novembre 20... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 17:24
endry ( 04/11/2008 15:08)
mba tediavo kely ange azafady ilay hira ny mirado iny ilay hoe:" ilay anjelikony "iny fa tena tiako iny hira iny.Izany moa rangah fa izaho ange mankafia any serasera foana ... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/11/2008 17:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06