Artista sy Hira

dana2 ( 08/12/2008 05:57)
bjr daholo ohh!!mba mila fanapina ry reto ann!!mitady hira mariage za so nareo mba malala (hira mariage evangelika slow na zay itanareo tsy maninona fa hira mariage raha mba malala nareo).mba valio ai... tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 09:23
Mimhie ( 08/12/2008 05:33)
mba makataka an'ilay hiran'i JAOJOBY " tia renireny" zay manana azafady ô! mankasitraka e!... tohiny
neja ( 07/12/2008 20:49)
Tsy dia fantatro na vavaky ny Tompo na Firaisankina ny lohateniny, fa misy hoe ny refrein Vavaky ny Tompo mampiray..., raha misy solfa de tena manampy ahy indrindra. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i neja ny 10/12/2008 18:59
rico ( 07/12/2008 20:19)
salut za ry reto mba mangataka le hiran i Rija asolondraibe iny hoe mandohalika raha mba misy manana de misaotra mialoha... tohiny
tselatra ( 07/12/2008 09:42)
mitady hiran'i Kiaka mitondra ny lohan-teny hoe : atolotro anao... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/12/2008 13:51
armelle ( 06/12/2008 05:31)
AZAFADY TOMPOKO SAO DE MISY NY HIRAN'NY AMPIFITIA NY LOHATENINY TOKIMPANOMPOANA ... tohiny
novalian'i malalany ny 09/12/2008 14:43
Zozoro ( 05/12/2008 18:30)
Miarahaba ny rehetra, ary miala tsiny raha izao indray vao tonga eto nohoin'ny antony maro samy hafa. Raha ma misy mahay na manana ny tonon'ny hira hoe: tokana iny (izay angamba no titre) dia tena an... tohiny
novalian'i turix ny 06/12/2008 10:39
pinouch ( 05/12/2008 13:58)
mbô angataka ny hiran'i Bessa "foko manontolo" ze mnn, mrc ... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/12/2008 14:03
grostiti ( 05/12/2008 10:17)
mbo mangataka ny titra any lay hirany solo io e! sy ny anarany solo fa tsy ay ... tohiny
novalian'i hery ny 05/12/2008 10:39
Bita ( 05/12/2008 08:46)
Mba mangataka ny tonon'ilay Ny ranomasinan t@ Jeux des iles raha mba misy afaka manome dia misaotra indrindra mialoha.... tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:05
radomalala ( 05/12/2008 01:44)
manahona daholo . mba mangataka tonakira na hira christimas aho e.@ teny francais na teny inglish na malagasy koa aza tsy maninona ampianarakko ny eglise nay aty indonesia e. ireny hira fanao @ noel ... tohiny
Alph ( 04/12/2008 07:30)
Mba mitady ilay tonon-kiran'i Tonton Pà mitondra ny lohateny hoe Minouche azafady. Misoatra indrindra ^^ ... tohiny
tokyran ( 03/12/2008 18:06)
mba mangataka ny tononkiran i iary modia amizay izahay avy aty canada ... tohiny
novalian'i bool ny 09/12/2008 15:35
ni81 ( 03/12/2008 16:59)
Tena tsy mianjera mihitsy ilay tavoahangy eo ambony lohany an! http://www.dailymotion.com/alexlamalgache/video/x6q4bu_dmonstration-salegy-6_music... tohiny
Gomin ( 02/12/2008 16:09)
Mangataka ny tonon'ny hiran'i Bekoto ao @ tarika mahaleo,mitondra ny lohateny hoe: "Il est souvent"... tohiny
novalian'i Noue ny 03/12/2008 05:25
Fitafifa ( 02/12/2008 15:29)
Ilay hoe HAFALIANA ... NY MPITORY... tohiny
novalian'i ni81 ny 03/12/2008 06:16
salamaeva ( 02/12/2008 11:47)
Mitady hira vola sy Noro angamba no mihira azy ohatr'izao ny refrain-ny: tena mafy izany tia, ka manodiava anao, ianao no be siasia, ....... ... tohiny
novalian'i ni81 ny 03/12/2008 16:42
nikah ( 01/12/2008 11:48)
Miarahaba ny rehetra! Sao mba misy afaka manome ny tononkiran'ny Enfant de Jesus n'ny Les Adelines .Misaotra indrindra mialoha.... tohiny
novalian'i nikah ny 03/12/2008 07:40
arihando ( 01/12/2008 11:45)
slt! mangataka ny hiran'i FENOAMBY : "Halako vandy" mirary soa... tohiny
tony586 ( 01/12/2008 08:24)
mba mangataka tononkira shyn feno anao zay mahay misaotra mialoha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604